andrywui a!

1. ravakamalala ( 10/02/2009 18:32)
manokafa indray lohahevitra vaovao hoe mpamono olona, devoly demonia, nandatsa-drà, mpamono olona,

soa ny serasera fa mbola demokrasia e!
novalian'i andrywui ny 11/02/2009 09:20
2. zama91 ( 10/02/2009 19:44)
mba te ho vedety ato @ serasera lery dia manao an'ireny,nefa ny zavatra noteneniny tsy misy mandeha amin'ny laonina.heuresement fa tsy ohatran'iny daholo ny olona ato
3. Noue ( 10/02/2009 19:47)
entim-po loatra oa izy eee ! dinika sy fifanaalozan-evitra anie ny eto eeee
4. Andribe ( 10/02/2009 20:00)
Noue:

entim-po loatra oa izy eee ! dinika sy fifanaalozan-evitra anie ny eto eeee


ze tsy mahataty mamaky fotsiny
:^) :^) :^) :^) :^) efitra malalaka be io
5. Noue ( 10/02/2009 20:01)
ka raha tapaka lalandrà eto ve dia lazaina oe martioran'serasera avieo eee ??? :^) :^) :^)
6. Andribe ( 10/02/2009 20:02)
Noue:

ka raha tapaka lalandrà eto ve dia lazaina oe martioran'serasera avieo eee ??? :^) :^) :^)


alaina ndray ny rànanreo alefa eny @ hoptaly hamidy hakana seza


:^) :^) :^) :^) :^)
7. zama91 ( 10/02/2009 20:05)
raha bandy misaina iny bandy iny dia tokony hicomprendre izy hoe interet fitondrana en place ve iny ra mandriaka iny sa tsia ? sa i ry tgv sy ny tariny.raha hain'iny bandy iny no mamaly an'izany misaina ihany lery :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
fa tsy dia faly hiteny hoe mpamono olona eto
8. Andribe ( 10/02/2009 20:13)
zama91:

raha bandy misaina iny bandy iny dia tokony hicomprendre izy hoe interet fitondrana en place ve iny ra mandriaka iny sa tsia ? sa i ry tgv sy ny tariny.raha hain'iny bandy iny no mamaly an'izany misaina ihany lery :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
fa tsy dia faly hiteny hoe mpamono olona eto


Mba mamaono vorona fa aza mba mamono oul e nen i lery de zaaaany foana sa lafo ve le vorona mihoatra @ oul


:-D :-D :-D :-D :-D :-D
9. rabingogilabanga ( 10/02/2009 20:26)
entim-po loatra oa izy eee ! dinika sy fifanaalozan-evitra anie ny eto eeee


Izany no atao hoe capacité d'indignation!

50 morts et des centaines de blessés, raha tsy choqué sy indigné @ izany dia efa maty hozatra

io ihany no ilazana antsika hoe: au pays de moramora

de lazain'ny olona hoe: les malgaches sont gentils

nefa trop bon trop con


10. heidi ( 10/02/2009 20:30)
ary ianao ity ve ry rabingogilabanga tsy mbola misaona amin'ity lokomena mivoara mena be ity????
11. ikaretsaka ( 10/02/2009 22:18)
mba ny hevitra kosa no aoka haroso fa tsy ny lokomenan'ny olona no petahana e
12. Andribe ( 10/02/2009 22:50)
asio gitara kely aloha ry ikaretsaka aa asio le any adanitra any ny fonenako aa 8) 8)
13. ndenn ( 11/02/2009 00:01)
ravakamalala:

manokafa indray lohahevitra vaovao hoe mpamono olona, devoly demonia, nandatsa-drà, mpamono olona,

soa ny serasera fa mbola demokrasia e!

Dia ampio ompa sy fanozonana koa hampandeha tsara ny resaka ,fa mandreraka be ny mihaino ny gidraka tsisy fotony hifampitorahana eto . Un site bordélique constructif quoi ,est ce que tu vois ?

8) 8) 8)
14. eh ( 11/02/2009 06:58)
tena olona tsy avotra ê! mitovy amin'i sareraka tanteraka!!!! fa izay moa no mbo reviny dia izay ilay fiainana! fa ny atao hoe demokrasia anie ka hoe izay lanin'ny maroanisa ê! ny dikany ny eto tena resabe fotsiny izany fanalàna tanteraka.samy manana ny tiany anie ny olona !!!tokoa moa!!
15. tsiafoi1 ( 11/02/2009 07:55)
Ireto fanontaniana ireto no tokony hovaliana de ho fantatra marina ny Assassin :

- Iza no niraparapa nanindraindra fatin'olona teny imasom-bahoaka ?
>>Natao izany Satria misy avantage ny @'izay, mba hanohinana ny fon'ny malagasy???

- Naninona no tsy naindraindra teny @'ny 13mai ny fatin'ireo olona mahantra sy mpitolona may t@'ny andron'ny 26/01/09???
>>Tsy natao izany Satria tsisy intérêt, mety hanafitohina ny fon'ny malagasy ????

- Misy intérêt an-dRa8 tokoa ve ny namono ireny vahoaka marobe ireny????
>>Tsia, tsisy intérêt Satria na ho ela na ho aingana, de tsy maintsy hovoailik'ireto ankilany aminy ny tsiny. Satria @'ny malagasy dia "Mamy ny miaina"

Raha ireo no zohina de iza no nahazo tombiny bebe kokoa t@'ireny fahafatesana ireny ? Valiny : Ny tariky Andry TGV, satria afaka nandray ireny toe-javatra ireny izy nanohinana ny fon'ny malagasy, ary nanamelohana ny fitondrana.... Iza ary izany no tena Assassin??? Ze mahazo tombony no tena Assassin
16. xxx ( 11/02/2009 08:21)
De @ tsiafoy, mety ve ny namono olona? Mandry ve zao ny sainao fa nahatifitra oul be de be ireny Ra8? @ fo tsy miangatra,
Eny e, zao nareo manao fety be etsy Mahamasina fa nahafaty olona koa
17. andrywui ( 11/02/2009 09:20)
Ireto hianareo nahazo tombony sy nahita Fahafinaretana taminireo rà nandriaka !!
--RAVAKAMALALA ,ZAMA91 ,NOUE ,BINGOGILA ,EH ,TSYAFOI ,.....ireo aloha no tena hita fa tia rà mandriaka sy finaritra amin'ny famonoana olona !!! mazotoa misasa sy mihosona amin'ny ràn'ny Malagasy ry Demoniaka isany ireto fa mbola hivaly sy ho eo ambony lohanareo ary ho babenareo ny ràn'ireo olona ireo !!! tadidio tsara fa tsy misy havako ireo ary tsy TGV mihitsy aho ra tianareo ho fantatra satria aty aminay tsisy TGV !! donk tsy TGV aho fa ny famonoanareo olona no tsy ekeko mandrakizay !!! assassin
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2015