7.000 IREO TAO MAHAMASINA OMALY

1. kidoropamba ( 12/02/2009 14:01)
Raha natao ny tombatomban'ireo mpanao statistika dia mazava izao fa 7.000 ny olona tonga tao mahamasina omaly.

Ity ilay vaovao:

CRISE POLITIQUE: PARTISANS DU PRÉSIDENT RÉUNIS, EN ATTENDANT RÉSULTATS MÉDIATION

Quelque 7.000 partisans du chef d’état Marc Ravalomanana ont répondu présent à l’appel du parti présidentiel Tim, participant depuis ce matin à une manifestation pacifique convoquée au stade municipal de la capitale Antananarivo. "Cette initiative est une riposte à la contrepartie qui organise presque tous les jours des rassemblements sur la place du 13 Mai, lieu devenu le symbole du rival politique Andry Rajoelina – déclare une source locale de la MISNA – et ce matin le camp du président s’est dit contraire aux troubles, aux désordres et au terrorisme”.

Cette initiative a lieu le jour où l’ex-maire de la capitale devenu chef de file de l’opposition, Rajoelina, a appelé ses partisans à rester chez eux, en signe de deuil national après le "samedi noir" au cours duquel une quarantaine de civils ont été tués par les tirs de la Garde présidentielle. Au moment où la manifestation de soutien au président contesté a lieu, le corps diplomatique à Madagascar est réuni dans les locaux de la nonciature; depuis le début de la crise fin janvier, l’église malgache est fortement impliquée dans la tentative de faire dialoguer les deux parties et de porter le pays sur le chemin de la réconciliation. C’est avec cette intention, rapportent des sources de presse africaines, que l’émissaire des Nations Unies, Haïlé Menkerios (qui aurait dû quitter le pays aujourd’hui) a annoncé la prorogation de sa mission, encouragé par la disponibilité des deux protagonistes de la crise politique à accepter le principe du dialogue et de la négociation.

Menkerios attend aussi de rencontrer l’envoyé de l’Union africaine (Ua), l’ivoirien Amara Essy, qui devrait arriver dans les prochaines heures. Selon des sources locales et bien informées de la MISNA, les deux diplomates devraient se consulter dès cet après-midi dans les bureaux de la conférence épiscopale malgache dans la capitale, également en présence des ambassadeurs étrangers, des membres du Conseil œcuménique des églises catholiques et du représentant français Alain Joyandet qui est accompagné d’une délégation de la Commission intergouvernementale de l’Océan indien. Agence Misna
novalian'i Simpona ny 12/02/2009 17:04
2. carson ( 12/02/2009 14:05)
tsy mahay copie coller koa ingahy izany,

(entre 30.000 et 50.000 suivant d'autres sources)
3. andrywui ( 12/02/2009 14:06)
----de raha anesora anireo tambanivohitra notaterina 2000
----forces de l'ordres 1500
----mpiasampanjakana noterena 2000
----mpijery dodola sy tahiry 2000
de firy zany sisa kléé !!! ??? ary marina ihany ny angah Prezida tsy nakeny omaly !!! olona fetsy ratsy iny izy ve !! fa efa voadinikany tsara niaraka taminireo mpanolotsainy zany io kaonty io!!
SADY TSARY NISY OLONA NANAO AKANJO RAVALOMANANA ZANY TONGA TAO RAHA TSY 18 ANGA NA LATSAKA AZA
4. xxx ( 12/02/2009 14:07)
ilay manao deformation hotrizao kosa aloha tsy mety eh!! dia tena 7.000fotsiny ve no zakan'ny kianja an'i mahamasina raha feno ny stade? sa lazaivo indray fa sary namboarina no navoakan'ny olona retra sy site isakanrazany ireo?
ianao kosa dia efa manao ny mpi_forum dondrona an!! refa tsy zaka ny resaka politika dia mangina fa dia aza mandainga be hoatry izao! soa dia tsy ampy "zero" ilay voasoratra?
5. kidoropamba ( 12/02/2009 14:08)
hin!hin!hin!hin!hin! RARINY RAHA TGV NO MITONDRA NY FIRENENA FA IZAO RAVALO ALOAN'NY VAHOAKA IZAO DIA TENA TSY MISY ILANA AZY MIHITSY E.

Ny hany hevitra hitany hampihenana an'ireo vahoaka manaraka an'i TGV dia NY HITIFITRA SY HIFOFO AIN'IZY IREO.

MIALA HOA ELA RAVALOMANANA FA TSY MISY MIREVY AN'ELA INTSONY NY POKONA @ IZAO
6. andrywui ( 12/02/2009 14:12)
IO ZANY NO KAONTY MARINA HITAN'IZAO TTLO ZAO SY MPANAO STATISTIKA E
7.000 PERS SADY MBOLA ANGALANA ANIRETO KOA FA ANGA ZAY IHANY ::: EN PLUS NARARY TAO ABY KO REO TAMBANIVOHITRA DE MILA FANAFODY RY TIM AA

----de raha anesora anireo tambanivohitra notaterina 2000
----forces de l'ordres 1500
----mpiasampanjakana noterena 2000
----mpijery dodola sy tahiry 2000
de firy zany sisa kléé !!! ??? ary marina ihany ny angah Prezida tsy nakeny omaly !!! olona fetsy ratsy iny izy ve !! fa efa voadinikany tsara niaraka taminireo mpanolotsainy zany io kaonty io!!
SADY TSARY NISY OLONA NANAO AKANJO RAVALOMANANA ZANY TONGA TAO RAHA TSY 18 ANGA NA LATSAKA AZA
7. Noue ( 12/02/2009 14:31)
rediredy re zany eeee ! hay ve ianareo tsy mahay manisa eee :-D :-D :-D :-D
8. andrywui ( 12/02/2009 14:59)
O lety ra kidoro a ! jereonla ange ny fahatahoranireto ravaloiste reto atsika fa manao xxx daholo izy rehetra mihitsy fa tsy misy sahy mapiseho anarana otratsika mtsm zao !! aleo maria letsy mande am mahitsy tsra aotrizao de tsy matahotahopoana e!! mapalaelo ty izy ao xxx daolo
9. pimaso ( 12/02/2009 15:04)
Iza no mataho-paty?
10. zama91 ( 12/02/2009 16:15)
aza omena tsiry ry zalahy e ny mponina ao tana ville aza moa misy milaza fa 5 millions donc,tokony hiverina hianatra handinika kely sa ahoana
11. Simpona ( 12/02/2009 17:04)
O ry zalahy a mba objective fa tsy mba menatra ve ianareo miteniteny foana e :40 000 no zakan'ny stade mahamasina refa misy baolina ireny, 60 000 rehefa fenoindry zalhyhipoka fa te hahalafo billet maro ry zalahy, dia mba jereo ny filazam-baovao isankarazany na ny an-tsoratra na ny an-tsary dia mahaiza manoa deduction
Na iza tianareo na iza tsy tianareo dia mba ekeo ny marina fa manjary otrn manao hatsikana fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0569