zareo a

1. xxx ( 09/02/2009 09:42)
:D salama dol,tsotra ny teniko,hesory daolo reo dia soloy tantareka,kapao fa manimba ny tany-ary aleo olon-kafa mitsy ny eo,gasikara iray tsy mivaky ka tsara raha atao par tour d'horizon ny hitondra,dini dieny izao izay hitondra ny firenena fa lasa lany andro eo isika,aleo mba olona avy any diego nasmabava indray no hitondra, fa hita zay ny teo,fa ampy zay ary aoka ny vahoaka tsy hanaiky ho taomina atao tohatra fiakarana-intsonymisaotra e :!:
novalian'i tsiafoi1 ny 09/02/2009 12:05
2. xxx ( 09/02/2009 09:55)
Miombo-kevitra @xxx
3. xxx ( 09/02/2009 09:59)
marina izany fa tsy ho ratsirakiste sy ny forongony kosa eh,aleo aloha miandry ny election 2012 dia ho hita eo
4. marozevo ( 09/02/2009 10:09)
Tsy tokony hoe ankinina amin'ny hoe avy atsy na avy aroa aloha le fitondrana e. Nefa na izany aza efa hita izao ny zava-nisy : Tsiranana avy Mahajanga - Ratsiraka Toamasina - Zafy Diégo - Ra8 Tanà. Ndao mba handramana indray ny Fianar na Tuléar. Fa tsy androany dieny androany, fa miandry 2012.
5. ninimalala ( 09/02/2009 10:41)
Ka iza i Pety ve sa nareo tsy aleo za
6. marozevo ( 09/02/2009 11:10)
Fa angaha i Pety irery no avy any Fianar é... toy ny hoe tsy misy afa-tsy Monja ve avy any Tuléar.
Tsy mbô za aloha e... Fa raha hanao nareo tohanako.
7. xxx ( 09/02/2009 11:22)
Izay mihintsy ilay mahavoa antsika Gasy! ohatra ny tsy mahita olona afatsy izay populaire mavo vava mihintsy.
Ary izy io tsy hoe resaka fiaviana fa resaka honnettete sy finiavana hitsinjo sy hanasoa ny vahoaka no ilaina e!!!
8. xxx ( 09/02/2009 11:27)
Ataovy marozevo a, tohanako enao. :lol:
9. barry ( 09/02/2009 11:42)
ataovy za :) :{
10. tsiafoi1 ( 09/02/2009 12:05)
Aleo hisy roa hisafidianana de @'ny 2012 mifankahita, fa aleo aloa hilamina ny tany izay ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2294