mitady hussier maika be pour demain rdv 10h

1. xxx ( 16/02/2009 16:21)
mitady hussier maika be ry tgv soa mba misy volontier pour dem1 fa tena very fanahy lery hangalana ny ministera fa midy ho ny trano
novalian'i kabota ny 17/02/2009 08:58
2. xxx ( 16/02/2009 16:23)
tsy mila hissier izany hamohana ny ministera,efa misy specialiste ny famakiana trano ho avy eny dem1 :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. Mirananirina ( 16/02/2009 16:31)
:lol: :lol: :lol:
4. xxx ( 16/02/2009 16:36)
angah hussier ny anaran'ireo namaky sy nandoro magazay sy tranombarotra erak'antananarivo reny?
5. xxx ( 16/02/2009 16:38)
aza taitaitra fa tsy maintsy azo io e!! ny vola hividianana barre a mine ,barre a pince ,lame a scie metaux ,angady ,la pique ,.... anga no tsisy oooooo !!hi hi fa rahapitso miaona eto zany eee!!! bye bye eeeee
6. zama91 ( 16/02/2009 16:40)
f'abgaha moa izany koa legal e,fandanian'andro fotsiny ny an'i tgv,maninona raha mba ministera mivoha no nalaina dia ho hita teo e,rahampitso indray rehefa mahita hussier dia hoe mila mamapahefana hamakiana an'i ministera hanaovana constatation,
7. andrywui ( 16/02/2009 16:51)
Ny huissier betsaka ka :: fa naleo ihany nisafidy ny ady gasy rapitso ka !!! hohitanareo eo izy :!!! eo atsika mahita izy !! he he he he !! mbola ho lava ny alina fa matoria aloha tsara maka aina oo !!!!!
8. zama91 ( 16/02/2009 16:57)
efa ela izay ,rampitso rahampitso na ny mpanaraka an'i tgv efa manomboka leo,rahampitso indray dia mitady excuse hoe hadino ny cle hamohana ny ministera fa aleo mihitsy amin'ny alarobia :P :P
9. lagoon ( 16/02/2009 17:04)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:

Kanosa lahy ity TGV ity.Hivadika @ io resaka io.
10. zama91 ( 16/02/2009 17:09)
efa fanatra fa tsy handeha mihitsy io tolona io fa tokony solution hafa tadiavina,mba mangataka ny hisian'ny democratie sy ny mba hidinany vidimpiainana.Zavatra toy izany mba tokony ho lazina fa tsy ady seza lava izao
11. xxx ( 16/02/2009 17:20)
marina ve fa mpiandry fopla hono teny @ devan miaraka ny bible miakanjo fotsy
12. zama91 ( 16/02/2009 17:23)
ary aiza ny bureau an'i tgv e misy mahalala ve sa eny iavoloha :oops:
13. xxx ( 16/02/2009 17:33)
tsy ho eny tsiafahy ve no misy ny bureaun'ny tgv e ,
14. xxx ( 16/02/2009 17:38)
marina ve fa mpiandry fopla hono teny @ devan miaraka ny bible miakanjo fotsy
ka na tena izy moa na fopla dia maninona e! Angaha rehefa hipoaka ny basy ahavita inona eo ireny? Sokina manatona afo ange ry zareo e! Dia efa tokony hividy lambamena daholo indray ny fianakavian'izay hanafika ministère rahampitso angamba...
15. molota ( 16/02/2009 17:44)
tsy aleo V ry Tgv isany mba maka saina kely aloha dia @ny 2012 manao tsaratsara é! :-D :-D :twisted:
16. xxx ( 16/02/2009 17:44)
ka ministera aiza ?sa ireny androany ireny atao hoe manoeuvre diversion
17. andrywui ( 16/02/2009 17:47)
milamn fotsn alou oa fa hamoaka basy tsika rapitso !!! miampy barre amine sy barre apince sy molotov de vita kabary !!!! zay ane no ataoko oe milamnnn fotsiny ee !!nareo mkorapaka be tsy haiko !! he he he he
18. xxx ( 16/02/2009 17:52)
na mpanaraka an'i tgv aza leo ,ireny ihany no hamona azy eo ^^ ^^ ^^
19. xxx ( 16/02/2009 17:54)
lasa ohatran'ny fisainan'i andrywui no ankabeazany mpanohana an'i tgv ,mitady sorona maromaro vao mety hidemare milay indray ny tolona
20. molota ( 16/02/2009 17:55)
hihihihhihihi! basy dé molotov de in koh????? tsy misy dikan'RA IZANY fa ampio tafondro 100, ZANY V mba solution an"anreo TGVendrana é hihihi :{ :-D :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1385