Ny tetikin'ny acteur

21. xxx ( 10/02/2009 11:17)
Noue , molota , penguin ,nyavo ,nghoia ,tsyafoi ,=== MPAMONO OLONA
22. Noue ( 10/02/2009 11:20)
mahaiza mandalindalina ny zava-niseho sy ny fomba nitanterana ireo olona namohy ny ainy noho ny fitadiavan-tseza eeee !!!
23. molota ( 10/02/2009 11:25)
tsy tonga saina miitsy ny sasany hoé seza anié io tadiavina io, ry tsy maty voalavo an-kibo daholo angié reo ambadika ireo é Mb mieritrereta ihany,
24. Noue ( 10/02/2009 11:26)
"ari.malala":
Zany no mahafaly an'i Noue
ianao angamba no faly @ zany fa tsy izaho velively eee ! izaho dia mandinika sy misaina ny anton'ny izao namonozan'olona ny ainy zao eee!! dia tsotra fotsiny ihany no azoko lazaina dia ny oe mahaiza mandalindalina ny zava-niseho sy ny fomba nitanterana ireo olona namohy ny ainy noho ny fitadiavan-tseza
25. andrywui ( 10/02/2009 11:32)
Noue == manao teny tsy loabody enao !! innn kou zany oe fomba nitanterana ireo olona namoy ny ainy zany !! notanterina ahoan?? diniho tsara ane fa otran'ny tsy tompon'ny tenanareo hianareo sy molota miteny e!! otran'ny oe olona mamo na koa leon'ny rànireo olona novonoinareo angamba, na efa nitodian'ny tsinin'ny maty de nipika tao ny loha fa tsy loabody ny resany hi! hi! hi! mpamono olona kou voa sahady hi!hi!hi!
26. tsiafoi1 ( 10/02/2009 12:00)
efa fanaon'ny firenena rehetra ny mitaky sy mi-greve zany


Marina tokoa fa tranga eran-tany,
Fa saingy ity indray mandeha ity,....
De naningana eran-tany,
Fa sahisahy tokoa!
Ny LAPA no NANIHINA....
LOZA!
TAIZA NO NISY TOY IZANY???
27. andrywui ( 10/02/2009 12:04)
lapan'ny Tsyafoi ve ny arabe ??
28. ari.malala ( 10/02/2009 12:29)
noue, enao anie no falifaly manesoneso ireo olona efa maty ireo e! sy ny hafa mbola mitolona hoan'ny fahafahana! jereo kely ny fomba famalinao sy ny fanoratrao!

tsiafoi, d faly indry fa notifirina tys nanana antra ireo Malagasy tonga teny nitondra tanampolo? tena nananika marina ve izy ireo? tena tafakatra (tafiditra) tao marina ve izy ireo sa mbola tety ivelany dia efa notifirina sy narahina tifitra iany na d efa nitsoaka aza?
29. Noue ( 10/02/2009 12:46)
ari.malala:

noue, enao anie no falifaly manesoneso ireo olona efa maty ireo e! sy ny hafa mbola mitolona hoan'ny fahafahana! jereo kely ny fomba famalinao sy ny fanoratrao!

tsiafoi, d faly indry fa notifirina tys nanana antra ireo Malagasy tonga teny nitondra tanampolo?
misy dia tena tsy mahazo resaka mahintsiny klet'ieeeeeee ! inona ihany aza ity resaka falifaly , sy faly hasesika ity eee ????


30. molota ( 10/02/2009 13:16)
aza manaiky omenyTgvendrana 25000fmg intsony ry vahoaka fa ataony sorona fotsiny a! Seza Miaraka @ny GOAYKA antitraB manko no ilainy io :-D :twisted:
31. tidegrow ( 10/02/2009 14:13)
xxx:

Noue , molota , penguin ,nyavo ,nghoia ,tsyafoi ,=== MPAMONO OLONA


ba mahaiza manao analyse fa anga ianao tsy banahita fianarana lavitra ka tsy omena tsiny
ka izao valiana

ny laza i andry fa tsy azy ny padromba sy pandoro
koa inona ary no itakiany izay nitifitra olona ka nahaty teny @ mbs .dikany azy zany reny pandoro sy mpadroba ireny .na i andry aza vendrana tsy mahay manafikilema ka normale daholo raha vendrana toa azy ny panaraka azy
32. Noue ( 10/02/2009 15:06)
sady tsy mahita avaly fa io faly sy falifaly foana io no mody hasesika :evil: :evil: :evil:
33. gasmlay ( 10/02/2009 20:00)
hay,le mpanara-drenirano indray ito faly am ain'olona nafoy ito! ny maloto no manara-drenirano....
34. Noue ( 10/02/2009 20:49)
:-D :-D :-D lany morsa oa nga ee ??? :-D :-D :-D :-D
35. belakely ( 10/02/2009 21:14)
tsy hoe faly @ faty olona kosa aloha; fa nahoana ary ireo mpitarika no vaky nitsoaka fa tsy mba nanao sorona ny ainy teo e?
le dolin zany mandrangitra fotsiny hoe "ela be zany e!".... dia lasa koa ilay vahoaka V nirohotra! efa hita izao fa hoe hahafaty!
i tgV aza moa teny @ pergola anie dia efa nivily lalana nankany ambatonakanga e!
avy eo izy indray no mody snif snif manentsin-kelokoa!
hatr@ ilay teny @ MBS:" io mitso-drano anreo aho fa aleo aho hody?????????" fa mandehana ianareo mihinana ny fatinareo any dia avy izaho no "olomanga"
tonga @ ilay hoe tandremo sao mitolona raha te ho olo-manga!!!!!!!!

36. ari.malala ( 11/02/2009 07:32)
averiko foana fa za ts pro ra8 no ts pro tgv fa le fomba manesoneso mints no masosotra anà! nareo v ts mba mandinika hoe manao ahoana ny olona nanaraka andry zareo? olona noana, reraka, very asa sns... d zany v no esoinareo refa maty? sod ts rariny! ra mbola mitempo ao anatinareo ireo manenjika rehetra reo ny fo malagasy ary raha mbola mahatsapa tena fa malagasy nareo d ajanony ny fanenjehana! ts ho nisy ireny raha nahay nitantana ny ra8nareo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3529