mitady hussier maika be pour demain rdv 10h
23. andrywui
(
16/02/2009 18:02)
molota aza matahotra oa fa ho avy isika ee! mila fahendrena kely ny androany fa tsy fo be fotsn ane izy ty e !!! mbola hividy barre amine , barre apince , molotov sy ny sisa ,, ny basy efa misy mass36 250vonona ao !! zay ane no ataoko milamina oa fa hilalao isika
24. molota
(
16/02/2009 18:19)
tena hita miariary zao ianareo fa tena Tanora Gaigy VENdrana miitsy HANAPOTIKA sy HANDORO indray??? mba mampiasa saina OA! IANAREO IHANY NO HO MAY @ny AFO atsanganareo eo koh!? IZA MOA no FAY ra tsy ny TGVendrana isany hihihihi!! :-D :-D :twisted:
25. andrywui
(
16/02/2009 18:23)
elah alou no hovita voalo ka avy eo manaraka ho azy ny akamanlah ato ref vita ela !! fa andaso alu oa faza maika ho faty oa elah molota a!! miainà tsara alo fa vao zaza vao ane ela e!!
26. zama91
(
16/02/2009 18:32)
andrywui:m
elah alou no hovita voalo ka avy eo manaraka ho azy ny akamanlah ato ref vita ela !! fa andaso alu oa faza maika ho faty oa elah molota a!! miainà tsara alo fa vao zaza vao ane ela e!!
calme ialahy f'aza miakatra toy io eh,angaha fitondran'ny jiolahimboto no hapetraka eo dia hanaiky ny vahoaka
28. xxx
(
16/02/2009 21:56)
rahoviana indray ville mote hakana temps mort kely fa vizana ny ady t@ miaramila teo @13mai
30. ndenn
(
17/02/2009 00:16)
andrywui:
elah alou no hovita voalo ka avy eo manaraka ho azy ny akamanlah ato ref vita ela !! fa andaso alu oa faza maika ho faty oa elah molota a!! miainà tsara alo fa vao zaza vao ane ela e!!
Mortiers sy 20mm sy grenades a sous munitions vraky be no ao an-kazerina ao ka asa ra-andrywui ? dia mbola ho sahy ihany ve ? Hamono ireo ray aman-dreny nahary sy nanabe na dia tsy tonga lafatra ohatry ny antsika ankehitriny aza ny fahaizany sy ny fahefany ? an' iza ny tsiny raha maditra ny ankizy ? ho an' ny ray aman-dreny foana mandrakizay vé ? sao manao dika tolàna mioriran-kivoho hono ka hitady ny alony anaty rano .Aleo very tsikalakalam-bola toy izay very tsikalakalam-pihavanana ,ary aleo fihavanan-dandy toy izay fihavanam-bato.
31. riwa
(
17/02/2009 06:57)
fa zao v vao oe tsikalakala-mpihavanana eeee! ny sosy nefa efa lasan'deba daolo, andao anie voaala eo @ toerany eo tokoa i ra8 io na raovina na raovina e fa dia hita miharihary eo ndray ny zavatra nalainy rehetre, mangony fotsiny reny entany vao tng ao tamatave d tng d tsy avoka fa ao @ port ao iany @zay tsy mando taxe sy tsy misy mpahita, ra tsy zany v tamana mankany fona no mody karakaina fona ny ao, ny majunga ndray?ny hazo mlay b rehetra d'efa babon'tonton daolo ndray koe.... zay fotsiny alou ertreretina d holazaiko eo ndray ny manaraka :(
32. kabota
(
17/02/2009 08:58)
Tsy mila huissier izany fa ny fahefana no aloha fa tsy ny trano e
Aza be filirony fa aleo miala raha tsy mahomby ry monja fa omeo ny dinozor ny fitarihana
sur
Aza be filirony fa aleo miala raha tsy mahomby ry monja fa omeo ny dinozor ny fitarihana
sur