HITIFITRA HONO RY ZAREO!!!! .....
21. nyavo2000
(
10/02/2009 11:22)
I DOLLIN leitsy MIARAMILA, efa hainy daholo ny zavatra eny an!
I leiry mody gisa, fa zarany aza MATY teo daholo ireny olona rehetra ireny @ izay mafimafy ny argument hanaratsiana ny fitondrana....
kay 23 ihany no maty...
Ny mampalahelo dia tsy nasian'ny TGV sy Andry RAJOELINA kôzy mihintsy ny olona 80 maty lasa maskita nefa ireny no tena miarmilany sy milisy mahery fo ?

22. xxx
(
10/02/2009 11:26)
ari.malala:
Noue:
ilay koa anie tsy fantatra mahintsiny ny tena marina eee ! fa ny zavatra tiako ho fantatra koa dia taiza no nahazahoan'ny ekipan'i tgv basy eee ???
Fanontaniana mipetraka mila valiny matotra, eto Madagasikara ve i Noue no mipetraka, teny Ambohitsorohitra ve t@ asabotsy 07/02/09? Nahita maso mivantana mihintsy ve hoe ekipan'ny TGV tokoa ilay nitifitra?
Zavatra nandeha t@ télé privée samy hafa anie iny zava nitranga iny e ary tsy nisy censure fa hita teo hoe iza no nitifitra, nanao ahoana ny fahavoazan'ny olona, taizahoaiza t@ vatan'ny olona voa no voatifitra sns! rehefa tsy mahalala sy tsy nanatrimaso ary tsy mahita aleo tsy miteniteny foana fa manafintohina azafady.
Manafitohina ? Nimporte quoi :twisted:
23. xxx
(
10/02/2009 11:36)
O ry andrywi a!
Fa ny mpitarika ny olona nandeha nanafika sy nandroba fananan'olona
tamin' ireny fotoana ireny inona aminao?
mpamonjy olona ?
ry andry TGV sy ry dinosore politique rehetra niavian'ny fandrobana sy faty olona reo aminao inona daholo?
fitsaran'olombelona, misy fetrany ihany ny anao .

24. ari.malala
(
10/02/2009 12:32)
k zao aza e! nanin no notifirin'ny miaramila ian kou ny fiaran croix rouge?
26. xxx
(
10/02/2009 13:00)
Noue aa ny mpitolona an'i TGV kosa alou araky ny fahitako azy ts nanana basy e!
io ko ange milaza samy ho mahafatatra dôly e
io ko ange milaza samy ho mahafatatra dôly e
27. AnA
(
10/02/2009 13:12)
io misy oul mitana basy
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img13.imageshack.us/img13/882/65850443hn2.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img13/65850443hn2.jpg/1/][IMG]http://img13.imageshack.us/img13/65850443hn2.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img294.imageshack.us/img294/5421/revolutionorangea16gt7.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img294/revolutionorangea16gt7.jpg/1/][IMG]http://img294.imageshack.us/img294/revolutionorangea16gt7.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]

29. LL52
(
10/02/2009 13:59)
ary i xxx ko ve tany Ambohitsorohitra t@ samedi io,
Samy milaza zay lazainy fa aza tafitohina fatany eo,
Samy milaza zay lazainy fa aza tafitohina fatany eo,
30. molota
(
10/02/2009 15:07)
mba misy farany daholo anie ny zavatra no sombaina hatramin'ny izay é ra tena tia ny firenena izy maninona ra mba manao zavatra tssara aloha dé hitantsika eo avy eo fa tsy hoé lany Maire za vé dia midika hoe:Président, mody hoe émeteur Viva, démocratie, avy eo Président. manaparitaka vao2 tsy marina manerana ny tanàna fotsiny, ireny V ny olona hitondra tsy loza :?: mbola milà mandinika ny tenany tsara, fa maninona ny olona no alefany irery eny ambotsirohitra efa fantany mialoha ny zavatra hitranga. dikany TGV mampanao sorona olona, lehilahy tsy mendrika ra hitondra firenena mahamenatra :twisted: