solution final ny resaka crizy dago

1. xxx ( 14/02/2009 19:58)
Ny president ra8 sy tgv samy milaza ho prezidant daholo,hampiavanina tsy mety mihavana ka hoy aho hoe
maninona raha mafy be tgv dia tokony ho samboriny i ra8 na i ra8 misambotra an'i tgv,dia vita
2. lemenakely ( 14/02/2009 20:14)
xxx:

Ny president ra8 sy tgv samy milaza ho prezidant daholo,hampiavanina tsy mety mihavana ka hoy aho hoe
maninona raha mafy be tgv dia tokony ho samboriny i ra8 na i ra8 misambotra an'i tgv,dia vita



Tu as raison :?:
3. kidoropamba ( 15/02/2009 15:28)
TSY TAITRA RANGAHY A. KALAMINA FOTSINY.

TADIDIO FA LASA NIDINA ANDALAMBE ILAY RAIKALAHY MILAZA FA MANANA DEPIOTE SY SENATERA 100%.

NOMENA VOLA NY POKONA HANDEHA ANY MAHAMSINA (Tratra tao @ JT F2). Hin!hn!hin!hin!hin!

ingahy RASENDRAHASINA NO HIARO ANDRAVLON-DOZA FA IZAHAY KOSA ATO EFA DIA EFAZ MAMINAVINA NY HANDRAVAHANY NY FASAN'NY MALAGASY NOVONOINDRAVALO AVY @ RANTSANIFINY.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.046