ZAY VOA MANODIDINA,ZAY MAHARARY MANAFOSAFO !!

1. xxx ( 06/02/2009 16:34)
tsy hay tsony izy ty fa misy pds 2, filoha 2 ;miaramila koa toa hivaky roa , ho avy koa ny gouvernement Andry TGV ,de lasa misy misy ministra fois deux daholo koa zany ,de ity sefo fokotany ho fidiana ity ko asa hanao ahoana koa fa de : NY ATSY TSY MANDEFITRA , NY AROA MANAO FANJAKAN'NY BAROA!! NY MALAGASY REHETRA ,MADAGASCAR IRAY MANOTOLO NO VOKY ADY
répondu par Jackychan le 06/02/2009 21:02
2. xxx ( 06/02/2009 16:38)
Ieeééé ! notadiavina zao de tonga ka ! mbola hisy olona hotetehina hozaraina roa koa aza hatao masikita raha.....hi !hi !hi ! ,
3. Jackychan ( 06/02/2009 21:02)
xxx:

Ieeééé ! notadiavina zao de tonga ka ! mbola hisy olona hotetehina hozaraina roa koa aza hatao masikita raha.....hi !hi !hi ! ,



ary miteny hoa azy zany fa ny tgv sy ny ekipany no rangory fototr izao :

http://www.topmada.com/2009/02/06/revolution-orange-de-la-democratie-aux-emeutes-jusqu%e2%80%99au-coup-d%e2%80%99etat/

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1388