simba tanteraka i madagasikara

1. fijo ( 05/02/2009 20:26)
.salama daholo.

ny 27 dec 2008 aho no tonga tany madagasikara.faly ery nahit any hatsaran'ny tanana.tsy lavina fa sahiran any vahoka saingy efa hafaka niaina ny ankamaroany.raha sendra nijery ireo "vahoaka" mivoak any tananarivo aho,dia nahita fa mba efa nisy fihovana ny fiainany.
tany ambositra foana moa aho,ary any koa dia miasa be sy efa misy fivoaran any tanana.
ny 26 janoary 2009 aho no tao tan aary tokony hiverina tan ambositra ny 27.indrisy nefa fa tapakandro,dia potika daholo ilay zavatra tsara rehetra hitako vao tonga.(tapakandro)no nanimbana izany rehetra izany,ary dia voakorontana ny firenena.
novalian'i xxx ny 07/02/2009 06:53
2. fijo ( 05/02/2009 20:32)
vao nanomboka ireny raharah aireny,dia mba nanao fanadihadiana ny zavatra misy izahay.
-vao nitranga aloha ny olana dia tsapa ,fa nisy ny fahadisoan'i ravalo.io tsy azo hodiantsy hita.
avy dia tazana ihany koa anefa,fa tao ambadik'izao zavatra rehetra izao,dia misy dian tanana ratsiraka.

ny volana desambra,dia nihaona i ratsiraka sy rajaonarivelo taty paris ,ary nandravina ny disadisa nisy tamin'izy roalahy.
herinandro taorian'io,dia tonga taty i andry TGV.dia iny nandefa manontolo ny resak'i ratsiraka tamin'ny fahita lavitra VIVa iny.
vokany nikatona ny VIVA tv.
ny mpanao gazety rehetra dia mahalala ary nahatsapa fa fahadisoan any fanaovan aizany fandefasana manontolo resaky ny sesitany izany,saingy niniana natao io,hitakiana sy hanomboana ny korontana.
3. Noue ( 05/02/2009 20:35)
dia izao samy mahita zao isika rehetra oe inona ny vokany eee ! misaotra anao ry tgv !!!!!
na dia nisy aza ny fahadisoan'i ravalo, ny fanapotehina ny tanana kosa dia andraikitry tgv sy ny tariny mairaka @ ekipan'i ratsiraka eee !!
4. fijo ( 05/02/2009 20:42)
efa voahomana taloha daholo izany.ary ilay ambasadera frantsay,voahilika iny no tena nandrindra ny zavatra rehetra.

dia iny fa nitarika i andry.ny vola moa avy aty paris.
ny tanjona teo dia ny hanimbana an'antananarivo sy ny fananan'i ravalo.dia "mody"taitra i andry rehefa nisy ny haitrano.efa fantany anefa fa i rolland no mandrindra ny horavana rehetra.(na ny radio antsiva )aza dia efa naharaka io tetika io ary dia namoka izany haingana.
dia nipira aloha i rolland.

dia netsehina ny famonoana merina tany avaratra.ary fantatra fa ny avy any amin'ny sisiny no nampanafiana ny teny antanimora.

Ny tanjona eo dia ny adim poko.
izao i andry dia matahotra satria misy mitady hamono.i ratsiraka ihany io,ary roa ny tanjona,haniliana an 'i andry,sady antony azo hanenjehana an'i ravalo.

ka jereo,fa ny arema rehetra no efa miandry ny raharaha.ka dinio tsara fa isika no voadona mitambatra ao
5. Noue ( 05/02/2009 20:47)
marina zany eee ! i tgv kosa aloha dia nataon'zareo pantin eee ! indrisy fa inona daholo moa ny zavatra ao ambadika ao ??? dia raha misy hamono eo i tgv dia azera @ ravalo ny fahadisoana rehetra ary ho henjehina indray izy fa izy no nampamono an'i tgv ve eee ?? tsy ho zany indray ve zao ny tetika fitohizan'zao raharaha izao ee ???
6. fijo ( 05/02/2009 20:53)
io no tetika farany,vonoina i TGV,de ahilika ravalo,defa hainareo ny tanjona
7. Noue ( 05/02/2009 21:05)
dia inona ny tohin'ny tantara avy eo ee ???? dia raikitra ny ady etsy sy eroa!! raikitra ny fandrombana isakarazany! dia raikitra ny tsy hay intsony eee ! ka inona aza ny solution eee ??? alaina tgv dia atao pm !!!
8. xxx ( 05/02/2009 21:43)
Izaho indray dia angle hafa no ijereko ity olana eto @ tanana ity!

Raha sainina lalina dia misy zavatra hafahafa sy mahalasa saina ihany , jereo tsara fa misy tarehin olona depuis 1991 abonnes eo @ io 13 mai io .

Manohana olona dia rehefa very seza na voaroaka dia io eo indray , tsy mahalala menatra , isika vahoaka koa Tsy Misy Miteny!...

Dia aiza moa no tsy cyclique ity zavatra ity?
9. xxx ( 05/02/2009 23:41)
fijo:

.salama daholo.

ny 27 dec 2008 aho no tonga tany madagasikara.faly ery nahit any hatsaran'ny tanana.tsy lavina fa sahiran any vahoka saingy efa hafaka niaina ny ankamaroany.raha sendra nijery ireo "vahoaka" mivoak any tananarivo aho,dia nahita fa mba efa nisy fihovana ny fiainany.
tany ambositra foana moa aho,ary any koa dia miasa be sy efa misy fivoaran any tanana.
ny 26 janoary 2009 aho no tao tan aary tokony hiverina tan ambositra ny 27.indrisy nefa fa tapakandro,dia potika daholo ilay zavatra tsara rehetra hitako vao tonga.(tapakandro)no nanimbana izany rehetra izany,ary dia voakorontana ny firenena.




Ary ny Air Force nalaindR8 moa hoa toa tsy asianareo resaak mitsiny....sa odianareo tsy hita izany....ny fahantran'ny gasy efa mamely...crise économique mondiale mamely....crise politika mangony fotsiny...d mbola mahita vola 60milliard malagasy ihany i Ra8 handanandanana eraka tanàna fotsiny??? ny fahantrana ity efa mirefarefa @ tany??? ny vahoaka gasy ity efa matin'Ny hanonhanana....ka mbola vola taiza sa volan'ny gasy taiza koa no nalaina nividianana io???? ary prioritaire kao ve ny nividianana izany @ zao crise économique mondiale izao???? sa tampenana ny maso tsy hiejry ny gasy maty noana....d mbola pour Ra8 ihany koa nareo proRa8 ireo @ izany???? sa mila ranondranony any @ ra8 koa nareo d odianareo tsy hita iznay rehetra izany???? nina2 lazainareo d tsotra sy mazava kaloha fa efa naloan'ny vahoaka Ra8 nareo, satria namitaka ny vahoana., ary ra izay fitavan'ny vahoaka gasy azy t@ 2002 izay no mitohy na hanao inna na hanao inna i Andry tsy hahatarika gasy handoro ny fananany Ra8 izany...fa matoa i Andry nahatarika vahoaka d mazava fa efa leo azy ny vahoana...,
ary aiza ilay toky mamy fahiny t@ 2002 hoe:
_ Tsy haka ny an'ny manana fa hampanakarena ny malagasy tsirairay???
- Zao inna no mitranga: monopolena daholo ny secteur mpamokarana rehetra.
- Ny fahantrano mitombo andro alina..hodintshita fa manangonkarena ny harempirenena andro alina fotsiny...
- Ny vahoaka hatao tohatra hiakarana fotsiny.
_Ny tanin'ny gasy hamidy @ vazaha...oviana atry ny nahatany n ygasy ny tany mbola nisy vahiny afaka nividy tany tany Dago ra tsy ny fitondran'ny Ra8???
- Oviana ny hazo spéciale ho an'ny Madagascar toy ny hazo Madagascar ilay mamelana mena iny ary nnivoahaka aty ivelany ra tsy Ra8.
- oviana ny Biby spécial an'ny gasy toy ny Lémures ary nivoaka taty ivelany ra tsy Ra8.
_ aiza ny maha-malagasy ny malagasy ra hiombonana @ vahiny daholo ny fananana azy manokana...
tsssssssssss, tsy mamely mitsiny!!!! dondrona lotra d ambakain'ny hafa fotsiny...

zay!!! d inonak oa no havalinareo ireo ra laizanreo fa tsy marina koa reo sa odintsihita fotisny???? Mila fiovana izao fa tena efa m ihotra ny loha efa tena tsy mamely tsony...fa ny hanova sy hanolo azy ary milaza fa mahavita azy iza???? sao izay retra tonga eo d handeha hangoronkarena aby....manao n yvahoaka tohatra hiakrana fotsiny...ny maty t@ fitolomana hatrizay moa d maty tsy hita tany...niala maina toy ny niositr'alika....ny fahantrana mamely tsy mety hafaka hatrany...nefa lazaina foana fa Mcar d tany mankarena fa ny mpitondra no mapahantra azy???
:roll:


10. xxx ( 06/02/2009 03:14)
fijo> tena marina sy tsy mitongilana ny nambaranao...eny diso ra8 dia nararaotin-dratsiraka...izao i rossy avy no saika niditra an-tsehatra raha tsy voasakana...dia mbola jamba ihany ny Malagasy tsy mahita fa ratsiraka ny ao ambadik'i tgv...ary loza mafimafy kokoa ny hitranga rehefa ho tifirin-dratsiraka amin'izao i tgv...
11. zoulou ( 06/02/2009 04:01)
hanampiko kely le an'i xxx8 teo, mbola manginy fotsiny ny fitrandrahana harena ankibon'ny tany any Taolagnaro, efa kopaka isasahana amin-dra8 ny anondranana bloc na tany sy ny fisian'ny sous marin mamoaka ny tsy hita retra any ambany any. afaka manotany tsara gemmologistes nareo ny momba izay, raha izao anie no mitohy kely sisa dia tsy hisy zava-tsarobidy intsony eto Mcar de ho aiza hanao otrann'ny firenena afrikana sasany 1 000 000 ny vidin'ny mofo iray. za miaiky fa tena ratsy ratsiraka fa ty ra8 ty dia tena pire, tena nanao fahotana mafaty ary tsy azo ivalozana mitsy, izao ho aiza ntsony izy, efa naloan'ny vahoaka eran'ny madagasikara, dia aleo ny rapitso no hitantara e! samia ho velon'aina isika mianakavy
12. ninimalala ( 06/02/2009 04:17)
Io de tsotra, voalohany aloha nareo aty ampitan'ny ranomasina aty de mpihaino sy mpanaraka fotsiny fa tsy miaina le fiainana de manao tsikera be fahatany, ka ra misy heritreritrareo mande de ampetrao fotsiny ny hevitra fa aza de be tsikera fa zay tena miaina azy no aoka hanambara.
Faharoa manarak'izay ho an'i M/car na iza ho atao filoha eo na iza, de ny hihinana sy ny ho tia tena ihany fa veliranon'adala ireny fanangana-tanana @ fiainianana ireny, resabe handemena vahoka, tsy misy intsony ny Malagasy mandala fihavanana sy tia havana fa samy manao zay hitombon'ny eo antanany.
Fahatelo sady farany, lozan'izay nifidy an-dra8 fa io ny vokany, lozan'izay nanankimpo tamin'i tgv fa io izy milaza ho tgv tokoa, ary lozan'izay mbola mankafy andRadidy sy ny mpanaradia azy fa fasana no tadiaviny, lozan'ireo mpanao politika tsy manjary maty mitady toerana lava fa tsy mieritreritra ny fainam-pireneny fa misokatra ho azy ireo ny afobe.
13. falyfenosoa ( 06/02/2009 04:49)
ninimalala>> marina ny voalazanao ary hanampiako azy dia tsotra, aleo tsy afangaro ny fivavahana sy politika.
Tsy mankafy Radidy, tsy tia Ra8 ny tenako, fa hadalana koa ny an'i TGV raha toa ka hamitaka ny vahoaka ihany koa, rehefa tonga eo @ fitondrana any aoriana any.
14. bozyboleta ( 06/02/2009 05:05)
Misaotra nizara vaovao fijo a.
Mampivarahontsana le tantara. Ary efa be ny fampitandremana natao toy io anao io.
Saingy mbola be koa ny marivo salosana.
15. tsiafoi1 ( 06/02/2009 05:40)
"Ary ny Air Force nalaindR8 moa hoa toa tsy asianareo resaak mitsiny..."

Koa modiana tsy hita mihitsy satria ny filoham-pirenena eran-tany manana ka maninona koa ra mba manana ny an'ny tena e.... Aza ory hava-manana woa!!!!

Sady nga moa iny Force One 2 iny anazy fa tsy fananam-pirenena, soa ho azy nividy ho an'izay Filoha mandimby après Ra8 indray!!
16. ravatorano ( 06/02/2009 05:57)
misy miteny ery ambony ery fa olombaovao no ho ao amin'ny "tetezamita entin'Ingahy Andry Rajoelina" nefa dia raha ny tsetsatsetra tsy aritra eny rehetra eny mba tsy hilazana mivatana hoe honohono satria mbola tsy nolazaina ampahiobemaso nefa efa misy gazety(malaza nivoaka anio) efa mamoaka azy dia ireo sisasisan'ny Arema sy tim ary herivelona fahiny no ho ao
santionany amin izany ry pierre houlder, ry lahiniriko ... sns
voalaza fa olona pressentis ireo dia hitombina ihany zany ilay resaka sy hevitra niainga teto hatramin izay hoe olon-dratsiraka daholo ihany ireo fa mody fanina fotsiny ihany !
dia samy hahita eto isika mianakavy fa raha izaho manokana aloha dia mijery ny zavamisy sy mamakafaka tsara aloha vao handray fanapaha-kevitra fa henjana ny adkle eto amin'ny tanana !
:D
17. ifiona ( 06/02/2009 06:39)
mampalahelo mihitsy e. Ny tena nahakivy ahy dia ireo olona tsy tahotra tsy henatra fa nandeha nandroba ireo tsena. Ary @ zany tsy sakafo fotsiny no alainy fa alaina mbamin'ny canapé any @ courts ohatra. Dia hoe satria ve manao toy izany daholo ireo olona manodidina dia tsy maninona? sa ve hoe noana loatra sy mahantra ny gasy dia afaka mi-comprendre an'izao fangalaran'entanan'olona zao, satria fangalarana mihitsy io? fantatro fa noana tokoa ny gasy, saingy raha manaiky an'io dia toy ny hoe manaiky hoe avelao koa zany ny dahalo sy ny mpamaky trano ary ny mpamono olona hanao ny asany e! satria nahoana? nga moa tsy ny fahanoanana ihany koa no fototra manosika azy ireo hanao asa ratsy any Dago?

Dia asa aloha zay hiafaran'ity tantara ity fa mivavaka mafy mba ho tonga aingana ilay vahaolana.
18. MANAKASINA ( 06/02/2009 07:51)
fa izao ry namana rehetra, raha atsangana moa io governematany tetezamita io, de hankery ve? amiko io tsy izy satria, tsy nisy fifampidinihana t@ fitondrana akory, fa toa izay tiany tgv atao ihany, ny tena atahorako aza de io tetezamita io no hanimba ny tgv satria olona efa panao politika nalohany vahoaka no ao, aza adino koa fa ho hiakatra antanety rahapitso ilay rivodoza gael dia ho rava maina ny hetsiky 13mai , he he ho tsarainy tantara eo e
19. zoulou ( 06/02/2009 07:58)
MANAKASINA:

fa izao ry namana rehetra, raha atsangana moa io governematany tetezamita io, de hankery ve? amiko io tsy izy satria, tsy nisy fifampidinihana t@ fitondrana akory, fa toa izay tiany tgv atao ihany, ny tena atahorako aza de io tetezamita io no hanimba ny tgv satria olona efa panao politika nalohany vahoaka no ao, aza adino koa fa ho hiakatra antanety rahapitso ilay rivodoza gael dia ho rava maina ny hetsiky 13mai , he he ho tsarainy tantara eo e


Ny sira no levon'ny orana, ny maiva-kitsaka sy maivan-doha ohatranareo no zakan'ny rivotra, fa ny vahoaka te ho afaka tsy amin'izany mitsy.

20. MANAKASINA ( 06/02/2009 08:05)
ho hita eo ry zoulou ny marina a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0494