LASA AIZA NY MINISTRA NY SERASERA E

1. tsinjo ( 14/02/2009 09:26)
toa tsy hita tsony ny ministra ny serasera ? i ANDRWUI
novalian'i andrywui ny 14/02/2009 13:39
2. sipagasy ( 14/02/2009 09:33)
tsy mbola nisy izany kosa teo fa mamorona injay i ranaotra annnn mmhhhhh, tsy fitondram-panjakaana akory ny serasera ka hisy minisitra sy ny trainy, mpiara miasa no ato, miaraka mifandrimbona, isika rehetra, ianao sy izaho ny maha serasera an'i serasera fa tsy minisitra tsy misy akory lol hihihi

bibizz @ zaza ao e!!!
3. tsinjo ( 14/02/2009 09:57)
ka zany nge razoba no mba hitako aao ambanimbany ao e ! fa tsy oe mamorona za ka :-D :-D

Miandry sary sy chiffre nama zahay aaa :?: :!: :idea:
4. yuka ( 14/02/2009 10:30)
ANDRYWUI aiza oooooohhhh!!!! :D :lol:
5. andrywui ( 14/02/2009 10:34)
ATO OOO!! mbola nitady vaovao eran'ny tanana tany re aho rakizy da defa maika ny ho faty mihitsy reto zaza reto !! aona letsy tsinjo ,aona Yuka tsy novalianao mitsy le zavatra nanotaniako omaly fa laozanao nitsaoka !!!! aona letsy razouzou !!!
6. tsinjo ( 14/02/2009 10:39)
manaona monsieur le ministre a inn le fanotaniaina fa tsy itako ?
7. Andribe ( 14/02/2009 10:46)
sipagasy:

tsy mbola nisy izany kosa teo fa mamorona injay i ranaotra annnn mmhhhhh, tsy fitondram-panjakaana akory ny serasera ka hisy minisitra sy ny trainy, mpiara miasa no ato, miaraka mifandrimbona, isika rehetra, ianao sy izaho ny maha serasera an'i serasera fa tsy minisitra tsy misy akory lol hihihi

bibizz @ zaza ao e!!!


za anie efa hilatsaka filoha fa aza taitra ianareo ee


:-D :-D :-D
8. andrywui ( 14/02/2009 10:47)
aona letsy letsinjo mpiasako !! hi hi hi eto antany zany tsinjo defa hitsahako hatrany andanitra ko mbola andevoko !! merci tsinjo a!! fa mieritreritra ny hananatra anreo mihitsy zahay zao fa misy tena tsy tonga saina zany mitsy y sasany fa manara drenirano be fahatany zany fotsxiny !!! asa ho atomboka aminiza ??? sa amle le tsinjo efa tratra ato ty ???
9. tsinjo ( 14/02/2009 10:51)
avoay alou ny chiffre sy ny sary nama aaa :-D :-D
10. Noue ( 14/02/2009 11:00)
Andribe koa nga hono mitady seza klet'ieeee ! ao leisy sy wiwiwi mba tairo pilasa ao izy eee :-D :-D :-D :-D :-D
11. andrywui ( 14/02/2009 11:17)
Noue zany ministran'ny hadondronana de tsinjo adzoin ny !!!
letsinjo donto a!! tsy za ane ry le nandra nompandefa reny sary votany kely mapme sy ratsy kely teto reny fa io akamanlah Noue io e!! teneno lery handefa azy fa aza za no amorsenlah amzany !! menatra mandefa anreny sary pizonnn kely reny ah !! sady tsy miteny no fopla kely !!
12. Andribe ( 14/02/2009 11:56)
Noue:

Andribe koa nga hono mitady seza klet'ieeee ! ao leisy sy wiwiwi mba tairo pilasa ao izy eee :-D :-D :-D :-D :-D

tsy koi fa omena toerana mpamafa gabone ao ambotsirohitra izy ee fa zany hoe sao de mametraka baomba ao izy ka rehefa manary vetiny ao za no mipoaka ao le zavatra

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Za amin io prezidan ny governemasaka
13. tsinjo ( 14/02/2009 12:11)
andrywui > :-D :-D :-D miala wain ndray monsieur le minitre de manao taimbaka a :-P le chiffre njay ary refa tsisy sary e :-D :-D
14. andrywui ( 14/02/2009 13:39)
sary innn ianyè ry donto a!! efa oe io akamanlah Noue hanotaniana anren sary votany kely tsy nmiteny ireny fa izy no tia anreny mapme kely reny !! ra mbol manamorsé ahy farany eo elah de ahita amiko amzay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0465