Ho an'izay mbola tsy nahita!

1. lagoon ( 16/02/2009 18:04)
Hiangaviana mba hamoaka mosoara ny sasany e!!!

http://www.youtube.com/watch?v=KY8WXKWkf08

http://www.dailymotion.com/htantely/video/14089616
novalian'i gasyjean ny 17/02/2009 13:51
2. andrywui ( 16/02/2009 18:08)
SSSSH SARY VOTANY KELY RATSY BE EFA FAHITA FOANA ISANANDRO NY ANLAH TSSSSS!!!! MBO TSARATSARA ALEFA FA VESA BE ,SADY MBA VAOVAO BE RENY , RATSY KELY MAPME KELY ,,,TRANAINY KELY
3. xxx ( 16/02/2009 18:09)
SSSSH SARY VOTANY KELY RATSY BE EFA FAHITA FOANA ISANANDRO NY ANLAH TSSSSS!!!! MBO TSARATSARA ALEFA FA VESA BE ,SADY MBA VAOVAO BE RENY , RATSY KELY MAPME KELY ,,,TRANAINY KELY !!!
4. Noue ( 16/02/2009 18:18)
SAMBORY TGV !!!! SAMBORY TGV !!!
5. Noue ( 16/02/2009 18:24)
misaotra leisy lagoon aaa! milay be eeee =D> =D> =D> =D> =D> =D>
6. andrywui ( 16/02/2009 18:32)
Noue mba mandokandoka ny an'olo eo fa tsy ny an Noue ratsy kely reny no alefa mba hiomehezana sa ny anlh efa tsa misy koa ?? sa mbola hamorona anle mapme kely reny ??? rahapitso makà sary betsaka fa ahita ny fidabony Noue rahapitso !!!
7. molota ( 16/02/2009 18:34)
in MOA NO MBA FANTATRY RY TGVENDRANA IZAY HITANY VENDRANA AVOKOA HIIHIHIHI :-D :-D :twisted:
8. mirana5 ( 16/02/2009 18:40)
molota:

in MOA NO MBA FANTATRY RY TGVENDRANA IZAY HITANY VENDRANA AVOKOA HIIHIHIHI :-D :-D :twisted:


Aiza no n garer nareo lay boing 2 aloha é, ary aiza ny vola vidy tany namidy tamin'ny Koreana é!
:roll: :?: :?:
Aiza faly mamahan -dalitra ny vahoaka fotsiny e!
9. andrywui ( 16/02/2009 18:43)
Mirana5 tres bien !!! ampihinano mihitsy ry Mirana rehefa tsisy saina a!! ataovy petsa ao reo !!!
10. xxx ( 16/02/2009 18:45)
aiza le vahoaka 3000 mpanaraka an'i tgv ntso ireo le tapa porohana sisa tsy may teny @ magro sy rnm
11. mirana5 ( 16/02/2009 18:49)
xxx:

aiza le vahoaka 3000 mpanaraka an'i tgv ntso ireo le tapa porohana sisa tsy may teny @ magro sy rnm


INONA?
12. xxx ( 16/02/2009 18:50)
:-D :-D :-D :-D :-D maty lolo njay rawiwiw xx hahahahahhhh :°) io ny prezdantsika rawiwiwi xxx a! hajao izy fa tsy manna akoatrazy tsika e ! ;-)
13. molota ( 16/02/2009 18:51)
Tsy AMETRAKA VOLA any AM-POSINAREO akory ny Fanjakana! ny Firenena iray manotolo no tsinjovina. ary aza B wawa fa ra mahay dia ataovy izay atao! TGVendrana ataovy Présidà :-D :-D :twisted:
14. xxx ( 16/02/2009 18:53)
andrywui:

SSSSH SARY VOTANY KELY RATSY BE EFA FAHITA FOANA ISANANDRO NY ANLAH TSSSSS!!!! MBO TSARATSARA ALEFA FA VESA BE ,SADY MBA VAOVAO BE RENY , RATSY KELY MAPME KELY ,,,TRANAINY KELY


Manahoana ra- andrywui ! Raha alalininao ary ny tena resaka ambadika dia ahoana no tena zavamisy manoloana ny olana toa izao miseho ao madagasikara izao ? tsy ho mendrika ny hahalala izay tena marina ve izahay mpiserasera aty an-tany lavitra aty ? ianareo no fitaratra @ fitantarana ny zava-misy ao mada ao .
15. gasyjean ( 16/02/2009 19:34)
lagoon: misaotra fa tena tsara,
ANDRIAMANITRA ANIE HITAHY NY FILOHA,
ANDRIAMANITRA ANIE HITAHY AN'I MADAGASIKARA!

ELA VELONA ANIE IREO TIA TANINDRAZANA
ELA VELONA ANIE IREO MALAGASY HENDRY TIA FIHAVANANA!!!!
16. mirana5 ( 16/02/2009 22:23)
gasyjean:

lagoon: misaotra fa tena tsara,
ANDRIAMANITRA ANIE HITAHY NY FILOHA,
ANDRIAMANITRA ANIE HITAHY AN'I MADAGASIKARA!

ELA VELONA ANIE IREO TIA TANINDRAZANA
ELA VELONA ANIE IREO MALAGASY HENDRY TIA FIHAVANANA!!!!


TSARA NY MIANTSO AN 'ANDRIAMANITRA FA MITOLOMA AO ANATIN'NY FAHAMARINANA ALOHA DIA MANAMPY ANAO ANDRIAMANITRA
AIDE TOI ET LE CIEL T AIDERA!
sa miandry eo am-baravarana ilatsahan'ny fanamasina no tadiavinao io?
17. gabidemony ( 17/02/2009 00:31)
marin'izany ry molotra ah! tondroy molotra any mintsy io TGVonga-t...io :P
18. riwa ( 17/02/2009 06:35)
Kaiza daol ry akama a, ny mpanavendrana iany oa no tena vendrana e,tsy arakareo v zany ary ny ny mahazo tombotsoa iany no mbl miaro fona an'draHUIT e!, reo zay tsy mjery lavitra fa ny anio ihany. mba msaina fanga ra betska ny teny mahamasina d oe iz daol reny , ny 13 mai no tena herin'ny firenena eo no tena ahitana azy fa tsy alehan'ny mpitondra satria ireo oul reo no atao oe mitrotrongy vo mihinana sy mahita asa, mikaroka isan'andro zay atao sy hohanina e!
19. xxx ( 17/02/2009 10:34)
VAVAK PREZIDA

"Marina daholo zany ramalagasy !... tsy mendrika hitsimpona izay sombitsombiny latsaka avy @ latabatro akory ianao...nefa raha hanao TIM ianao tsy mba holaviko mihitsy!!!"

"Izaho no lalana sy la farine ary menaka,tsy mahazo mikaly raha tsy amin'ny alalako irery ihany" (Marka 7,77)

"Tiava ny namanao ary gadrao zay manenjika anao" (1Tim 7,77)

"araraoty ny andro azo hanangonam-bola fa miharatsy zao fiainanaizao" (2Tim 1,77)

Ahoana no tsy hinoanao fa mivavaka aho ? misaotra an'Andriamanitra mandrakariva aho fa nomeny vahoaka bado sy dondrona ary koa fiangonana mora vidy izay maharo ahy mihoatra noho ny foloalindahy sy ny miaramilako.

Ny miaramila miaro ahy raha misy mitady hitifitra na
hamono ahy,ny fiangonana kosa mampianatra ny olona tsy hamono ahy fa hivavaka hoahy sy hankatoa ny fahefako lehibe.

Ho ahy irery ihany anie ny voninahitra sy ny fanjakana
ary fiadanana hoan'ny olona ankasitrahako!

de nandray ny dibera tiko izy de hoy izy:hano, ity ny dibera vitan'ny omby vavy be ronono nafarana avy any afrika atsimo zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy raha mahavidy ianareo,,de toy izany koa ny ronono:raiso, ka sotroy, ity ny màna milk,zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy refa lasa adala any @hopitaly ianareo ......

Raha misy olona roa na telo mivory tsy amin'ny anarako dia sambory izy!

---------***************---------------------
"Ny fanananao dia vokatry ny vintana fotsiny ihany, fa tsy nohon'ny fahaizanao akory"
20. gasyjean ( 17/02/2009 13:51)
mirana5:

gasyjean:

lagoon: misaotra fa tena tsara,
ANDRIAMANITRA ANIE HITAHY NY FILOHA,
ANDRIAMANITRA ANIE HITAHY AN'I MADAGASIKARA!

ELA VELONA ANIE IREO TIA TANINDRAZANA
ELA VELONA ANIE IREO MALAGASY HENDRY TIA FIHAVANANA!!!!


TSARA NY MIANTSO AN 'ANDRIAMANITRA FA MITOLOMA AO ANATIN'NY FAHAMARINANA ALOHA DIA MANAMPY ANAO ANDRIAMANITRA
AIDE TOI ET LE CIEL T AIDERA!
sa miandry eo am-baravarana ilatsahan'ny fanamasina no tadiavinao io?


AZA MATAHOTRA IANAO FA EFA MITOLO ANDRO AMAN'ANALINA AHO,MIEZAKA MANOVA NY TOETSAIN'IRETO MALAGASY NAMANA,IZAY MBOLA TSY TONGA SAINA IHANY,KA HOETIN'NY SASANY @ SANGANY DIA MANARAKA GÔSY SY DROATY,TSY AMIN'ALALAN'NY ADY SY ROTAKA ,FANDROBANA,FANAKORONTANANA,FANDRAHONANA ,FAMPITAHORANA AN'IREO IZAY MANEHO NY HEVINY,FANGALARANA,FAKANA AN-KERINY,AKORY NY FAMPISEHOANA IZANY HOE DEMOKRASIA IZANY.ARY NY ATAO HOE VAHOAKA AKORY DIA TSY IREO IZAY MANAIKY NY HEVITRAO IHANY FA IREO MANGINA IZAY TENA MBOLA MARO AN'ISA KOA DIA MBOLA VAHOAKA.NY FIFIDIANANA AMIN'NY LAFINY MANGARAHARA IHANY NO MILAZA NY DEMOKRASIA MARINA,IZAY NO TENA FITONDRAM-BAHOAKA.
KA IZA @ IREO AO @ A 13 MAI ISAN'ANDRO IREO NO MITOLONA HO @ NY FAHAMARINANA? TSY MISY, IGNORANTS DAHOLO IREO,MITOLONA HO AN'NY TOMBONTSOAN'OLOM-BITSY,NA MAMONO-TENA MIHINTSY AZA NY FILAZA AZY NOHON'NY HANKELEZAN-TSAINA.
MIRANA5:"METY ANAMPY AHY IHANY VE LE CIEL AMIN'IZANY?"

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.064