hoy ny gazety

1. andrea ( 06/02/2009 08:49)
mba vakio..

http://www.rue89.com/2009/02/05/madagascar-victime-de-ses-politiques-et-des-multinationales

De mba mahaliana ny hevitrao...
2. sitlo ( 06/02/2009 16:39)
Tokony mba nampiany hoe: victime de la colonialisation, victime de la banque mondiale...

Tadiavina ny mpampiasa vola dia rehefa tonga izy dia lazaina fa victime-n'ny multinationale ny vahoaka.

Izay ilay teneniko hoe: koa satria ny gasy mahantra dia izay rehetra tsy tiana dia lazaina fa mahavoa azy daholo.
3. naughtyboy ( 07/02/2009 04:49)
voalaza

Tadiavina ny mpampiasa vola dia rehefa tonga izy dia lazaina fa victime-n'ny multinationale ny vahoaka.

raha tena manaraka akaiky i sitlo de mahafantatra fa ny tsy fahaizamitantana
politikany toekarena anatiny sy fandrindrana ny lalàna famatsiambola sy fampiasambola avy any ivelany no tena antony ,avy @ fitondrana izany tsy fahaizamifehy ny fitantanana anatiny sy fifandraisana arabarotra avy any ivelany,oh. iza moa no tsy mahalala fa fikambanana mpilalao sarimihetsika ny BIANCO ary nahoana no ferana sy sakanana noho ny tombotsoany mpitondra ireo mpampiasa vola tonga eto satria tsy manome tombony mivantana ho any le8 sy ny antokony.Ho fanoherana izany rafitra bobongolo manimba ny fiarahamonina izany no mahatonga ny fihetsembahoaka
4. sitlo ( 08/02/2009 05:39)
fihetseham-bahoaka

sao dia tsy ny vahoaka?

iza moa no tsy mahalala fa bla bla

alefaso ilay porofo

tsy fahaizamitantana

Iza no nahavita lalana lava indrindra tamin'izay nitondra teo?
Iza no nahavita niantso mpampiasa vola ankoatra an'i Lafrantsa?

Vao nitsangana ny Bianco, nahoana no nodoran'ny mpiasam-panjakana daholo ny toerana misy ny taratasy hanarahana ny mpiasa fantome tamin'ny andron-dRatsiraka?

etsetra etsetra

averiko indray: alefaso ilay porofo, tohano ny hevitra fa aza atao iza no tsy mahalala iza no tsy mahalala
5. Stretch ( 08/02/2009 16:09)
Eny oa ,
tsy we tsy fahazamitantana fa olona nianatra daholo reo , structure management gestion etsetra , fa fitiavantena no betsaka de ny vahoaka no mizaka ny vokany, dia ho ohatrinona indray no ho vidin'izao gidragidra izao nefa ny fiantraikan'ny teo aloha aza tsy hiringiriny ny hiarina ,
mafy ny mahazo ny gasy fa miaina ny olona ka miaina , tsy azoko veroka we ny famafisany ny ady aza teo efa tsy zaka de ahoana indray ary inona ny fahagagana ampanatenaina ny olona .
Malahelo ny tena fa tsy vitany ny alahelo ny olana , tezitra nefa tsy afaka ny hitondra fahagaga ho an'ny dago koa.
6. sitlo ( 08/02/2009 23:38)
Ndroooo, malahelo ny fo kely
7. naughtyboy ( 11/02/2009 09:29)
voalaza teo
iza moa no tsy mahalala fa bla bla

porofo efa mivandravandra,ary ny efa efa mahita sy mahalala afatsy sitlo izay ankoatry ny rehetra
La France, comme les autres bailleurs de fonds, ne sont pas dupes de la nature dictatoriale du régime de Ravalomanana, mais le cynisme économique n’a que faire de ces questions, le FMI comme la Banque Mondiale misent sur lui pour garantir un pouvoir "stable" et "cohérent", afin que le commerce et les investissements se déroulent dans un "climat et un environnement favorables".
Ces pays, institutions et entreprises internationaux en sont pour leurs frais ces derniers jours…
Dès les premiers mois de son mandat, Ravalomanana a mis en place son pouvoir autocratique afin d’étendre son empire économique. Neutralisation de ses amis politiques et diabolisation systématique de ses adversaires.

voalaza
tsy fahaizamitantana

La terreur instaurée au sein même du gouvernement permet d’écarter toute fuite d’information et toute rébellion contre le système mis en place
Il s’agit en réalité d’une fusion du privé et du public, le privé étant dans ce sens les entreprises du Président, de sa famille et de ses amis. Le groupe TIKO se diversifie alors d’une manière impressionnante, ne se cantonnant plus à l’agro-alimentaire. Pratiquement tous les appels d’offre passés par l’Etat Malgache tombent dans l’escarcelle de TIKO Group qui s’étend maintenant dans tous les domaines économiques, de la cimenterie à la riziculture, de la construction au tourisme, de l’abattoir à la limonaderie…

voalaza
sao dia tsy ny vahoaka?
ireo izay nahatafiakatra any le8 t@2002 ihany no mivadika aminy ,iza no tiany sitlo iantsoana azy ireo ?


voalaza teo
tsy we tsy fahazamitantana fa olona nianatra daholo reo

nianatr' inona ?tontakely niofana hangalatra @ vahoaka sa dahalo ambony latabatra , aiza ny mission & objective ny Bianco(anti-corruption) izay lazaina fa manana structure management lazainao eto ,ankoatry ny biggest taxes evasion ny orinasany le8 ?? raha ny national economy's injustice no mivandravandra hitany izao tontolo izao(the worst socio-political management in Malagasy history)

8. Mandefitra ( 11/02/2009 09:57)
Hitanao ary zao ry naughtyboy ny nifaran ilay mody hoe tolona ho an'ny demokratia kanjo fandrombaham-pahefana andalambe @ fomba rehetra :
fandrobana, fandoroana, famonoana, fanaovana sorona ny vahoaka, fanapotehina ny toe-karena.
Inay anie mba niandry fifidianana vao nanao toy zao, saingy indrisy fefa zao moa no vita ... tsy mbola hay ny ampitso, ny tena vahoaka dia marary anaty tsy afa manoatra manoloana ny faharavana ...

Ny fiainam-pirenena tsy vitan'ny teoria, ary ny demokratia tsy resaka loham-boto ka ataovy anatra ho an'ny taranaka ny sisa.

9. kotobekibo ( 11/02/2009 10:18)
ka izay anie no tena mampalahelo e!
Nampanatenainy izao ny vahoaka hoe " aza matahotra nareo fa ataontsika lasa national daholo ireo orinasa sy vola eo antanàn'ny vahiny eto amin-tsika .
Notanterahany tokoa , hitanareo fa lasa national izy ireo @ izao fotoana hoy izy , saingy ilay national=ra8 .
Azy daholo avy eo fa tsy nozarainy t@ vahoaka .
Ampatoriany @ resaka fivavahana sy mody mitondra baiboly eran'ny tanàna ny vahoaka . Indrisy mantsy . 8-)
10. naughtyboy ( 11/02/2009 12:57)
i kotobekibo no efa namaly an'i mandefitra eto ,ka izao ra ireo efa nangalariny sy olona nogadrainy ary novonoiny (atr@ zanadambo tany atsimo)ka teny ambohitsorohitra ,ireo zaza tsy miditra antsekoly amantapitrisany,ny olona maty ny mosary ary ny taniny robaina aminy nefa ny ilay mpampanantena be teria misolosolo roplana no zvdehibe aminy dia tsarovy tsy vitany fandravana fotsiny na lohamboto fa fanandevozana ireo malagasy iray manontolo sy fanitsakitsahana ny hasiny tanindrazana ka asa na mba efa hitany mandefitra,ny any ivelany aza miaky ny lohan'alikany le8 ka tsisy te hanampy nanome vola sy namatsy intsony depuis 2008...iza no antony izany rehetra izany olona 1 le8 de mbola avela anjakazaka sy ny fanandevozany malagasy v ny efa gadralava toa anlery ??? hainao ny valiny fa tsy iadintsika hevitra akory
11. naughtyboy ( 11/02/2009 13:03)
ny toa anle8,ratsiraka, no be teoria hatr@ zay demokrasia e,fivavahana e,herimpamoretana e ,didy jadona halatra ...nefa aiza no laharana misy antsika
efa ampy izay hoa ny vahoaka 1 manontolo fiovana tanteraka sy rivobaovao no ilainy fa tsy tavan'olona
12. sitlo ( 11/02/2009 18:56)
nghtB> kamo aho hamaly fa ambany be ilay resaka
13. naughtyboy ( 11/02/2009 19:32)
raha mbola te hifanakalo hevitra @ hafa de tsotra valiny matotra omena mba ahambony ny hevitrelà fa tsy ny resak'olona akory no ambany satria manapimaso eo anatrehany marina na koa tsy mahatakadavitra ,oh. @ zany mangataka porofo de omena porofo ary refa tsy voavaly de hakamoana no fialantsiny na koa ny resak'olona no heveriny fa ambany kanefa raha anotanina oe mba velabelaro aminay oe ny maha ambony itony resaka itony de tsy ho voazavany fa fanambaniana malagasy fotsiny

voalaza
Tadiavina ny mpampiasa vola dia rehefa tonga izy dia lazaina fa victime-n'ny multinationale ny vahoaka.
Izay ilay teneniko hoe: koa satria ny gasy mahantra dia izay rehetra tsy tiana dia lazaina fa mahavoa azy daholo.

- eritrereto tsara alohany hamaly sao tsy zakany saina indray,fa nga eto M.kara ihany no tany azo ampiasana vola erany zao tontolo izao,ao ny amerika atsimo,azia,afrika sns... satria raha tonga izy ireo izany dia mpitondra matotra mahafantatra ny atao oe cadre de partenariat no antenainy ifandraharahana
ary tsy hitambitamby fitondrana tsy mahay mitantana sy tsy milamina arapolitika ny mpampiasa vola ?tsy andraikitry ny vahoaka izany tompoko fa ny fitondrana no mitazona izany ka nahoana ny vahoaka malagasy no tsiniana @ izany
14. Mandefitra ( 12/02/2009 04:09)
Hitanao teny Mahamasina ireny angamba ny valiny e: OLONA misaina, mihaja, milamina ary vonona hanohana ny ara-dalana sy ny demokratia no tany.
Fa tsy jiolahomboto, mpandroba, mpandoro ary manao demokratia sauvage otry ny an i tgv.

Jereo ny sary dia ampitahao dia mba tongava saina .. raha tsy hoe nga ....

15. naughtyboy ( 12/02/2009 06:23)
te hino izay voalazany mandefitra aho,fa indro kely ozy ny mpandrafitra ny sary nge na mihetsika iny na tsia efa ela no azo amboarina ary betsaka ny olona manana talenta afaka manao izany (tsy porofo credible amiko)
Raha olona nanakorotana ,olana foana izay fa tsy vitany sovazy nefa tsy maintsy jerena iza no naniraka azy ireny ???
mba lojika v izany oe mitady fahafahana ny mpitarika 1 ho an'ny marobe tarihiny nefa jiolahy no asainy manatanteraka izany,ny azo hinoana koko ngambany de ny olona hanehoanao tsy fahafalianao( le8 ) no mahazo tombotsoa maniraka ireny jiolahy vitsy2 ireny handotoana sy hanaratsina ny fitakiana ataonao,misy teny vaza 1 zay milaza oe la meilleur defense ,c'est lattaque. Klasika be izany ary tena izay no zv nisy ,tsy fanafihana mivantana fa miorirana no nanombohany nandotoana ka ialany vahoaka ny fitakiana ny rariny sy hitsiny ,farany tsy azo ialàna dia izao efa ela no nampangainy le8 sy ny mpomba azy ny fitarihany Andry tolombahoaka fa nahoana hatr@ izao no tsy samboriny izy raha tena meloka sy mpandroba ,jiolahy sns...? ?ary efa tsy mitazona andrikimpanjakana akory na kely aza fa manao coup d'état direct oe imasony ary hitany maraina hariva eny @ kianja 13 mai lava izao ...mba alefaso lavidavitra kely nge saintsika fa aza avela ho fitahiny mpilalao sary mihetsika na tsy mihetsika @ marina e...
16. sitlo ( 13/02/2009 14:49)
Fanajana letsy eh, fanajana. Izaho tsy hiteny hoe ataovy son excellence, fa ny fanaovana hoe lohan'alika kosa mitory fahambaniana amiko.

Raha io article nataon'ialahy copie coller io, dia milaza fa nomen-dRavalomanana ny koreanina ny tany. Mba vakio ny voalaza ao amin'ny presidence aloha.

17. naughtyboy ( 13/02/2009 18:07)
1. noheveriko ho ambony sy hevitra mahatakadavitra le izy nefa tsy hadisoanla
ka izao izany no izy maninona mo tsy le8 no lazainla anzany "fanajana" zany @ reto vahoaka nampiakatra azy nandevoziny hanompo azy @ alalany orinasany ,ao anaty droit civique-ny izy ireo ny mitaky izany sata sy zo izany nefa dia herimpamoretana no avaly azy gadra na affectation na famonoana ampahibemaso ireo tsy manaiky tsindry hazo lena(izay marihiko fa melohiny ratification @ loi civil sy international nanaovany M.kara sonia tany N.York 17 Sep 1969 -21 Jun 1971)izay no mahatonga ireo mpanelanelana ireo ao amintsika sao mbola hihevitra i le8 fa azo atao ny mampitovy ny ain'akoho sy ny ain'olona efa nihoatra ny fefy(eto dia mitombina tsara ilay terme de qualification lohan'alikany le8),mba ho fanajana ny fifanarahana erantany @ zon'olombelona ,aiza ko ny vahiny indray no sarotiny @ ainy olompirenena malagasy fa mpitondra trou de fion efa mampitovy tena @ biby

2. diso de diso,tsy article io fa observation de source neutre @ io rohy" RUE89 "navoakany tompony resaka ary tsy misy milaza ao na kely aza oe nomen-dRavalomanana ny koreanina ny tany,mba vakio tsara @ manaraka aloha raha misy moa dia avereno oe fa mahaliana ...tsy hadisoanla izany fa mety diso fandraisanlà resaka satria moa teny vahiny ka ialantsiny,ka averiko ihany alohany hamaly dia aza adika vilana aloha na raisina ambolony ,tonga de entimpo oe hoe ambany sy ambony ny resak'olona ny hevinteny jerena de saino tsara,valiny matotra atolotra dia mifandray ivo ny fifanakalozankevitra
,tsy tombony ho ahy akory izany fa hanampy anlà hahay mandray anjara @ ady hevitra fa tsy bontolo @ manaraka(aza adino hevitra no miady eto fa tsy olona ary tsy oe tsy fitiavana manokana akory azafady:-D :-D )

18. sitlo ( 13/02/2009 19:09)
maninona mo tsy le8 no lazainla

Diso ialahy dia ny prezida omena tsiny hoe tsy manaja eh.

nandevoziny hanompo azy @ alalany orinasany

Ny mpiasa mandray karama ve moa andevo? Hafa indray izany.

tsy article io ... mba vakio tsara @ manaraka

Imprimer cet article http://www.mondialisation.ca/index.php?context=va&aid=12130

tsy misy milaza ao na kely aza oe nomen-dRavalomanana ny koreanina ny tany

Ravalomanana [...] a signé la cession des terres malgaches aux coréens
http://www.mondialisation.ca/index.php?context=va&aid=12130

tsy hadisoanla izany fa mety diso fandraisanlà resaka satria moa teny vahiny ka ialantsiny


Vendrana aho eh! vendrana be manao hevitra botolo, vendrana tsy mahay teny vahiny. Fa mba mahay manisy point sy manaja kosa farafaharatsiny :-D
19. kotobekibo ( 13/02/2009 19:14)
Mandefitra:
Hitanao teny Mahamasina ireny angamba ny valiny e: OLONA misaina, mihaja, milamina ary vonona hanohana ny ara-dalana sy ny demokratia no tany.
Fa tsy jiolahomboto, mpandroba, mpandoro ary manao demokratia sauvage otry ny an i TGV.

Jereo ny sary dia ampitahao dia mba tongava saina .. raha tsy hoe nga ....


Tsy hoe POUR an'i Andry TGV zà fa kosa ireo jiolahomboto, mpandroba, mpandoro , anie tsy voatery ho kliban'i TGV e!
Jero fa toy izao koa t@ andron'i Ratsiraka izay nampiasa ny TTS raha mahatadidy nareo .
Ny resaka manao demokrasia sauvage lazainao d " ny tody tsy misy fa ny atao no miverina " .
Sao adinonao ny fomba nahazoan'i Ra8 ny toerana presidà ?

Andry TGV mety tsy vahaolana fa ny fijanonan'i lé 8 kosa tsy mety intsony e!
EHHHH!!!!! AHIRATO KELY LE MASO Ô!!!!! :-P
20. naughtyboy ( 14/02/2009 04:55)
voalaza
Diso ialahy dia ny prezida omena tsiny hoe tsy manaja eh.

tray3,nga za fa tsy i le8 no efa nitazona fitondrana ka iza no no ho diso @ vahoaka izay tsy nohajainy,20 millions no isany izy ireo nohosihoseny ny safidiny,sy nohitsakitsahiny ny zony,sata nambakaina izy ireo ? ? ?tsy ilaina akory zany fa oul alika izy asondrotra indray no manosihosy ny lohany rehetra sy mandihy ary mively karavasy manadatsa

ary koa
Ny mpiasa mandray karama ve moa andevo? Hafa indray izany.

diso ihany koa ,nandray valikasasarana izay tsy mifanaraka @ asa vita ihany tokoa rehefa andevo na taiza na taiza(min.toy ny trano ialofany,sakafo ambany foitra..).Ny tsy itovizany @ mpiasa fotsiny dia ny zony ,satany nasorina aminkeriny aminy ka raha vao mamaly dia vono,gadra ,afindra toerana ka tsy maintsy miasa mamokatra ho any pata be tompony(exploitation des ressources humaines)fanandevozana moderna no fiantso azy ireny @ zao fotoana

sy
Ravalomanana [...] a signé la cession des terres malgaches aux coréens

eny,mety tsy hitako io andalana io nefa ny voalazany andalana dia mazava fa fifandraharahana antsokosoko nataony le8 t@ koreana,TSAROVY fa taniny malagasy tsy vaky volo izy io no hanaovana bail emphytéotique tsy mahatapaka ahitra irery ary tsy fahefana ananany pouvoir exécutif ny presidence ka farafaharatsiny misy communiquée publique nolaniany pouvoir législatif(sénat,parliament)ampahafantarana ny vahoaka mikasika ny \\\"traité\\\" sy ny droit foncier ary taxes momba azy io izany raha ny lalàna velona sy manakery no jerena,
fampahalalabaovao any ivelany no nitatitra izany fa ny vahoaka indray no atao tompotany mihono...Izany dia anisany TSY FANAJANA ny volavoladalàna velona ao anaty lalampanorenana sy fanajana ny fahefana isan\\\'ambaratongany @ ireo andrimpanjakana

farany
Mba vakio ny voalaza ao amin\\\'ny presidence aloha.

mba avohay eto oe jerena sy vakiana izany satria efa nolazaiko fa tsy ny presidence no atao oe daholobe na fanjakana mila mahafantatra izany fa misy ny communiqué publique anazavana ny saimbahoaka

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2767