Manorohanta Cécile

1. Samoana ( 10/02/2009 14:49)
Mino marimarina aho fa raha olo-kendry toy ireny no omena fahatokisana hitantana vonjimaika ny raharaham-pirenena dia hiverina hifanaja isika malagasy.
Mila "Reny" mahay sy misaina kanefa tsy be gidragidra isika amin'izao fotoan-tsarotra izao. Efa mahatofoka ireo lehilahy sy rangahy samihafa milaza azy ho tompon'andraikitra nefa toa herisetra sy adi-seza hatrany no tanjona.
novalian'i volatsara ny 11/02/2009 06:55
2. andrywui ( 10/02/2009 15:06)
Matoa iManorohanta izany efa ni demiss mihitsy amity raharaha ty defa fantany fa Fandripahana ny Malagasy eny amin arabe ty fa tsy izy tsony !! tsy misy jaune rouge mbola eny amin arabe izany!!! tsara mihitsy rehefa misy ny Malagasy manana toerana ambony toa azy mahatsapa fa tsy mitondra mankaiza amin'ny fitondrana ny vono olona sy ny rà mandriaka ! fa mbola ho baben'i Ravalo ny rànireo olona novonoiny ireo ary mbola hanaraka azy mandrapahafatiny ny todin'ny nataony !! ary ny mpiray tsikombakomba aminy de hiarany toa izany koa
3. rabingogilabanga ( 10/02/2009 15:08)
TOTAL RESPECT; et CHAPEAU BAS pour cette GRANDE DAME;

Je sais que ça n'a pas été facile mais vous avez fait le bon choix chère Madame.

C'est ça aussi être responsable
4. yvonKEL ( 10/02/2009 15:23)

alohan'ny action izy no tokony hanao declaration fa tsy manisy sira hoatran'izao. mbola minisitra izy ny sabotsy . sa ahilika @ ra8 de @ manaraka olom-baovao indray . efa fantany ny miaramila ka in no nanekeny ny toerana minisitrasa iza no nanery azy ? toerana efa niriny io ka injay misy atahorany de hoe tsy tompon'andraikitra izy . c'est une salope
5. sitlo ( 10/02/2009 15:30)
andrywui > tsara manadihady kely angamba ianao: rehefa milamina ny tany dia mba mandalova eny Antaninarenina dia ho hitanao hoe manomboka aiza ity faritra mena resahan'ny olona ity. Tsy adala akory ny miaramila fa asany isan'andro io.

Manaraka izany zone rouge fa tsy jaune rouge, efa imbetsaka ihany izay.

Samoana> amin'ny fotoana ilavana azy indrindra no... Toa rehefa milamina ny tany dia minisitry ny fandriam-pahalemana izy fa rehefa mikorotana ny tany dia aoka ihany. Ireny amiko no atao hoe miamboho adidy.
6. yvonKEL ( 10/02/2009 15:38)
adndrywui
tsy vazana aho ka hiraharaha zay tsipelina any .

za de vazaha ttsy fa tsy mankamamy ny teniny.
enao io ve mahay teny malagasy tsara? teneno aho fa tsy ao ambadiky le andriamanitra dradradradrainao foana no ahazahoanao rariny.
MADAGASIKARA tsy firenena anjakan'ny sekta.
reny amiko no atao hoe mpihinana am-bolony.
Tsy mahagaga?
7. rabingogilabanga ( 10/02/2009 15:46)
Ireny amiko no atao hoe miamboho adidy.


car tuer à balle reelle, dans le tas, comme des lapins , et même à bout portant , izany no adidy aminao?

Tadididio TAFIBAHOAKA no anaran'izy ireo;

Ny rotaka tany Grece nahafaty ilay adolescent iray fotsiny aza , t@ decembre 2008 teo dia nitarika demission-na responsable maromaro(ministre, police, etc...) izany no responsable tompoko

olona iray tsy mba vahoaka hoy isika

mais rehefa deux dia pluriel izay, rehefa folo dia plusieurs, ary rehefa amamjatony(satria ao koa ireo maratra nitondra takaitra), dia masse populaire no anarany
8. andrywui ( 10/02/2009 15:51)
ze teny atao eo oa de fialana heloka fotsiny ihany !! fa tokana fotsiny ny ahy ary niaraha nahita eranizao ttlo izao ,ka tsy hianareo zay votany kely ireo no hanome morale eto fa tsy meloka Ravalo fa izao ttlo izao ,tsotra ! mpamono olona ravalo !! ary zay mankasitraka azy de mpamono olona koa ! pn c tt
== stylo tsy miraharaha ze tsipelina any aho fa ny aina nalatsaka no mampalahelo ahy , ny rà namonto ny tany no tsy zakako
-- fa raha misy ny faly sy mankasitraka izany de azy ny azy , eo ambony lohany ny rànireo olona ireo !! misy etape koa io ry vendrana fa tsy tonga de mitifitifitra fahatany a!! mbola alavitra de sakanana amin'ny tifitra rano , avy eo , lacrymogene ,tifidanitra ,balle à blanc zay vo afaka mitifitra (amin'ny tongotra anefa) otran'ny nataondratsiraka teny iavoloha ,tena heno mihitsy ny baiko tamreny oe" tifiro amin'ny tongony" fa ny anareo sy ry Ravalo ireto vono olona !! mba misaina fa aza gogole fa Malagasy mitovy aminao reo novonoiana ireo
9. molota ( 10/02/2009 16:03)
sambory Tanora Gaigy Vendrana fa mpamono olona sady Mpandoro olona tsy mendrika ny itondra firenena, izay rehetra tsy lany Président rehetra izao atao PM é Pds é, TGV= goaiKa ANTITRA 8-) sambory fa mpanongam-panjakana saribakolin-Dratsiraka. :twisted:
10. xxx ( 10/02/2009 16:04)
izaho dia tsy makasitraka an'i ra8 efa hatrin'ny ela nohon'ny fitiavantenanany,
nefa kosa hitako fa tsy maintsy izay no nihafarany satria raha tafiditra teo reny jiolahy ireny dia may hotran'ireo magazay may tamin'ny fitombohan'ny fihetsika nataon'i andry tgv ny palan'ambotsirohitra!! raha tena mandinika tsara ianao dia niazakazaka be saika hiditra ankeriny ireto olona , dia izany ve no atao oe hametraka praiministra? olona efa hiandry hibata entana entina mody no hitako betsaka teo amin'ny lohalaharana teo! raha tena haka ny lapa ry zareo naninona no tsy hita ny ben'ny tanana sy ny mpanolotsaina retra niaraka taminy,efa fantatry zareo fa hitifitra ny miaramila kanefa dia nasaina nirohotra ihany reto vahoaka tsy dia misaina nanaradia azy!
izao no tadiaviny hanasoketa ny mpitondra!tsy maintsy asina sorona kely aloha amizay miakatra avon_lenta ny tolona!(tolona fitadiavantoerana)
tsy makasitra an'io filoha mpanao didy jadona io hoy aho ny tenako kanefa kosa tsy manaiky ny fakana ankerina fitondrana fidiambahoaka izaho!
coup d'etat no filazako an'izao! nakaiza i andry tamin'io andro asabotsy io?
tsy nahita an'azy teny ny tenako!
satria efa "programmé" ilay fitifirana dia tsy teny izy!!
refa te haka fitondrana i andry dia miandrasa 2012 ary mandrapahatongan'izany aloha dia ny asa @ maha ben'ny tanana anao no ataovy masaka! amboary ny tanana, alao ny maloto, diovy ny tanana fa voretra loatra
11. andrywui ( 10/02/2009 16:06)
Ratsiraka anga tsy olompirenena afaka miteny !! raha Ratsiraka de maninnn ??
Malagasy manana ZO feno eto M/car Ratsiraka fa aza atao toy ny olona very na verezinjo fa tsy zany no atao hoe politika !! fa izay Malagasy rehetra na iza naiza de afaka miteny sy maneho hevitra daholo ry babakoto a!!!
12. dadamary ( 10/02/2009 16:15)
DEMISSIONNE VE DIRE FAIBLESSE/
TSY NAHITA HEVITRA HAFA AFATS IZANY VE ENAO MADAMA? HEVERINAO FA I C.RICE AMERICAINE DIA NANAO CATALOGUE FOTSINY NO NATAONY TEO KA RAHEFA TSY MISY POZY TSARA DIA MIALA/ DISO SAFIDY RA8 NANENDRY ANAO/TENA MBOLA FANAKA MALEMY MARINA NAREO VEVAVY GASY KA NY MIANDRY HOMANA EO AMPANDRIANA NO METY HO ANAO RAMATOA CECILE.
MANDEHANA KOA MANKENY ANTANINARENINA RAHEFA TSY HO ENY AMIN NY 13 MEY :twisted:
13. molota ( 10/02/2009 16:20)
Izay lazaina lah eo Fa elah io miitsy ilay nalahelo!! ny Goaika Antitra TALOHA mampimehB, malahelo ny BIZNA maloto!!! indrisy TGVendrana sambory Gadraina mpamono sy mpandoro olona :twisted:
14. sitlo ( 10/02/2009 16:24)
andrywui> ny hendry ihany no anarina, fa kay diso aho

rabingogilabanga> inona no antsoina hoe zone rouge?

Fa angaha moa tsy ny vahoaka no nifidy ny lalam-panorenana izay mamaritra ny zone rouge. Ka nahoana no rehefa ampiharina ny lalàna dia lazaina fa diso ireo mpitondra.

Na iza na iza, na aiza na aiza tsy misy miditra ankeriny amin'ny zone rouge izany. Mandehana ary hoe ianao manao rodo be miditra ny maison blanche...

Raha Ambohitsirohitra no idirana amboletra dia tsy hitako intsony izay tsy azo idirana sy dorana.

Ny malagasy dia 20 millions fa tsy 5000 boostena ho 20000. Tsy hoe manaja ny mpandroba akory ny olona dia horobaina daholo izao rehetra izao.
15. andrywui ( 10/02/2009 16:26)
o ry le molotra be ndoza a!!! fa elah ve mtapy e!! hitanao zany tsy fanajanle boriky lahy ty olona !! olondehibe ane ry le toara ze loza ty io olona tevatevainla io e! sa zany no nampianarindra8 anla tany oe tevatevao ny olondehibe ?? tena zaza alika elah lety ry lety !! sa nahazo maina bebe tao ndray angamba le babakoto ty de miteniteny foana
16. Samoana ( 10/02/2009 16:29)
Hoy Andrywui :"...fa mbola ho baben'i Ravalo ny rànireo olona novonoiny ireo ary mbola hanaraka azy mandrapahafatiny ny todin'ny nataony !! ary ny mpiray tsikombakomba aminy de hiarany toa izany koa..."

Tsy dia tia mamaly hevitra momba ireny aina nafoy ireny loatra intsony ny tenako. Misy horonam-peo ana tompon'andraikitra iray koa mantsy any ambadimbadika any mamporisika ny tsy hialàna amin'ilay zone rouge mihintsy na dia efa nanomboka aza ny poa-basy. Tsikombakomba iombonana ka tsy mahasoa loatra ny mifanozona!

17. AnA ( 10/02/2009 16:30)
o ry le andrywui be ndoza a!!! fa elah ve mtapy e!! hitanao zany tsy fanajanle boriky lahy ty olona !! olondehibe ane ry le toara ze loza ty io olona tevatevainla io e! sa zany no nampianarindra8 anla tany oe tevatevao ny olondehibe ?? tena zaza alika elah lety ry lety !! sa nahazo maina bebe tao ndray angamba le babakoto ty de miteniteny foana
18. hery ( 10/02/2009 16:31)
Amin\'ny resaka fitondrana, ny atao hoe demission dia tsy voatery ho sitra-po. Ny olona esorina eo amin\'ny toerany koa dia mila mametraka demission. Ary fanajany ny asany no tsy hitenenany na niala izy na nesorina.

Ny olona (minisitra indrindra indrindra) rehefa tsy mahavita ny adidiny dia mi-demissionne (eran-tany no ahitana an\'io). Efa t@ gidragidra teo amin\'ny Radio RNM i Manorohanta no tokony nametra-pialàna satria tsy hainy ny nitantana ny miaramila teo. Tamin\'ity dia hitany fa natao ho an\'ny miaramila ny fitantanana ny fiarovana rehefa amin\'ny fotoana toa izao ka niala na nesorina izy.

Aza asiana resaka sentiment hoe Reny sns fa rehefa eo amin\'ny fitondrana dia mila mandray andraikitra. Tamin\'ny nahazo karama izy tsy natao hoe kelikely fa mampalahelo sns...
19. Samoana ( 10/02/2009 16:31)
Hoy Yvonkely: "...c'est une salope."

Io izany le "toutes des salopes sauf maman niterak'ahy?"
20. Oay ( 10/02/2009 16:33)
Mampme koa nareo an, zanany sa zafikeliny aloha é, na ny andaniny na ny ankilany an! Ny azo @ makarakara d mivoaka amkiloadoaka io d ho an'izay tsy mino an'Atra d ho an'izay mino ndray d izay atao amin'ny maizina d hohita sy hitsikafona amin'ny mazava ary tsy misy miafina tsy hohita, jereo ny mahazo andr'i Ratsiraka é sesintany tsy fidiny satria tsy nahay niaina, ny nahagaga d ireto aminzao fotoana ihany koa d mbola tsy nahay niaina, fa mbola tsy fantatra aloha izay hiafarany fa ny azo lazaina d ilay nikelezana aina nanaovana ny olombelona toa ny vato ilay nahorona sy nangalarina nandritra ny taona vitsivitsy niaraka t@ AREMA (Razakaboana) niaraka t@ AVI (Ratsirahonana) dia toa nafoy tao anatin'ny indray mpimaso ilay maha kristianina tsy tia von'olona sy rà mandriaka very tao anatin'ny minitra vitsy(aza manahy fa ny rà nilatsaka teo tsy maintsy misy valiny na eto an-tany na any andanitra satria efa volaza fa aza mamono olona [NE TUER POINT] ary holovan'ny taranaka faramandimby), ka miomana fa tsy afaka eo fa tsy maintsy minjinja ny atao é! Tena Mal gachis mintsy oa ianareo ho an'i Madagasikara.Izay ndray aloha fa miady seza d mangalara d ataovy tsinntsinn ny Malagasy d refa avy mandehana manao sesintany ny tena.Eny oa ry mal gachis d mifanambany indray fa tsy mahafehy ny tenin'i Molière ny sasany d nampiasa an'i Shakespeare ny sasany d asa na mandarin ndray refa avy eo.Manaratsy tena toa omby hakiatsika, d valalan'ambo ka ny tompony aza tsy tia kanefa d i Madagasikara no nahatonga azy ho otran'io d amaranako azy raha tena Malagasy marina fa tsy mal gachis d mba alanino ny tenindrazako manao hoe "Aza mitsipadoha lakana nitana"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0482