simba tanteraka i madagasikara
21. xxx
(
06/02/2009 09:58)
Mety ho levon'ny orana ihany ry Zoulou a! teo aza tsy nisy orana efa ny ampahazaton'ny olona tonga t@ voalohandohany sisa no tavela ka mainka misy rivo-doza, kou tsy ianao sisa no tavela eny miraka amin'reo kôfbay nihazakazaka namonjy an'I Tsimbazaza , hitanao reny t@ TV ireny, ireny sisa no milahatra aminao fa ny vahoaka maro anisa efa tonga saina de niala! :-D :-D :-D :-D
22. tokanah
(
06/02/2009 11:48)
EFA ELA I MADA NO TSY AVOTRA FA ALEO SOLONA INDRAY DIA HIVERINA NY T@ 2002 FA NY GASY EFA NO MORA ENTINA KA EFA FENO NY KAPOAKA VAO HOE...ASAKASAKAREO IZAY NIFIDY AN'I RA8 FA HATRAMIN'NY FIANDOANA NO HITANAY FA RA8 DIA TSY MILAY MPANGORO KARENA TSY AHITANAO MADINIKA MIHITSY. KA NY VARY,MENAKA, SIRAMAMY,... TAZOMINY TSY AVELANY HISY HANOHITRA AZY MIHINTSY KA IZAY TIANY ATAO KA MIVIDY, RY GASY TSY MITENY EFA HITA FA TSY METY IZAO IZANY @ RESAKA FANDRARAHARANA MANERATANY KA IO NO FOTOANA ANALANA NY JADONA HO ANAREO TONGASAINA IZAY NIFIDY AZY SATRIA TSY MENDRIKA NY TOERANA NOMENA AZY. FA MPADAINGA SY MITENITENY FOANA. KOA HAMPAHAFINY NY ZVT EFA NENTINY NY GASY IZANY ATAO HOE SARINA IZANY NY VARY LAFO HONY VIDINA IHANY, MIHAKATRA NY VIDIN NY ENTANY TSY MITENA HITA FA ... :( :cry: NOHO IZY TOMPONY HETANA FOTSU+INY KA ASAKASAKAREO :lol:
23. xxx
(
07/02/2009 00:57)
zoulou:
hanampiko kely le an'i xxx8 teo, mbola manginy fotsiny ny fitrandrahana harena ankibon'ny tany any Taolagnaro, efa kopaka isasahana amin-dra8 ny anondranana bloc na tany sy ny fisian'ny sous marin mamoaka ny tsy hita retra any ambany any. afaka manotany tsara gemmologistes nareo ny momba izay, raha izao anie no mitohy kely sisa dia tsy hisy zava-tsarobidy intsony eto Mcar de ho aiza hanao otrann'ny firenena afrikana sasany 1 000 000 ny vidin'ny mofo iray. za miaiky fa tena ratsy ratsiraka fa ty ra8 ty dia tena pire, tena nanao fahotana mafaty ary tsy azo ivalozana mitsy, izao ho aiza ntsony izy, efa naloan'ny vahoaka eran'ny madagasikara, dia aleo ny rapitso no hitantara e! samia ho velon'aina isika mianakavy
Kita hoa ry zoulou..marina mitsy fa tsy hita eeeee...mampalelo loatra isika...zao migrevy ndray...ny vokan'ny hay fa crise économique indray no manaraka eo...d oviana indray vao tafaharina ny gasy??? hovidiana hoatrinna ny vary sy ny mofo sy menanka etc...asa lahy!!! hanahoana ihany no hiafaran'izy ity
:roll:
24. xxx
(
07/02/2009 06:53)
Satria ve niteny t@ VIVA Ratsiraka de izay no antony?
Satria namotsipotsitra ny tsy mety hataon'ny fitondrana izy de izay le tsy tanty? Maharary tokoa reefa tetenina @ zava-marina ny olona iray e?? De aleo akatona any ity VIVA ity sao de misy marina hafa hipotsaka koa eo, fa tsy noeritreretiny ny hatezeram-bahoaka?
De i Ratsiraka izay lazaina JAMBA iry ve rey oul no mila hanokatra ny masonareo e? Mba mihevera,
Rah lazaina fa simba ny zavatra, rah izay no entin'ny vahoaka anehoany ny fahatezerany de aleo izy hanao
Tsy aleoko simba mbola mety harenina toy izy amidy @ vahiny?
" Ny simba azo harenina fa ...ny entana efa lafo tsy miverina intsony"
:idea: