TSY MISY HITA NY MPANKASITRAKA VONO OLONA TATO
1. andrywui
(
09/02/2009 15:04)
Mahatsapa fa tsy ho voavela heloka mandrakizay anga no tsy mamkasitraka ity fandripahana ny vahoaka Malagasy ity !!! fa raha mbola misy rà Malagasy mikoriana ato amiko de ho melohiko mandrakizay ity famonoan'olona ity !! ary ny mankasitraka izany vono olona izany de ho adinin'A/tra miaraka eo ambony lohany ny rànireo olona ireo
novalian'i Andribe ny 09/02/2009 21:01
3. andrywui
(
09/02/2009 15:14)
raha ny mpitarika dia mbola arabe sy lalana aradalana io fa tsy jaune rouge !!
=fa ny mpanao sorona olona no tokony teneninao satri efa nisy zaza 29 natao sorona tam 27janv saingy mbola tsy ampy anga de nampiana ireo indray ary ra mbola mangataka olona ampolony satana de hitifitra etsy analakely ndray anampiana azy !!!

4. njara2007
(
09/02/2009 15:21)
Mahagaga mitsy ka; Voizina mafy mihitsy hoe OK ra8 na d namono olona aza. responsabilité lehibe ny anra8 t@ famonoan'olona nataony; ary homelohina toy izany koa izay mbola manome rariny ny famonoan'olona ihany. Ho an-dry TGV isany kosa aok'izay; aza manao sorona ny ainareo intsony ianareo fa aleo ny mpitarika no ifandamina
5. kidoropamba
(
09/02/2009 15:27)
MIARO SEZANY IRETO OLONA MIARO MPAMONO OLONA RAVALOMANANA IRETO.
MIHATAKATAHA IZAY MATAHOTRA NY HIPITSIHAN'NY LIO-NY FA ADY @ JADONA IZY ITY KA TSY MISY MIHEMOTRA IZANY.
NOVONOINA SAHALA @ AKOHO NY VAHOAKA MALAGASY. NOTIFIRINA 0 LOHANY, @ VOZONA, @ FONY. HABIBIANA IZANY REY OLONA! HABIBIANA IZANY RE!
MBOLA MIDEHAKA INDRAY RAVALO KA NANAFINA FATIN'OLONA MARO MBA HILAZANA FA VITSY AN'ISA NY MATY.
BIBY ITY RAVALOMANANA ITY REY OLONA KA TOKONY HOFAIZINA MAFY DIA MAFY.
TAPAHO NY SOFINY HAVIA FA AO IREO ODY MAHERY HAMONOANY NY VAHOAKA MALAGASY IREO.
MIALA ELA RAVALO HOA

6. xxx
(
09/02/2009 15:29)
ny mampalahelo anie dia mbola tsy jaune rouge mihitsy io amin'ny miaramila fa ny baikondra8 no hoe tifiro any daholo !!(sady valifaty ny andra8 satria tadidinareo ve le teniny oe:TSY MISY HIRAHARAHIAKO ZAY VAHOAKAN'ANTANANARIVO ANY ....) de notanterahiny tokoa ny valifatiny ho an'Antananarivo zao !!! fa ny gogole mpankasitraka vono olona ihany no mody tsy mahalala izany teniny izany
7. kidoropamba
(
09/02/2009 15:33)
ABORIDANO ERY @ 13MAI RAVALO ARY KAPAO NY SOFINY HAVIA MBA HO FANAJANA NY HASIN'IREO MALAGASY NOVONOINY.
MIALA HOA ELA RAVALO FA TENA TEZITRA NY POKON ATO AN.
MIALA HOA ELA RAVALO FA TENA TEZITRA NY POKON ATO AN.
8. xxx
(
09/02/2009 15:39)
3. Mpandefa : njara2007 [ Valio ] 09-02-2009 16:21:51
Lohateny : Re : TSY MISY HITA NY MPANKASITRAKA VONO OLONA TATO
Mahagaga mitsy ka; Voizina mafy mihitsy hoe OK ra8 na d namono olona aza. responsabilité lehibe ny anra8 t@ famonoan'olona nataony; ary homelohina toy izany koa izay mbola manome rariny ny famonoan'olona ihany. Ho an-dry TGV isany kosa aok'izay; aza manao sorona ny ainareo intsony ianareo fa aleo ny mpitarika no ifandamina
andàna ary mikabary ho an'ireo olona mafy loha mpanara-drenirano an'i tgv e! mba tsy ho fatyf aty foana anie izy ireny....
FA RAHA MBOLA MAFY LOHA be hatoka ny hoe hanafika hanafika ihany dia tsy maitsy ho faty ihany ny hiafaràny.... maninona raha mba mijanona otran'ny vahoaka maro anisa fa avela ho azy samy lehibe ny ady seza....
DE NANAKORY IZAY nony nande teny ambohitsorohitra ???? ho an'ireo izay nilaza fa nitolona, nahazo vola avy am ra tgv ve???? ny mihoa-pefy foana matetika no voa mafy
9. xxx
(
09/02/2009 15:39)
Raha mbola velona ko ny aiko de tsy maintsy hiaro sy hikarakara ireo Malagasy iray rà amiko aho zay efa lazoin'ny hanoanana ny 85% mbola hitsahina ko tsy avela hitraka !!
10. njara2007
(
09/02/2009 15:43)
ô ry XXXa fa maninona no manafina anrana eh! d am'zay ve afaka manao pseudo bdb d hoe bdb ny mpankasitraka ny massacre? Mba misaina ^^
11. andrywui
(
09/02/2009 15:46)
MIAFINA AMIN XXX SISA NY ASSASSIN ! mahatsapa fa mpamono olona no arovana de mba menatra ka !!! zay no hanaovana xxx
12. heidi
(
09/02/2009 15:54)
vive le fandriampahalemana e! izay mihoa-pefy dia hampiarina aminy ny sahaza azy
13. xxx
(
09/02/2009 15:59)
Tsy resaka fankasitrahana na tsia ny famonoanolona ilay izy. Fantatrao tsara izao fa lapampanjakana io .. tsy azo idirana. Na aiza na aiza erantany (fa ajanony any ity resaka andriamanitra sy losifera lava ity ) ... dia tsy azo atao ny miditra @ lapampanjakana raha tsy nahazo alalana. Zonireo miaramila ireo ny mitifitra.
Mandehana manao amboletra mankao @ ambassade usa na france ianareo ireo dia itanareo raha ijery anareo fotsiny ny mpiambina ao. Tsy hoe akory rehefa gasy no mitifitra dia izao na izao ...
Nopotehana sy nagalarina daholo ny erany tanana andro2 vitsy2 lasa izay tsisy niteny na iray aza hoa maninona no navela nanao izany ireo ... firy nomaty noho ny adalany tamizany tsisy sahy niteny na izay aza ...

14. yvonKEL
(
09/02/2009 16:12)
Andrywui sy xxx
eny ary
atao hoe eo amin'ny tranonareo na ny fivarotanareo no misy oul marobe handeha handroba ao aminareo .
nareo efa nanakarama oul hiambina . de inona no ataon'ny mpiambina. aleony ve izy maty sa ... Ianareo no aoka hamaly ny tohiny

15. andrywui
(
09/02/2009 16:17)
xxx 12 == ra tena hiresaka de avoahy ny ps fa kanosa !!! tsy misy hamaly anao eo
16. andrywui
(
09/02/2009 16:19)
yvonkely === zay mankasitraka mpamono olona de mpamonoolona izy !!!
na miresaka aminy ary mampatahoatra fa demony
na miresaka aminy ary mampatahoatra fa demony
20. vale
(
09/02/2009 16:47)
lingitra, sady ny tanjon'ireo oul marobee ireo anie dia ny hanafika fa tsy HIFANDRAHARAHA EEEE, ka tsy maintsy nandray fe-petra ny miaramila hiarovana ny lapa kosa eee, sa di aho may sy ho potika toy ny RNM sns indray??? normal be raha ni-réagir izy ireo, oul bedebeeeee contre miaramila sy polisy vitsy an'isa, aminareo in no ataonareo raha sendran'izany cas izany??? aey tsy izany ihany fa talohan'io fanafihana io ny FANDROBANA, FANDORANA ny FANANAM-PANJAKANA ka tsy rariny ve raha ho MAILO ny filoha eeee!
fa naninn kosa wa ry TGV Filohany tsy nandeha nanaraka na NITARIKA raha ny MARINA kokoa ny vahoaka teny fa ny vahoaka no nalefa teny??? avy eo voatifitra vao mimonomonona dol, efa hita ireny ny t@ 1991 de mbola iny koa fa ande hitolon-tena hoatry ny lolo eny dol, avy eo vao oe, nanani eee, nanana eee! tsy mandatsa za fa zany no fahatsapàko anazy, tsy tokony hisy hifanondrotondro oe i ranona responsable fa samy responsable dol na ny MPANAFIKA, na ny MPANIRAKA AZY IREO, na ny NITIFITRA! fa ireto vahoaka natao FITAOVANA ka matimaty fahatany no TEZEVENDRANA!!! Izy MITADY SEZA tsy nandeha teny satria EFA FANTANY ny zavatra HISEHO, tsssss, MBA MAILO RAMALAGASY aaa, AZA mety ataon'ny oul FITAOVANA eeeeeeeeeeee :{