Sary eo @ viva sy tv + tsy ovaina mihitsy fa archive foana..

1. pimaso ( 14/02/2009 18:21)
Mahagaga fa tsy misy mise à jour intsony ny sary @ viva sy tv + fa izay olona sy akanjo sy ensemble de mouvement hitanao andavanandro dia iny foana no hanaovana matraquage
Mihena foana le isan'olona
aiza izao izay olona avy any andafy @ ireny sa i gilbert raharizatovo
leo lainga ny vahoaka, hatramin'ny isan'ny olona eny rehefa mandalo @ fiara eny ianao 1000 à 5000 eo @ télé nefa gonfler na 10 à 100 fois ny echelle
mahamasina indray atao tsidipahatra fotsiny
i viva aloa protagoniste tsy maninona loatra fa i tv+ no tena tsy manaja tena
tapitra hatreo anefa ny tantara na izany na tsy izany
VALAKA
2. sitlo ( 14/02/2009 18:34)
i viva aloa protagoniste tsy maninona loatra fa i tv+ no tena tsy manaja tena

pimaso aza adino ny tantara:

Ny TV+ no tena pire taorian'ny RTV (radio tsioka vao) tamin'ny androny
Tsy hita ny RTV dia niorina ny VIVA

misy raha latera
3. pimaso ( 14/02/2009 18:49)
silto > MARIANA IZANY
SAOTRA E
4. Noue ( 14/02/2009 19:07)
ka viva kosa ve dia hilaza zay marina niseho tao mahamasina eee
5. dasy ( 14/02/2009 21:33)
efa hita ireo ny sary teny mahamasina, ra8 foana isaka e !
6. MANAKASINA ( 15/02/2009 04:22)
ka raha aseo anie le sary eny @ 13 isanandro dia hiita ny marina fa miavitsy ireo olona eny e ! dia aleo ny sary taloha ihany no alefa, mampalahelo o , ireo olona tonga eny aza dia ireo pivarotra tsy manaradalana, ireo piasa kamo manatena mana avy any andanitra
7. kidoropamba ( 15/02/2009 15:29)
12 SISA NY TIM-EUROPA.....FA NANINONA E????????? EFA NOPEHANDRY ZALAHY DAHOLO VE?

NY HILANTSOFINDRAVALO NO HANDRAVKA NY FASAN'NY VAHOAKA NOVONOINY.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0428