HITIFITRA HONO RY ZAREO!!!! .....

1. xxx ( 09/02/2009 20:32)
Tsy nisy izay tsy nahita ilay olona niteny an io t@ asabotsy 07 FEBROARY teny AMBOTSIROHITRA angamba isika! HITIFITRA HONO RY ZAREO !!!

Asa na ny mpitarika ny tsy mahay miteny gasy na ny olona koa no efa entin ny fo fotsiny.
Raha niteny ingahy DOLLIN ohatra hoe DIA MIALA TSINY AMINAREO FA TSY AFAKA MIHOATRA ETO ISIKA FA HITIFITRA RY ZAREO ohatrana koa hoe MIANGAVY ANAREO HIPARITAKA FA METY ZAVA DOZA NO HIANDRY ANTSIKA!

Fa ny teniny dia hoe hitifitra HONO ry zareo !

Ilay HONO mihintsy no tsara mbà analysera kely satria dia mifonofono TSAHO na koa zavatra tsy mari-pototra!

Ary ity honohono ity no tena arme absolue entina hanakorontanana ny saimbahoaka @ izao fotoana izao

Noho izany dia tsotra izany ny analyse hoe avy aiza ny tena mpanely ny tsahotsaho isankarazany eto!

:?:
novalian'i molota ny 10/02/2009 15:07
2. Andribe ( 09/02/2009 20:35)
de mbola hitifitra konko Bold textUnderlined textHONO ry zareo :^) :^) :^) :^) :^) :^)
3. Noue ( 09/02/2009 20:36)
Asa na ny mpitarika ny tsy mahay miteny gasy na ny olona koa no efa entin ny fo fotsiny.
Raha niteny ingahy DOLLIN ohatra hoe DIA MIALA TSINY AMINAREO FA TSY AFAKA MIHOATRA ETO ISIKA FA HITIFITRA RY ZAREO ohatrana koa hoe MIANGAVY ANAREO HIPARITAKA FA METY ZAVA DOZA NO HIANDRY ANTSIKA!
justement eee !!! naninona no mbola niraparapa nizotra tany ihany???
4. Andribe ( 09/02/2009 20:43)
Noue:

sao de mba nahazo seza tao ambnotsirohitra kosa ko sao de mba mampiasa bala blanc ry zalahy

:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
5. Noue ( 09/02/2009 20:58)
ilay koa anie tsy fantatra mahintsiny ny tena marina eee ! fa ny zavatra tiako ho fantatra koa dia taiza no nahazahoan'ny ekipan'i tgv basy eee ???
6. Andribe ( 09/02/2009 21:03)
Noue:

ilay koa anie tsy fantatra mahintsiny ny tena marina eee ! fa ny zavatra tiako ho fantatra koa dia taiza no nahazahoan'ny ekipan'i tgv basy eee ???

nividy tsy nandoha vola teny @ magro ry zareo ka

8) 8) 8)
7. Noue ( 09/02/2009 21:06)
ka io no nolazaiko oe avy taiza marina ary iza no tena nitifitra eee ?? mora dia mora anie ny filazana oe i ranona no nitifitra voalohany eee !
8. Andribe ( 09/02/2009 21:10)
Noue:

ka io no nolazaiko oe avy taiza marina ary iza no tena nitifitra eee ?? mora dia mora anie ny filazana oe i ranona no nitifitra voalohany eee !

tonga de samy niaraka ni de genina ry zalahy koa duel anie le izy eee le vahoaka specta no voatifitra fa samy miaramila vao tsy mahay mitambasy na ny an dra8 na ny an i andry. Nony nandositra ny vahoaka sisa tsy voa de nifampitifitra tao ry zalahy de tsy hay intsony hoe iza no bandy iza no role nony farany

:^) :/ :/ :/
9. xxx ( 09/02/2009 21:27)
izahy koa mba hitifitra eh ,@ fitombenana soa mahafaty eh hihihihiih
10. Andribe ( 09/02/2009 21:48)
xxx:

izahy koa mba hitifitra eh ,@ fitombenana soa mahafaty eh hihihihiih

misy basy hazo nga any asiana fanafody kely iny de aza mihinana kisoa manjary tsy mahavoa
8-) 8-) 8-) 8-)
11. ninimalala ( 10/02/2009 03:56)
Hono hoa ry Noue an'isan'ny teny Ambotsirohatra nga se ka nahita basy teny @ equipen'ny Tgv iza taminjareo no nitana izany mba hamarino hoe fa avokako viva zao? Ra tsy teny aza miteny sao de gadrain'ny olona eo
12. penguin ( 10/02/2009 06:49)
Na hitifitra na tsy hitifitra rehefa atao hoe diso dia diso na marina aza ary ny tena diso mety terena ho marina fa any aoriana vao hita hoe tena diso. Ny taona anefa mandeha ka dia ny fiainam-pirenena no mirefarefa eo ka samia mahatanty fa ny resaka maro an'isa no lalaovina eto.
13. ravatorano ( 10/02/2009 07:26)
maagaga ihany fa ny olona tsy mipetraka eto madagasikara no tena be vava amin io vonoan'olona io.Za dia tsy miandany amin'iza na iza fa raha ny fijeriko azy dia fahasdisoana ny fitifirana olona.Tsy fahavalo ny vahoaka (tsy ennemi) fa mpifanandriana ara kevitra (adversaire politique) ka inona no nitifirana na dia hoe faritra mena aza.
Tsy nisy fomba hafa ve talohan'ny nitifirana :?:
efa betsaka izay voalaza sy voasoratra teo ka aleo dia ny tsi1-1 no mandinika any anatiny any ary ny fahafatesan'ny malagasy mitovy amin'ny tena dia tokony tsy hahafaly na hahabevava loatra fa tsara ny mifandinika e !
14. LL52 ( 10/02/2009 07:34)
tsy misy faly @ afatesan'ny oul zany, ravatorano a, fa raha nipetraka tsara tany aminy any reo tsy maty, mba niandry anzay nifandinika zay.
Ka tsy misy mety tonga saina ary ny oul kou!!!!!
15. xxx ( 10/02/2009 08:14)
LL52:
tsy misy faly @ afatesan'ny oul zany, ravatorano a, fa raha nipetraka tsara tany aminy any reo tsy maty, mba niandry anzay nifandinika zay.
Ka tsy misy mety tonga saina ary ny oul kou!!!!!

satria LL52 manan-kohanina na mitolona na tsia velona foana, fa ny gasy kely aty gasikara mijaly, nanantena poak'aty, ka reefa tsy hanao n'innnn tsy ny manala azy ve no mety??
Aza miteniteny foana, za aloh atsy teny fa tsy manome tsiny ny oul nankeny, teren'ny fahantrany izy.
Azo atao de azo atao anie ny miaro ny faritra mena e, fa tsy hoe miaro enao de hamono olona ny dikan'zany.
16. volatsara ( 10/02/2009 08:19)
mampahery ny miaramila, raha mbola miverina ireny dia tofiro foana, fa ny constitution no arovana,
17. xxx ( 10/02/2009 09:15)
VOLATSARA DEMONY VELONA
18. xxx ( 10/02/2009 10:02)
Raha any ivelany angamba ry ANDRIAMANJATO ry ZAFY ALBERT ,...
Ry jeneraly DOLIN , ry BRUN LY ..tompon andraikitra feno hita-poko hitampirenena fa mpamono olona t@ 10 aout 1991 sy ny 07 fev teo dia azo tsaraina sy entina any @ tribunal international pour cause GENOCYDE ...
19. ari.malala ( 10/02/2009 10:34)
Noue:

ilay koa anie tsy fantatra mahintsiny ny tena marina eee ! fa ny zavatra tiako ho fantatra koa dia taiza no nahazahoan'ny ekipan'i tgv basy eee ???

Fanontaniana mipetraka mila valiny matotra, eto Madagasikara ve i Noue no mipetraka, teny Ambohitsorohitra ve t@ asabotsy 07/02/09? Nahita maso mivantana mihintsy ve hoe ekipan'ny TGV tokoa ilay nitifitra?

Zavatra nandeha t@ télé privée samy hafa anie iny zava nitranga iny e ary tsy nisy censure fa hita teo hoe iza no nitifitra, nanao ahoana ny fahavoazan'ny olona, taizahoaiza t@ vatan'ny olona voa no voatifitra sns! rehefa tsy mahalala sy tsy nanatrimaso ary tsy mahita aleo tsy miteniteny foana fa manafintohina azafady.
20. andrywui ( 10/02/2009 10:39)
io Noue io oa ry ari.malala tsy manakevitra afatsy mijerijery sopapa eny anannn eny de lazainy fa réel hitany masony ndray avy eo malhonnete !! sady assassin ! mpamonoolona zao ra8 de faly ery izy mianakavy mankasitraka sy misotro ny ràn'ireo Malagasy nalatsany !! sady mibaby ny tsinin'ireo olona novonoiny ireo !! FA NA INNN TENY ATAO NA INNN DE MPAMONO OLONA RA8 SY ZE MPANKASITRAKA AZY P. C TT
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5227