tsy hay tsony izy ty fa misy pds 2, filoha 2 ;miaramila koa toa hivaky roa , ho avy koa ny gouvernement Andry TGV ,de lasa misy misy ministra fois deux daholo koa zany ,de ity sefo fokotany ho fidiana ity ko asa hanao ahoana koa fa de : NY ATSY TSY MANDEFITRA , NY AROA MANAO FANJAKAN'NY BAROA!! NY MALAGASY REHETRA ,MADAGASCAR IRAY MANOTOLO NO VOKY ADY