mitohy ny tolona avec 5000 olona eo @ 13may

1. zama91 ( 09/02/2009 18:07)
Mitohy ny tolona eh ,dia aiza indray no lasibatra manaraka eh.Iavoloha hitady confrotation indray fa tsy mbola ampy ireo 28 maty hampamelombelona ny tolona,satria raha 5000 a 20.000 sisa no manao grevy ,tsy tafa intsony eh
novalian'i tsiafoi1 ny 10/02/2009 08:45
2. Noue ( 09/02/2009 18:14)
k'ita fa efa mihena andro aman'alina dia mbola inona indray eee! mbola tsy ampy iahny nga ireo olona namohy ny ainy no mbola hanao inona indray eee ??? hitomany hakana ny fon'olona ve ???
3. heidi ( 09/02/2009 18:20)
mody hoe mpitolona fa jiolahy mpandromba daholo reto izy tonta kely dool
porofo ny fihetsehana fitolomana tam 26, tena nitolona vary ray gony avy marina ry zareo :-D ny sasany moa tsy nety afa po de nampalahelo maty may tao
4. zama91 ( 09/02/2009 18:27)
hitarika grevy genral i tgv nefa ny olona tsy hanaraka azy dia ahoana ,nefa lery mbola mikiry biby ihany
5. xxx ( 09/02/2009 18:28)
mody natao hoe ho avy Rossy t@ iny sabotsy iny mba habe ny olona ho avy kay tsy tonga léry! d nalefa teny Ambohitsirohitra ny vahoaka ,gaigy :twisted:
6. xxx ( 09/02/2009 18:34)
hita mihitsy hoe le jiolahimbodo ny bas quartier le voakarama no teny efa vonona saingy indrisy eh,tsy midika izany fa jiolahimboto sy jomaka daholo no teny fa misy ihany ny olo trotra saingy vitsy
7. heidi ( 09/02/2009 18:34)
fa i rossy koa mou no inona no de hahafatifaty e????? HITA MITSY mariônety n'ny ry ratsikrakISTES lay DJ
8. xxx ( 09/02/2009 19:22)
ka tsy zakany ry zalahy very seza t@ iny fotoana iny(2002) io fitondrana ankehitriny io,ny arema anie no ao ambadika ao ao eh,surtout ny ratsirakiste aty france no eo ambony magnette.Matoa i tgv mihizingizina be ohatran'io ao raha .Mba tonga saina nefa koa ny mpokona efa noana eh
9. heidi ( 09/02/2009 19:37)
Matoa i tgv mihizingizina be ohatran'io ao raha


mazava ho azy! tena vendrana mitsy! fitaovana fotsiny no ilàna azy fa vao miongana ny fitondràna gli eo io
10. Andribe ( 09/02/2009 19:56)
asio ville morte kely aloha hakana sasatra fa naharay karama ny sasany :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
11. ssendra ( 09/02/2009 20:14)
ka mbola eo ampanaovana kalkil ny vola omena ny mpitolona soit disant izy izao sao tsy ampy ka hivadika any aminy ny famoana :-D
12. sitlo ( 09/02/2009 20:22)
Eny Iavoloha tsy misy hotely be hovakiana hakana ordinatera koa.
13. Noue ( 09/02/2009 20:29)
zany ve no atao oe tolona ????
14. Andribe ( 09/02/2009 20:40)
Noue:

zany ve no atao oe tolona ????

tolon omby mamono olona

:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
15. xxx ( 09/02/2009 20:50)
lany fika no marina dia tsy hitany intsony izay atao,efa hita fa tsy mahazo olona firy intsony ny tolona mbola mitoloana irery tgv,asio jonny haliday gratuit eny @ 13mey fa ho feno olona
16. Andribe ( 09/02/2009 20:57)
xxx:

lany fika no marina dia tsy hitany intsony izay atao,efa hita fa tsy mahazo olona firy intsony ny tolona mbola mitoloana irery tgv,asio jonny haliday gratuit eny @ 13mey fa ho feno olona


raha handoavambola io manao ahoana
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) atao hoe ho an ny vahoaka ny vola rehefa avy eo sady misy dj milay be ao hono =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
17. ninimalala ( 10/02/2009 04:02)
Harary fo amin'izany eo reto nareo fa maninona ko ra maka fanamafisampeo de mba mamory olona etsy anosy ?
18. tsiafoi1 ( 10/02/2009 08:45)
Ny anay ny hiakam-pitolomana : MIANTSO FILAMINANA
Hampiadana ny tany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2076