TSY MISY HITA NY MPANKASITRAKA VONO OLONA TATO
21. xxx
(
09/02/2009 16:53)
tena nirahindr' Andry DJ hamono tena ny malagasy e.izy no filoha(arakiny nolazainy) maninona no tsy nitarika ny olona teo aloha izy? izay no maha filoha ny filoha, tena aza tratrako aminy mangingina ialahy ry DJ kely fa de hanenenan'la ny nahatongavan'la teto amboniny tany,
22. ni81
(
09/02/2009 17:07)
tena nirahindr' Andry DJ hamono tena ny malagasy e.izy no filoha(arakiny nolazainy) maninona no tsy nitarika ny olona teo aloha izy? izay no maha filoha ny filoha, tena aza tratrako aminy mangingina ialahy ry DJ kely fa de hanenenan'la ny nahatongavan'la teto amboniny tany,fa angaha ireo noterena nandeha teny e! Manana ny safidy hatrany na handeha teny na tsia. Ireo niasa angamba no voatery tsy maintsy naka vaovao teny ka tsy afaka nijanona tany an-tranony. :(
24. Andribe
(
09/02/2009 19:52)
samy mpamono olona daholo na ze miteny eto aza eto daholo no samy be vava fa tsy misy sahy manao inona akory raha teo @ toeran i ra8 na i andry moramora ny mikozy fa sarotra ny manatanteraka an. Samy mpamono olona daholo na ra8 na i andry ary nareo ze mpanaraka politika eto koa aza. Samy miandany @ izay hitany fa mahasoa fa de ny vahoaka foana no atao sorona na i ra8 na i andry :evil: :evil: :evil: :evil:
26. Andribe
(
09/02/2009 21:01)
ssendra:
AO KOA NY NAMONO TENA
tsy ferana tsony fa tandremo mamono tena eo koa nareo
:roll: :roll:
