hoy ny gazety

21. naughtyboy ( 14/02/2009 04:58)
manohana 100% ny voalazany kotobekibo :°)
22. sitlo ( 14/02/2009 17:28)
At this time, there is not yet a contract on the land between DWL and Madagascar Government. http://www.madagascar-presidency.gov.mg/index.php/view/outputs/option/all

mazotoa
23. naughtyboy ( 15/02/2009 17:37)
thanx dude,very interesting still doen't make le8 innocent...how about the "mining resources treaties" with Rio tinto(Total,Exxon,Sheritt...) ,what's the excuse for selling out our resources only 20 % of the shareholder'sagreement huh ? ? ?
24. sitlo ( 16/02/2009 18:26)
1- Tsy Ravalo no nitady iny tsena iny fa efa hatramin'ny 1986, jereo ny kabarin-dRatsiraka, nanohy fotsiny no nataony
2- Efa tamin'ny 2005 iny, raha tsy nanaiky izany ny vahoaka, tsy tokony ho lany izy ny fifidianana 2006. Kay moa vao maika premier tour dia vita.

Tsy Ravalo akory no Andriamanitra ka hety daholo izay ataony. Raha tanisaiko eto ny fika nofa mba takatry ny saiko dia bobaka. Fa ny ahy tsotra fotsiny, rehefa miala amin'ny frantsay dia milay.
Fanagasiana, fampidirana ny teny anglisy hifaninana amin'ny teny frantsay, fiaraha-miasa amin'ny tatsinanana (korea no anisan'ny sahy mifanehatra amin'i Frantsa (jereo ny fanarenana an'i Rwanda)), ets

Ny tiako izao raha tapahany ny fifanarahana tamin'ny sinoa tamin'io palais des sports io.
25. naughtyboy ( 16/02/2009 18:56)
ekena ary fa nenà mankony de hitako mintsiny fa misy sasany ato tena manao bolokiny le8 fotsiny fa tsy mahay mijery ny mety sy tsy mety,nefa ireny kalo dia suspendu @ zao fotoana mihotakotaka izao ary mbola azo iadivana indray mande ny anjarany action-ny fanjakana malagasy na dia efa voasonia aza
Fa le koreana reto no tena loza,aiza ve ko mitady tsy handoa ny hofantany ary koa ny hetrampanjakana fa oe création d'emploi pour 700 000 personnes fotsiny de samy miala ,zara koa aza tsy raikitra teo ko fanambakana ankitsirano fotsiny. Ny @ sinoa ko aloha dia tsy ho raikitra raha mbola tsy milamina ny tany,i Pdt.Jin Tao aza nilaza fa vita tao Maorisy iny @ fanamboarana seranatsambondry zareo ny fitsidihana farany nataony teto Afrika sy ny oseana indiana
26. naughtyboy ( 16/02/2009 19:27)
ny tiako ahatongavana @ le resaka palais de sport de efa nody i i Jin Tao ary tsy handalo eto hijery ny investments sinoa ao amintsika,ireny "traité commercial " t@ sinoa na kanadiana rio tinto dia azo tapahina tsara kah raha
tsy ekeny fanjakana avy eo araky lalàna iraisampirenena ary fandraharahana any ivelany(int. law & int.relation)@ alalany ratification de procedure-n'ireo
droit de reserves(unilatérale avy @ fanjakana ihany no afaka manao izany fa tsy ny company any ivelany) na ny modification de traité(procedure, technique, ou administrative)
Izany oe matoa tsy novaina le izy raha tsy mety de eo ilay pot-de-vin natondraky ny kompania vahiny avy any ambony ka ny tombotsoampirenena no voa mafy...
27. briquet ( 17/02/2009 05:55)
3 semaines aho no nanomboka namaky ny dinika ato @serasera dia tsapako fa efa tonga aty koa ny guerre de communication. tsy possible mihintsy matoa bandy gasy mahazo accès mora @ net no ambany fisainana fa zay le izy e. Mande daholo ny lavage @ tous les moyens
28. naughtyboy ( 17/02/2009 13:16)
briquet otran'elà zao v tonga de mitsefotsefotra tsisy ventiny sy resaka mazava,mba noezahiko na @ dikany teny gasy na vazaha ilay voalazanlà fa de mirefarefa otrany rano raraka tsisy azo raisina,misy hevitra tianla aseho ve sa inona voaboasy sy amarino fa tsy mitsotsotso otrany tay entindriaka avy any fotsiny =)) maivana b zany ry tsamy a,ny zaza aza mbola mahay mandahatra noho izany

guerre de communication" is referred to what in this context ?

"access mora @ net no ambany fisainana" a cheap comment from a non-sense
geezer like himself ...


" Mande daholo ny lavage @ tous les moyens "
same again here,nor argument mapping or neither reasoning regerding the subject...just get out here and keep your bullshit for yourself :-@ =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2118