Ny tetikin'ny acteur

1. Noue ( 10/02/2009 09:30)
Masina ny tanindrazana
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img240.imageshack.us/img240/8986/p1110017tn2.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img240/p1110017tn2.jpg/1/][IMG]http://img240.imageshack.us/img240/p1110017tn2.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]
hamory vondron'olona izay efa mihena andro aman'alina dia mody mitomany ! mi sène eeee!!! fomba iray fakana ny fon'olona io dia mody lazaina oe sniff snifff snifff tena faran-zay malahelo aho re olona oooo !! noho ireo namohy ny ainy eeee ! satria ny Malagasy tena mbola sentimentaka be nefa omaly dia oe deuil national ??? nefa endrika re zany eeee ! oatran'azo lazaina oe mora de misourira
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img134.imageshack.us/img134/4574/tananambolamanaovwb6.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img134/tananambolamanaovwb6.jpg/1/][IMG]http://img134.imageshack.us/img134/tananambolamanaovwb6.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]
deuil nationale izay naseho ny sarin'ireo olona namohy ny ainy nefa mbola vitany ihany ny fitsikina sy fanaovana V

(nalaiko tatsy ambadika tatsy ity)

Hitanareo ve ilay tanany mbola manao V? Tahaka n ymilaza hoe V daholo ireo @ sary ireo fa nataoko seza iakarana! Mbola manao recrutement V izay vonona hanao martiorako

2. Noue ( 10/02/2009 09:33)
dia izao zany no atao oe fanjakan'ny baroa
http://www.topmada.com/2009/02/09/nouvelle-video-andry-rajoelina-et-monja-roindefo-envoient-leurs-partisans-sur-ambohitsorohitra/
3. Noue ( 10/02/2009 09:35)
(nalaiko tany ho any)
------------------------------------------------------

http://radotiana.blaogy.com/post/283/6001
4. Noue ( 10/02/2009 09:37)
Koa samy efa mahita isika rehetra fa efa mihena andro amana'alina ny mpanaraka an'i TGV dia inona indray zao re ny tetika ho lazaina @ vondron'olona mba hanagana ny fony eeee ???

Attaque de mercenaire

Andry Rajoelina se dit être victime

Andry Rajoelina a été victime d’une attaque des mercenaires sur la route digue dans la nuit du dimanche 9 février dernier selon les révélations qu’il a faites sur la Place 13 mai. Son cortège a dû s’engager dans une course poursuite dimanche dernier pour échapper à ses poursuivants.

C’est au niveau du croisement à Andohotapenaka qu’il a pu semer ces poursuivants selon ce qu’il a rapporté sur la place du 13 mai. Tandis que le cortège de Andry Rajoelina a pris la direction de 67 ha, ses poursuivants ont continué en direction d’Ivato.

Rumeur ou réalité ; les preuves font pour l’instant défaut dans tous les dires de Andry Rajoelina. Il se dit à maintes reprises être l’objet d’un mandat d’arrêt. Jusqu’à présent aucune photocopie d’un quelconque mandat d’arrêt n’a été révélée. Il a déjà affirmé être poursuivie par des personnes inconnues, sans apporter de preuve concrète.
5. Noue ( 10/02/2009 09:38)

6. Noue ( 10/02/2009 09:40)

Mais les faits dont il se dit être victimes sont difficiles à prouver. La seule entité qui peut prouver l’existence d’un mandat d’arrêt est le ministère public. Ce dernier est sous contrôle hiérarchique du ministère de la Justice, donc du gouvernement et du régime en place par la même occasion. Actuellement, le ministre de l’Intérieur et de la Sécurité Publique, Désiré Rasolofomanana affirme que le gouvernement lance un mandat d’arrêt contre les auteurs du massacre d’Ambohitsorohitra.

Mais le ministre n’apporte aucune précision sur le nom des personnes qui en fait l’objet. De source auprès des proches de Andry Rajoelina, il s’agit de 7 personnes dont Andry Rajoelina, Monja Roindefo, et l’artiste Sareraka.
http://www.madagascar-tribune.com/Andry-Rajoelina-se-dit-etre,11094.html

am-bava homana , am-po miheritreritra
7. xxx ( 10/02/2009 09:45)
ny rà mandriaka nalatsakareo zany no tena fahafinaretan'i Noue sy ny mpankasitraka famonoan olona !! de faly ery madatsa ireo Malagasy iray rà aminao mihosin-drà ianareo ! nefa mbola tsy jaune rouge fa arabe no namonoana ho faty olona amampolony !!! vouzet demon
8. Noue ( 10/02/2009 09:54)
tsisy resaka mahintsiny ao oe fahafinaretana t@ rà nandrika ry XXX aaa ! mahaiza mandalindalina ny zava-niseho sy ny fomba nitanterana ireo olona namohy ny ainy noho ny fitadiavan-tseza eeee !!!

Naninona aza no tsy nalahatra teny mahamasina koa ireo olona maty t@ fandrombana sy fandorana eeee ??? satria ve rehefa avy @ tena ny hadisoana dia tsy atao an'zany fa rehefa an'ny hafa dia io no hakana ny fon'olona ??? aiza re zany eee ! aoka marina eee
9. tsiafoi1 ( 10/02/2009 09:55)
Aza faly miampanga : Fa tsy hisy ho faly @'ny aina zay nilatsaka! Sanatria anie izany!

Fa saingy kosa re : Tsy ho nisy toy ireny...., raha toa nosakanana ireto vahoaka mahonena, zary tohatra niakarana...
10. xxx ( 10/02/2009 10:03)
Tsyafoi == nosakanana ? efa fanaon'ny firenena rehetra ny mitaky sy mi-greve zany ko aona no ajannn ny eto M/car fa ny famonoanareo olona teo amin arabe no tsy izy mihitsy fa crime mazava tsara (teo amin'ny arabe oa fa tsy jaune rouge mihitsy io) pompier amin'ny rano, lacrymogene ,baton, balle a blanc ,zay vao tokony tifitra am tongotra no hatao ! zay ny procedure nio fa tsy ity famonoana olona direct ity mihitsy ry zareo a!
11. gasmlay ( 10/02/2009 10:32)
reny teny am 13 mai omaly reny ve no tsy nahazo kil ? miteniteny fôna oha le noue!! tsisy ambara fa ze zavatra lazain'ny olona any ambadika any fôna no mba izestiavana eto! jereo eto ....
12. andrywui ( 10/02/2009 10:35)
eny oa ny anle Noue de manaradrenirano foana na efa hisy cascade be aza hivarinany ao de mande foana! hi hi hi mapme be !! sady assassin kou !!!
13. Noue ( 10/02/2009 10:38)
mahaiza mandalindalina ny zava-niseho sy ny fomba nitanterana ireo olona namohy ny ainy noho ny fitadiavan-tseza eeee !!!

14. molota ( 10/02/2009 10:41)
hatramin'izao aloha tgv dia mbola Tanora Gaigy Vendrana ihany éééééé andé ho aiza ary lé Vendrana :twisted:
15. andrywui ( 10/02/2009 10:48)
be molotra !!! ary noheveriko fa vita tany ampijerijerevana tany elah ry lety !
sa nataoatra niseho teto fa mpamono olona
16. Noue ( 10/02/2009 10:59)
Qui porte la responsabilité de la fusillade du 7 février

Andry TGV porte la responsabilité 41% (2571 votes)

Marc Ravalomanana porte la responsabilité 28% (1797 votes)

Les deux sont responsables 29% (1844 votes)

La foule est responsable 2% (109 votes)

http://www.sobika.com/

17. Noue ( 10/02/2009 11:07)
A qui incombe la responsabilité des morts lors des évènements de samedi ?

*davantage à ceux qui envoient la foule vers le palais alors que les militaires avaient déjà prévenu qu'ils allaient tirer (74,0%, 1 253 Votes)

davantage à ceux qui ont donné l'ordre aux militaires de tirer (23,0%, 388 Votes)

http://www.topmada.com/
18. ari.malala ( 10/02/2009 11:07)
Za zany aloha sad ts pro TGV no ts pro ra8 fa nanomboka t@ 07/02 d teneniko ampahibemaso fa halako ra8 satria nampamono ny Malagasy mitovy aminy. Raha hoe tao Ambohitsorohitra izy d nanaiky ah hoe niaro tena, saingy izy tsy tao. Angamba izay efa nahatsiaro saina tamizany 10/08/91 zany nahatadidy ilay teny niverimberina tamle film nalefa hoe "ny tongony kendrena" fa t@ iny asabotsy iny teo am handriny na ny tendany no ankamaroan'ny nahavoa ny olona, nisy aza teny antampondoha... zany hoe avy eny ambony tafontrano no nitifirana ireo olona tanam-polo...

Famerimberiko matetika ity teny ity hoe ny mpangalatra aza omena sommation, anaovana tir en l'air fa t@ iny tonga d ny olona mitnsy no rafalena, amizay efa mitsoaka mbola arahina iany!

Zany no mahafaly an'i Noue :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
19. Noue ( 10/02/2009 11:13)
mahaiza mandalindalina ny zava-niseho sy ny fomba nitanterana ireo olona namohy ny ainy noho ny fitadiavan-tseza eeee !!!
20. Noue ( 10/02/2009 11:17)
Aza faly miampanga : Fa tsy hisy ho faly @'ny aina zay nilatsaka! Sanatria anie izany!

Fa saingy kosa re : Tsy ho nisy toy ireny...., raha toa nosakanana ireto vahoaka mahonena, zary tohatra niakarana...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0873