Hain'i Andry sy TGV azy ve ny fanontanian'ny VAHOAKA ireto

1. nyavo2000 ( 13/02/2009 09:31)

Hoy ny vahoaka madinika nanontany raha tanteraka ny revin-gadran'ny TGVendrana,

M'se RADOMELINA:
Radomelina :
- inona ny plan analanao ny pauvreté?
- Aiza no ahitanao financement ny projet nao rehetra?
- inona ny hevitrao @ éducation?
- efa misy tetikady ve enao @ fapandrosoana ny eny ambanivohitra?
- inona ny tanjonao @ ity taona ity? ny croissance économique?
- ary ny santé ahoana?
- ny ady @ SIDA ve mba efa ni-heritreretinao?
- Iantso investisseur ve?
- ahoana ny ataonao @ sommet UA?
- i Monja ihany ve no PM?
- ahoana ny gadra politika? avoaka daolo ve? ary ny exilé?

SA?

- Sa amidy aloha ny air force de iny no hividiananao ppn? de lany iny afaka iray volana dia avy eo?
- Sa atao freestyl fomba malalaka le izy de ho ita eo refa eo @ gouv enao?
- Sa ve tsy mbola misy ^projet ianao fa ny MAP no tohizanao?

METY HO FANTATRY NY VAHOAKA FA TSY DE HO VOAVALY MAZAVA IREO,
DE NIVADIKA TOY IZAO NY FANONTANIANA:

Iza no voalohany @ Top50 ?
-Iza marina no nandratra an'i Rihanna?
-Inona ny titre-n'ny Album-n'i BritneySpears vaovao ?
-Inona ny matos dernier cri vao nivoaka ?
-Rahoviana no tonga eto Madagasikara ny Bonney M "tena izy" fa tsy toy ilay sosie nataonao ireny ary ambonin'izay koa mbola playback.
-Rahoviana i Johnny Halliday no ho tonga eto madagasikara ?.
HOY RADOMELINA: HAIKO TSARA IREO

novalian'i andrywui ny 13/02/2009 15:43
2. xxx ( 13/02/2009 09:42)
Ianao ve ahoana, DJ no hainy,nalazalaza kely lery dia mba midehaka be,ny ho president no tanjony hono ,tsy haiko hoe president ny inona fa raha hoe madagasikara aloha dia sanatria en plus efa kobon'olona ny fitiavany seza
3. andrywui ( 13/02/2009 09:48)
hOY NY VAHOAKA MADINIKA MANOTANY RAHA TANTERAKA IREO REVINGADRA IREO!!

---OVIANA NO HAVERINA IREO TANIN'OLONA NALAINA ANKERINY (ALAOTRA , ANALAVORY , ANTONIBE -ANALALAVA...) ?
---OVIANA NO ATSAHATRA NY VONO MOKA NY MALAGASY (ravolomaso,Gal Andrianaivo,vahoaka teo amin arabe !!! ,....)
---OVIANA VAO HO TANTERAHINA NY TENY NOMENA FAMPANDRIANA ADRISA (omena 4l isampianakaviana éééé!!! ,ampiakariko fois 5 io karamanareo io ééé!!, ....)
---OVIANA VAO TSY HITSIPADOHA NY LAKA NITANA KA TSY NY NAMANA IHANY NO GADRAGADRAINA (voninahitsy ,pety,Gal fidy ....)
---OVIANA VAO TSY HANAO TAIMBAVA BA NY MALAGASY (inona no hiraharahiako zay vahoakan'Antananarivo any!!! ...., misia mihetsika eo nareo eto Antananarivo reo ahitako azy !!....)

HOY RADOMELINA : HAIKO TSARA IREO
4. xxx ( 13/02/2009 10:02)

Tsara fipetraka tokoa ireo fanontaniana ireo, M'sôtré
5. nyavo2000 ( 13/02/2009 10:57)

---OVIANA NO HAVERINA IREO TANIN'OLONA NALAINA ANKERINY (ALAOTRA , ANALAVORY , ANTONIBE -ANALALAVA...) ?
---OVIANA NO ATSAHATRA NY VONO MOKA NY MALAGASY (ravolomaso,Gal Andrianaivo,vahoaka teo amin arabe !!! ,....)
---OVIANA VAO HO TANTERAHINA NY TENY NOMENA FAMPANDRIANA ADRISA (omena 4l isampianakaviana éééé!!! ,ampiakariko fois 5 io karamanareo io ééé!!, ....)
---OVIANA VAO TSY HITSIPADOHA NY LAKA NITANA KA TSY NY NAMANA IHANY NO GADRAGADRAINA (voninahitsy ,pety,Gal fidy ....)
---OVIANA VAO TSY HANAO TAIMBAVA BA NY MALAGASY (inona no hiraharahiako zay vahoakan'Antananarivo any!!! ...., misia mihetsika eo nareo eto Antananarivo reo ahitako azy !!....)

1-Raha ny karamako kosa aloha raha hoharina tany @ 2001-2002 dia efa in-10 ny tamin'izany ankehitriny e! ( tsy fonctionnaire aho fa mpiasa tsotra, saingy ny fanajako ny asako no nahatonga izany). Raha mahay i Andry dia asaivo hambarany eny @ 13 mai fa afaka mampiakatra karama 100% ny governemantan'ny RUE PUBLIQUE ary applicable mois de février 2009 zao.

2-Io le hoe na amboako na amboan'olona dia pehako daholo fa tsy milay

3- Ny TGV ( ex-AREMA) no asiany amin'izany, fa tsy ny vahoaka maro an'isa tia azy, ampitahao Mahamasina sy 13 mai dia ho hitan'ny voamasonao ny différence.

6. Oay ( 13/02/2009 11:19)
nyavo2000:

Hoy ny vahoaka madinika nanontany raha tanteraka ny revin-gadran'ny TGVendrana,

M'se RADOMELINA:
Radomelina :
- inona ny plan analanao ny pauvreté?
- Aiza no ahitanao financement ny projet nao rehetra?
- inona ny hevitrao @ éducation?
- efa misy tetikady ve enao @ fapandrosoana ny eny ambanivohitra?
- inona ny tanjonao @ ity taona ity? ny croissance économique?
- ary ny santé ahoana?
- ny ady @ SIDA ve mba efa ni-heritreretinao?
- Iantso investisseur ve?
- ahoana ny ataonao @ sommet UA?
- i Monja ihany ve no PM?
- ahoana ny gadra politika? avoaka daolo ve? ary ny exilé?

SA?

- Sa amidy aloha ny air force de iny no hividiananao ppn? de lany iny afaka iray volana dia avy eo?
- Sa atao freestyl fomba malalaka le izy de ho ita eo refa eo @ gouv enao?
- Sa ve tsy mbola misy ^projet ianao fa ny MAP no tohizanao?

METY HO FANTATRY NY VAHOAKA FA TSY DE HO VOAVALY MAZAVA IREO,
DE NIVADIKA TOY IZAO NY FANONTANIANA:

Iza no voalohany @ Top50 ?
-Iza marina no nandratra an'i Rihanna?
-Inona ny titre-n'ny Album-n'i BritneySpears vaovao ?
-Inona ny matos dernier cri vao nivoaka ?
-Rahoviana no tonga eto Madagasikara ny Bonney M "tena izy" fa tsy toy ilay sosie nataonao ireny ary ambonin'izay koa mbola playback.
-Rahoviana i Johnny Halliday no ho tonga eto madagasikara ?.
HOY RADOMELINA: HAIKO TSARA IREO

Ny avo anarana fa iva fisainana a! ny tianareo holazaina ve d tokony hanao fampanantenana toa ny nataon'i Ra8 ko i Andry Rajoelina, d aiza tanteraka ve izao ilay 4L isan-tokantrano, ny aorta aza zao tsy takatrin'ny kely vola.
Momba ny fahaizana indray marina fa DJ ny niantombohan'i Andry Rajoelina fa mba asaivo miresaka @ teny vahiny anie d hita hoe iza no mahay koakoa é, i Marc toa mi-balbutie ka tsy hay intsony na Shakespeare na Molière ny resaka.
Efa ampy ny hoe Minoa fotsiny ihany ka aoka ny mpanao politika tsy hilaza hafa tsy izay vitany.
Ny nanohanana an'i Ra8 d hoe izy efa mba manana ka tsy angalatra intsony, ny nataony anefa d ny havanay mpamboly zara raha mavelontena no anaovany tsindry azo lena.
I Ratsiraka d nivoaka major de promotion an'i Saint-Cyr kanefa inn no nataony fa ny firenena aza d lasa nahantra noho ny t@ fanjanahatany.
Ho an'i Oay ny olona afaka mitondra an'i Madagasikara d olona mino sy mahatoky ary matahotra an'Andriamanitra ka hanao toa ny nataon'i Kristy.I Kristy no avo indrindra kanefa d nanasan'ny tongon'ny mpianany.
7. naritsimba ( 13/02/2009 11:22)
nyavo2000>> ho hitantsika eo e, samy manana ny fisondrotan-karamany ny tsi 1 1, raha nisondrotra 100% mou ny karamanao inona no olana izay no ilaina ary fanirian'ny rehetra ange zany e, saingy maninona no ny anao irery satria ve nisolelaka? tandremo fotsiny sao mihevitra tsy ho tratry aloka ka ho tratry ny aloak'akoho, @ zay vao hoe kenda vao dony aho ranaotra.
Raha ny SMIG na ny SME angamba azo eritretina ihany hoe raha 250000fmg X10 = 2500000fmg ny karamanao ankehitriny, saingy tokony ho izya marina ve raha ny fisondrotan'ny vidim-piainana sy ny marge beneficiaire alain'ny mpampiasa anao? sao kosa madama na mademoiselle "nyavo2000" ka malaza tsy hinanana ohatran'ny vilin'tsahona, ka eto no milaza atsanga tsy aman'orana, asa lahy fa dia aleo ho tsarain'ny tantara tsika rehetra.
8. naughtyboy ( 13/02/2009 11:36)
=)) =)) =)) =)) =)) lasakovavany fotsiny reny e katsy tsaroany atr@ ze lazainy =)) =)) =)) =)) tsy ny saina no mandinika fa ny fangetorana no lasa nihaavo =)) :-@
9. ngoiha ( 13/02/2009 11:47)
Ka raha te hiadana sy tsy ho sahirana ianao dia MIASA TSARA ,MIASA MAFY fa taloha no nanjaka ny be sandry sy ny fahafantarana ol ka hanaovana ny hafa ho tsinotsinona,sy ny tsindry azolena ny ol any ambanin'ny ravi-kazo rehetra tany ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@
10. xxx ( 13/02/2009 12:05)
tena mampmé ahy reto kofin'ra8 reto lelika é. marina tsy tena giravy!!!!

le nisondrotra karama io moa zany raha azoko tsara, de efa fois 30 ny smig gasy zany zao ny karamany.

fa hono oà? i ra8 ngé raha niakatra teo efa B sosy é, i TGV ngé r'lery tsy mangataka é!
fa ny pokona nampreven-dra8 t@ fiakarany teo. atao an'zao nareo, radidy mangalatra, de io le oé 4l isan-tokatrano. hahahaha. aiza nefa zao? tsy haka ny volanareo mpanana aho, fa hampanakarena ny mahantra!! aiza nefa zao? tokny ny mpanana nobotrina hatr@ faranay, ny mahantra vao maika nalentika lalina.
ary hono oà?? ny TIKO V efa mbo nandoha ny vidin'reo omby nafarana avy any ivelany reny? ny entreprisen-dra8 V mbo mandoha hetra?? r'zalah reo V mbo misy sendika ao @ orinasany??
mampalaelo ngé zalah reo mpiasan'ny TIKO reo é! ny fin de mois zany, d tsy mbo fixe, zé tiany hanomezana ny karama no hizarany azy. ndraindray le 2, ndraindray aza efa le12 vo mba mahazo. fa mangina ngé reo é. mampalaelo. ny tena tapaka jiro ao antsirabe ao, nohon'ny tsy fahaloavana faktiora ara-potoana, de ny mpiasan'ny TIKO. mba mendrika ny maha-orinasa goavana azy V izany?

de raha azoko tsara zany ny fantanian'le tompon'ny dinika ty de zao, amporisihana i Andry hanao fampanatenana goavana. de @zay mora2 ny mandaka azy refa aoriana. bravooooooo!!! milay ka.

ny eritreritreo TGV reo ngé ka, ny hanangana tetzamita é! tetezamita zany ngé tsy ahafahanao mampanatena volana é. tetezamita zany ngé ka fotoana vofetra é. hainao V zany??
sa refa tsy tiana le olona, de n'inn n'inn lazainy, de diso daolo? fa rehefa tiana kosa, de na asainy "minonoa fotsiny ihany" aza de mety??

fa ty no tadidio:

TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MIHITSY ISIKA.
11. katitsara ( 13/02/2009 12:05)
rapitso ndray ry reto am mamasina an, samy mafoka...tsisy mitsoka ...io io ioooo

ze ray maazo oln, o ry zareo oe aleo hanao ra saha, zay sha mitsn k tongava ao ze contre ra saha. hataonay masiso eo
12. xxx ( 13/02/2009 12:23)
ANY AM 13 MAY ZAHY RAPITSO , ANY NDRY RY KALITATSARA,
13. peta83 ( 13/02/2009 13:11)
Mba moramora iany raly a!ra omby reto efa namidiko!ny fiainanantsika malagasy jerena fa tsy lozana mifamaly eto, ka aleo hiala alo ze efa nitondra(sady efa 7taona be zao) mba anaovan'ny hafa ndray, refa tsy mety ve ny ataon'i TGV tsy higrevy njay tsika e!ny ahiako mantsy sode lasa Mpanjaka eto ty Ra8 ty ka tsy loza an!aleo njay alo ho an'ny hafa le ambim-bola ao sao d tsy misy tsony!
14. Oay ( 13/02/2009 15:31)
peta a! aza matahotra aki fa tsy lasa mpanjaka izany io a! betsaka loatra ny alahelon'ny tambanivohitra sy ny sahirana amin'i ka tsy afa-bela eo io fa mahatokia d mahareta fa tsy maintsy hivaly amin'io ny ranomason'ireo tantsaha tsy mba nahita fianarana mitrongo vao homana, ny vahoaka no azon'i Ra8 fitahina sy langaina ka nobabaoina fa Andriamanitra kosa d mahita ny hatrany anatintsinainy any ka tsy ho afa-bela io satria mandoto ny mpino an'Andriamanitra sy ny anarany.Mahareta fotsiny d mivavaha, misaora an'Andriamanitra fa matoa isika mbola manana itony fitaovana (Anterineto=intenet) itony d mbola azo lazaina fa milamina fa raha izany mahazo ny havana any @ faritr'Itasy sy Soanirariny iny izany d tsy hozaka.
15. andrywui ( 13/02/2009 15:41)
peta83 = Oay ==tena hevitra mitombina sy tsara fipetraka zany lazainareo zany ! fa alefaso ny fananarana manaraka hoan'ireto namatsika niangaran'ny vintanaireto fa tsy fantany izay ataony ! mila hazavaina ny sainy
16. andrywui ( 13/02/2009 15:43)
Naritsimba tena marina ny kaonty ataonao fa i Nyavo io marina no be karama indrindra eto madagascar marina fa raha nikarama 400.000fmg fotsiny Nyavo zany teo aloha teo de zao efa 4.000.000fmg !! ngetroka be Nyavo an !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0708