Manorohanta Cécile
21. Samoana
(
10/02/2009 16:35)
Hoy Sitlo:".. Toa rehefa milamina ny tany dia minisitry ny fandriam-pahalemana izy fa rehefa mikorotana ny tany dia aoka ihany. Ireny amiko no atao hoe miamboho adidy."
Tsy ilay tany mikorontana no nialàny fa ilay rà latsaka. Olona mandala fifanakalozan-kevitra io ramatoa io ary niezaka nandresy lahatra hatrany ny hanatanterahana izany. Fiatrehana adidy amiko ny fialàny satria nanaja ny firehe-keviny izy. Fantatr'i Ra8 izany matoa efa voahomany ny hasolo azy!

22. molota
(
10/02/2009 16:45)
TGV tompon'andraikitra @ny ireto rehetra ireto: fanapotehina ny tanàna, fandorana ny tanàna, fandrobana ny tànana, fandotoina ny tànana, fandorona olona, famonoana olona, fanonganam-panjakana tsy ara-dalàna. MENDRIKA AZY NY MIGADRA.
23. nancy
(
10/02/2009 16:55)
Sssh, ramatoa havan'i Zafy albert iny ka normale raha niala. Zara aza izy niala fa tsy mahavita azy.
Ilay ra latsaka anie efa tetika notadiavina mihitsy ny hisiany e. Efa tetika hatramin'ny voalohany io mba hanamaimbo an-dRavalo erak'izao tontolo izao.
...Indrisy fa hiverina indray ny ekipan'ilay iraika lahy taloha. i TGV ve moa tsy hipetraka any France, volabe io no azony migalabona amizay izy any.

Samoana:
Hoy Sitlo:".. Toa rehefa milamina ny tany dia minisitry ny fandriam-pahalemana izy fa rehefa mikorotana ny tany dia aoka ihany. Ireny amiko no atao hoe miamboho adidy."
Tsy ilay tany mikorontana no nialàny fa ilay rà latsaka. Olona mandala fifanakalozan-kevitra io ramatoa io ary niezaka nandresy lahatra hatrany ny hanatanterahana izany. Fiatrehana adidy amiko ny fialàny satria nanaja ny firehe-keviny izy. Fantatr'i Ra8 izany matoa efa voahomany ny hasolo azy!
24. xxx
(
10/02/2009 17:00)
...Indrisy fa hiverina indray ny ekipan'ilay iraika lahy taloha. i TGV ve moa tsy hipetraka any France, volabe io no azony migalabona amizay izy any.mba ohatrinona izany volabe azon'i TGV izany :-P sao omeny ireo mpanohana azy? :)
25. andrywui
(
10/02/2009 17:53)
nancy === aza mamoroporona mahita volana eo iana fa dondrona be !!
aiza kou zany volabe azon TGV lazainao zany ?? taiza ?? miteniteny foana tsisy porofo fa de mody notenenina ndray mande izanyde tsisy namaly sy nanohitra de ventesina foana amzay !!! zany vola be vola be zany mba vesa kou nefa ny anarana mba mahafatifaty ihany oe mety ho manjakely fa le hevitra vomanga be sady donto be !!! de ndana miainga any fa tssssss !!!

26. soanja
(
10/02/2009 18:20)
Samoana:
Mino marimarina aho fa raha olo-kendry toy ireny no omena fahatokisana hitantana vonjimaika ny raharaham-pirenena dia hiverina hifanaja isika malagasy.
Mila "Reny" mahay sy misaina kanefa tsy be gidragidra isika amin'izao fotoan-tsarotra izao. Efa mahatofoka ireo lehilahy sy rangahy samihafa milaza azy ho tompon'andraikitra nefa toa herisetra sy adi-seza hatrany no tanjona.
Ny fiarovana firenena dia tsy czava-moramora ary azo raisina satria nomena. Mila jerena tsara hoe mifanaraka amiko ve ny andraikitra raisiko. Tokony tany amboalohany izy dia tokony efa nahalala hoe tsy zakany ilay raharaha satria ny mahaReny azy no zava-dehibe aminy aloha vao ny firenena. Ny olon-kendry dia mila mandinika lalina ny ho avy. Mijery hoe inona no hovitako raha izao no mitranga.
Amiko manokana dia ny tsy fahaizana ilay toerana nametrahana azy no hitako olana eto na hoe tsy mifanaraka amin'ilay olona ny toerana nomena azy. Ny Mpitondra mahalala zavatra sy mandaitra dia mahafantatra ny asa vitan'iray teo aloha sy ny toetoetra mety ifandraisany amin'ilay asa omena ary ny fahavitrihana manoloana izany andraikitra izany. Miala tsiny anefa aho milaza fa izy efa hiala izao vao fantatr'olona ny momba azy. Tsy namokatra izy izany. Tsara aminy ny miala amim-pahamendrehana.
27. heidi
(
10/02/2009 18:43)
andrywui:
Matoa iManorohanta izany efa ni demiss mihitsy amity raharaha ty defa fantany fa Fandripahana ny Malagasy eny amin arabe ty fa tsy izy tsony !! tsy misy jaune rouge mbola eny amin arabe izany!!! tsara mihitsy rehefa misy ny Malagasy manana toerana ambony toa azy mahatsapa fa tsy mitondra mankaiza amin'ny fitondrana ny vono olona sy ny rà mandriaka ! fa mbola ho baben'i Ravalo ny rànireo olona novonoiny ireo ary mbola hanaraka azy mandrapahafatiny ny todin'ny nataony !! ary ny mpiray tsikombakomba aminy de hiarany toa izany koa
TSY ireo rà mandriaka ihany no nokatsahan'ny tgv fa ahoana ireny olona may kila toy ny saribao bdb ireny????? TOA TSY asina resaka tsony ary toa tsy nasiana fisaonana toa tsy ni exposéna teny am 13mai,
satria ve diso paika tamin'ireny fa nanao herisetra sy nampihàtra ny maha tota kely jiolahy....?
28. naughtyboy
(
10/02/2009 19:34)
voalaza
Tsy adala akory ny miaramila fa asany isan\'andro io
sitlo > ilaina manadihady kely ihany ko @ fiarovana sy fitifirana na zone rouge io na inona asa na mba nanao fanompoampirenena elà na tao dago na tany andafy fa mazava ny fahasamihafany ireo ,tsy mila averina intsony ngambany le oe betsak ireo fomba azo nanakanana tsy nadatsahana ain\'olona azony tafika nampiasaina fa de famonoana no safidy nomeny mpibaiko azy i le8
- miaro = manakana fanafihana @ fampitsaharana ny mpihotakotaka
na any @ tranofotsiny bekitana io na downing street(izaho izao no vavolombelona efa nahita nikorotana izao syndicate t@ ivelany io toerana io tsisy voatifitra fa rano mahery vaika sy andiantafika nefa zone rouge )na champs elysée na ireo zone hafa raha mbola tanampolo dia misy ny fitaovana toy ny rano mahery vaika ,ny lacrymogène ,ireo basy elektrika/tazer (efa misy dolidoly ireo ao amintsika ankoatry le farany io)satria ny ain\'olona no ambony no ambony indrindra na ny nandefa ambilansy sy vonjy aina aza tsy nataony fitondrana (non assistance aux personnes en danger,tsy ekeny lalàna erantany)de io v no mbola iadinla hevitra ihany
- mitifitra = fampitandremana tifitra @ tongotra raha tanampolo ary fandatsahana ain\'olona izay mirongo fiadiana samihafa , inona no niseho fandripahana na riot be tahaka ny inona aza le tany Greece nolazainy ny namana tetsy ambony amantapitrisany ireo tao mpirotaka tao Athens ,1 ihany no maty sa ru mugabe atsy zimbabwe no lamaody ka oe lasa butcher daoly ny rasil satria izay no asany ?
Ka n\'inona2 lazainlisany rehetra eto de izao henoy tsara :
ny tany rehetra anjakany lalàna n\'aiza izy n\'aiza dia manaja ny ain\'olombelona ny fitondrana ao aminy indrindra fa ny olompireneny,na rotaka na zone rouge na antony inona dia sakanany @ fomba rehetra nefa io no arovany toy ny anakandriamaso voalohany fa tsy aripadripany eo imasony izao tontolo izao tsisy hajany ireo mitaky ny zony
Noho izany ny faty olona dia tena nisy marobe,ny nibaiko ny miaramila tompon\'andraikitra hamono dia tena nisy olona 1 , ny tolona dia tsy mety hitsahatra nahoana izany rehetra izany ?? satria de tena mijaly @ farafahantrana ny vahoaka manontolo ary mbola manana ny zony izy ireo tsy ho disoina fanatenana toy ny teo aloha intsony,asorina le rangory fototry ny
afo aloha de tsaraina ho ohatry ny hafa te hanapatra fahefana .dikany tsy mila le8,tsy ratsiraka,tsy andry ,tsy pierrot fa olona vaovao .fa iza rahoviana ? tsy @ tetezamita fa @ fifidianana manaraka eo

29. Andribe
(
10/02/2009 19:36)
efa avy nanome baiko izy hoe tifiro ho faty any daholo reo fa tgv fa mitady hanala ny lamasinina gasy de avy eo izy ni demisiona hahahahaha :^) :^) :^) :^) :^) :^)
31. sitlo
(
10/02/2009 22:28)
neih, farito indray aloha ny atao hoe zone rouge. Efa voasakana teny aho mantsy tamin'ny 2003 ka fantatro tsara io. Za ange zana-bahoaka e.
32. Andribe
(
10/02/2009 22:59)
sitlo:
neih, farito indray aloha ny atao hoe zone rouge. Efa voasakana teny aho mantsy tamin'ny 2003 ka fantatro tsara io. Za ange zana-bahoaka e.
zanabahoaka zaaka jomaka otran i lendrema zany an
:wink: :wink: :wink:
33. nancy
(
11/02/2009 02:57)
Na tianao na tsy tianao, i tgv tsy hanao an'io mission impossible io tsy misy vola e. Ianao ve izao tsy efa mba nanadray kely koa? ntsoooo.
andrywui:
nancy === aza mamoroporona mahita volana eo iana fa dondrona be !!
aiza kou zany volabe azon TGV lazainao zany ?? taiza ?? miteniteny foana tsisy porofo fa de mody notenenina ndray mande izanyde tsisy namaly sy nanohitra de ventesina foana amzay !!! zany vola be vola be zany mba vesa kou nefa ny anarana mba mahafatifaty ihany oe mety ho manjakely fa le hevitra vomanga be sady donto be !!! de ndana miainga any fa tssssss !!!
34. Samoana
(
11/02/2009 06:39)
Misaotra anareo namosaka ny hevitrareo! Saingy aleo aho hanohy hino fotsiny ihany ny fahendren'io ramatoa io e :wink:
35. volatsara
(
11/02/2009 06:55)
Izany no tsy hanankinan'ny olona andraikitra antsika vehivavy, manao tsobo-dranon-dRamiangaly, raha marivo dia roso fa raha lalina dia mihemotra. Raha salalan'izao ataonao izao dia tsy homen'ny olona andraikitra sarotsarotra mihintsy isika. Manala baraka ny vehivavy hianao. Mipetraha fa tsy hitako izay iavahanao @ femme au foyer, femme de ménage !!!