Un autre businessman autodidacte en cache un autre...

1. lemenakely ( 15/02/2009 06:13)
Izay teny izay no hitako NAFONJA tao @ ilay reportagen ny arte iny!...Ary ny fahaizan ny businessman autodidacte 2 lahy mampiady olona , sy mampanantena ny izao sy izao , ary koa ny MBOLA inoan ireo olona sasantsasany izay lazainy!...
2. rabingogilabanga ( 15/02/2009 09:13)
Mitovy hevitra tanteraka aminao aho, Tsy fanatique toy ny sasany Trop pro Ra8 ny tena , ary tsy trop toin'ny pro-TGV koa,

NA SAMY HO GADRA AZA IREO, on s'en fout, après tout, ce sont des être humain comme toi et moi, ils peuvent faire des erreurs, et peuvent avoir des tentations.

UNE SEULE CHOSE EST INDENIABLE: LA DYNAMIQUE DE CHANGEMENT EST DU COTE DE ANDRY, L'IMMOBILISME ET L'INTEGRISME MEME EST DU COTE DE RAVALOMANANA pourquoi?

1) ANDRY TGV n'est pas encore président, il est obligé de s'ouvrir, de plaire, de montrer que ce ne serait plus comme avant.il va appeler tout les forces vives;


2) RAVALO kosa dia tsotra,

- fantany @ izay ireo tena namany tamin'ny andro sarotra, izay mazava fa vitsy (ny tena namanao dia vitsy foana n'iza n'iza), donc ireo ihany no hahazo sitraka

- Il va faire des represailles (Namono biby tsy nahafaty hono ka ifoteran'ny rambony)

-Et surtout 7 ans ça Use, c'est comme ça , c'est psychologique

d'ailleurs plus on avance en âge, moins on est ambitieux
3. kidoropamba ( 15/02/2009 15:15)
IRAY IHANY NO ZAVATRA AZO RAISINA: RAVALO MIALA NA TRONGISINA DIA MILAMINA NY TANY.

HANAOVANAY FIRAVAKA NY RANTSANIFIN-DRAVALONDOZA RAHA TSY MITANDRINA IZY.

MIALA ELA HOA!
4. mirana5 ( 15/02/2009 16:13)
kidoropamba:

IRAY IHANY NO ZAVATRA AZO RAISINA: RAVALO MIALA NA TRONGISINA DIA MILAMINA NY TANY.

HANAOVANAY FIRAVAKA NY RANTSANIFIN-DRAVALONDOZA RAHA TSY MITANDRINA IZY.

MIALA ELA HOA!


Dia asaivo zarainy @ vahoaka ny vola nangalariny hatramin'izay ka hatramii'izao fa mahantra ny vahoaka nataony tohatra!
5. Papoose ( 15/02/2009 16:35)
kidoro, dia mba velabelaro ny mety ho tohiny raha miala eo izy hoe??? interessant be zao zay!
6. patrick2002 ( 15/02/2009 17:16)
Papoose:

kidoro, dia mba velabelaro ny mety ho tohiny raha miala eo izy hoe??? interessant be zao zay!



dia tsy misy intsony ny monopole ny PPN , hanjaka ny concurrence ,hifanaraka @ prix internanional ny vidiny PPN ,hiena ny benefice-ny entrepreneur ,ary dia hiamora ny vidiny aty @ vahoaka , izay ny ahy no tsy hanohanako an'i ra-8 ,ary hanohanako an'i TGV .
Azonao heritreretina ve ry papoose fa ,izahay aty mividy vary 0,80 $ eo ny Kg ny vary ,izany hoe eo @ 5500 FMG eo ny kg any Dago 7000 fmg ny kg ,aty ny menaka bidon na 4l eo @ 6$ izany hoe 12000 Fmg ny litre any madagasikara hono vao herinandro izay 35000 fmg ny litre ny menaka ,tsy haiko talohanio korontana io ,izany hoe mbola lafo tanteraka ny vidiny sakafo any madagasikara miohatra ny aty Canada ,raha PPN ,ny sakafo mora any madagasikara dia anana voatabia,karoty ,fruit sy legume ary henomby ,ireo sakafo tsy mbola varotany MAGRO. :D :D
Ankoatry ny izay ny resaka politika tsy manakiana an'iny izaho ,tsara raha manamboatra lalana Ravalo ,mety i Andry TGV no miditra eo mety tsy lalana no mahamaika azy fa Barrage hydro electrique ohatra mba hahamora ny electricite , tsara koa izay ,na ny hopitaly no maha -maika ,tsara aby izany ,na ny TV tsara koa izany ,fa raha vao izy no hiteny hoe tsy misy TV afaka misokatra fa ho monopoliser-ko aby ny TV rehetra amin'izay mandeha ny PUB-ko , dia eto indray izaho hanohitra azy.
7. belaza ( 15/02/2009 19:00)
tsy apte aminizany fitondrana firenena izany hoa i DJ faza miteniteny foana e! izahay tsy miala amdra8 fa izay tsy faly andao hanao 1sy1 e!
8. patrick2002 ( 16/02/2009 05:11)
Iza koa lesy ny anao 1 sy 1 amin'ialahy zay omeny ra-8 pot na yaourt ray io ,io indray tsy maintsy miongana zandry ah! ny fotoana sisa no andrasana ,mety ho 6 volana mety 1 volana ,fa tsy misy taona 1 ah! ataovy an-tsaina izany ,tsy mila DJ dia mahay an'izany fa na mpitery ronono aza dia mahay tsara an'izany.
9. heidi ( 16/02/2009 06:33)
dia tsy misy intsony ny monopole ny PPN , hanjaka ny concurrence ,hifanaraka @ prix internanional ny vidiny PPN ,hiena ny benefice-ny entrepreneur ,ary dia hiamora ny vidiny aty @ vahoaka , izay ny ahy no tsy hanohanako an'i ra-8 ,ary hanohanako an'i TGV .
Azonao heritreretina ve ry papoose fa ,izahay aty mividy vary 0,80 $ eo ny Kg ny vary ,izany hoe eo @ 5500 FMG eo ny kg any Dago 7000 fmg ny kg ,aty ny menaka bidon na 4l eo @ 6$ izany hoe 12000 Fmg ny litre any madagasikara hono vao herinandro izay 35000 fmg ny litre ny menaka ,tsy haiko talohanio korontana io ,izany hoe mbola lafo tanteraka ny vidiny sakafo any madagasikara miohatra ny aty Canada ,raha PPN ,ny sakafo mora any madagasikara dia anana voatabia,karoty ,fruit sy legume ary henomby ,ireo sakafo tsy mbola varotany MAGRO.
Ankoatry ny izay ny resaka politika tsy manakiana an'iny izaho ,tsara raha manamboatra lalana Ravalo ,mety i Andry TGV no miditra eo mety tsy lalana no mahamaika azy fa Barrage hydro electrique ohatra mba hahamora ny electricite , tsara koa izay ,na ny hopitaly no maha -maika ,tsara aby izany ,na ny TV tsara koa izany ,fa raha vao izy no hiteny hoe tsy misy TV afaka misokatra fa ho monopoliser-ko aby ny TV rehetra amin'izay mandeha ny PUB-ko , dia eto indray izaho hanohitra azy.


enga anie mba hahatotosa io daholo na i ravalo no mijanona eo na ny hafa ihany koa! satria tsy i ravalo ihany no ho tia tena na hameno ny paosiny fa zé tonga eo manao aby :^)
10. molota ( 16/02/2009 07:11)
Izao anié no mahamenatra ho an'ireo TGVendrana, hatramin'izao tsy hita akory hoe in no maha izy anareo, mbola tsy President akory fa B WWAWA eny fotsiny! :-D :twisted:
11. Andribe ( 16/02/2009 07:52)
kidoropamba:

IRAY IHANY NO ZAVATRA AZO RAISINA: RAVALO MIALA NA TRONGISINA DIA MILAMINA NY TANY.

HANAOVANAY FIRAVAKA NY RANTSANIFIN-DRAVALONDOZA RAHA TSY MITANDRINA IZY.

MIALA ELA HOA!


ALEO ELA ATAO FILOHA EE SA KOA IALAHY MBOLA TSY AMPY TAONA FA MBOLA MINEUR EN POLITIQUE

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. Papoose ( 16/02/2009 23:36)
molota:

Izao anié no mahamenatra ho an'ireo TGVendrana, hatramin'izao tsy hita akory hoe in no maha izy anareo, mbola tsy President akory fa B WWAWA eny fotsiny! :-D :twisted:



:-D :-D :-D raha ho lasa prezy zany izy na tsy zao aza fa any aoriana dia hanana prezy vendrana se! :-D :-D
13. patrick2002 ( 17/02/2009 00:53)
enga anie mba hahatotosa io daholo na i ravalo no mijanona eo na ny hafa ihany koa! satria tsy i ravalo ihany no ho tia tena na hameno ny paosiny fa zé tonga eo manao aby

Efa ilay toe-tsaina mihintsy no voa ,tsy maintsy mangalatra rehefa filoha :roll: :roll: :roll: , izany hoe efa hanao ohatry ny fitondrana an'i Amerique Latine izany ,hoentiny Mafia ny fitondrana dia lasa mafia ray dia miditra mafia ray.
Zay no hanaovako hoe harodany Ravalo ,aza hendrasana 2012 izany ,io mbola tsy hiala eo io raha tsy haongana ohatry ny izao ,na dia tsy avelany constitution hilatsaka intsony aza izy ,raha mbola io no eo ho lasa hoentiny Mafia ny fitondrana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0998