aiz ilay menaka 2000ariary ny litatra
1. MANAKASINA
(
05/02/2009 08:36)
aiza ilay menaka nolazainy TGV fa 2000 ariary ny litatra, nefa ny vahoaka izao efa mijaly, toa fapanatenana poakaty aloha hatreto, tsy vitan'izay fa ny fanapotehany ny madagasikara no tena imasohany, ity tgv ity ange ry malagasy havako dia tsy misy programa afatsy ny hivarotra ilay air force one2, rehefa lafo io avion io sy potika ny firenena dia inona indray no ataony tgv sa iantso any frantsa amin'izay
novalian'i tsiafoi1 ny 06/02/2009 11:05
2. Dmon
(
05/02/2009 08:41)
MANAKASINA : za koa zao r'ise mba mitady fa efa ho lany ny menakako ao!
teny @ shoprite talatamaty aho izao no mba nahita nefa mbola 24000Fmg ihany ny litatra.
ze ataon'ny TGV na ny TIM aloha tsy de ahoako loatra fa efa tsy hilamina ihany izy ity, ny ataoko izao dia izay mahasoa ahy ihany.

3. xxx
(
05/02/2009 09:18)
Hanatena frantsay inona ny azy aza ny problemeny tsy afany koa inona tsy te hisy grevy be nga any , ary ny fikan'ny frabtsay ne de zao e ! alefany aty daholo reo tsy anasa vevdrana any @ higaiko ny gasy vendrana sy haka ny harenanlisany ( mine) de mody ampiany ela nefa ny azy bobaka no alainy ela tambatambazany @ aingitraingitra kely eny ny zanakela violeny ny vadinla alainy ary ela andevoziny mba misaina ry tgv fa ny vadinla io mitsy no pehany voalohny aleo andeha ho hita hesory ny mpitondranareo fa hiatsara ny fiainanareo , fa ny tena mampalahelo de ilay vahoaka faran'ny mahantra ihany no voa nefa toa ry zareo ihany no mbola tgv2 tsisy farany
6. badanne
(
05/02/2009 09:55)
le menzka anie ka mbola alaina ao @rafinerie an tiko ao tamaga eh, atao hoatran'ny nanaovana an'ny magro ihany de hoe novidiany tany an'dafy avy eo hihihihi
de lasa bizna an'ny tgvaka ndray ny huille eto @tanana eh!
miliardera n'dray izy aveo de isika gasy kely miahaka eto ihany e!
de hividy force one3 izy avy eo na jet privée na ATR 42 tgv hoatran'ny ATR 42 an tiko @zao fotoana izao
ISIKA GASY MIHITSY NO TSISY SAINA FA ZAY MITARIKA DE ARAHINA DAHOLO SA MATIKANIN'KELY HOATRAN'NY AMALONA KA NY LELA NDRAY NO ATAO JONO tsy haiko aloha eh!
MBA HAFARO KO IO TGV NAREO IO MBA TSY HANDAINGA INTSONY FA ASAIVO TSORINY NY MARINA DE AMPY TA@ EH! mbola tsy zakan'ny lalamby eto hono ny train TGV hoe fa mideraille eo foana isika BON COURAGE DAHOLO EH:!

7. xxx
(
05/02/2009 09:57)
Izy anie tsy niteny hanome menaka 2000 a e! fa ny tokony ho vidiny no nolaizainy e! aza raisina aminy tendrony fa toa olona mba .... ihany e!
:-D :-D
:-D :-D
8. rixes
(
05/02/2009 10:12)
fa nareo ve ts mahita ireny menaka nozaraina fotsiny t@ herinandro teny @ MAGRO , refa lany reny vao amidy le 10 000fmg =))
9. nyavo2000
(
05/02/2009 10:40)
- Lainga be ny anao, hoy izy, niresaka tà mpandraharaha vahiny aho fa misy menaka 10.000 F hafarana ho an'ny vahoaka.
- Ka tsy manana izany izy e! raha manana izy efa nahatonga fiaramanidina hitondra ilay menaka satria efa sahirana ny vahoaka.
- Ny vidiny azony atao izao dia 40.000 F
xxx:
Izy anie tsy niteny hanome menaka 2000 a e! fa ny tokony ho vidiny no nolaizainy e! aza raisina aminy tendrony fa toa olona mba .... ihany e!
:-D :-D
10. Dmon
(
05/02/2009 12:20)
tena ze mitady menaka tokoa aloha ry zalahy de eny @ shoprite misy ah, sady 24000fmg ny 1l fa tsy mahazo maka hafa tsy 1l ihany an!
11. xxx
(
05/02/2009 12:49)
Ataovy rony foana ny laoka reefa tsisy menaka e, tsy atao blem zany menaka tsisy zany,
12. xxx
(
05/02/2009 14:20)
Tena hita hoe miteniteny foana mitsy le TGV aiza izy no ahita menaka na 2000Ar ny litatra tena manonofy aty @ tany frantsay aza ny litatra a! 1,8O Er de ampitahao @ vola gasy ne zany e ! asa mety menaka mankarary angamba zany , na tonga de hita fa famitahambahoaka fotsiny zao e ! ka ho an'ny tsy mahalala aloha de zay e! marina zany ôe ôe nefa ny fanamboarana azy tsy nokaontiny transpor etsetra mba mandiniha ihany ry namako a! fa tsy manenjika be fahatany fotsiny
13. tsiafoi1
(
05/02/2009 15:37)
Mba manaova kaonty kely ambony baoritra aloa e :
Le mpanao presse gasy mpanao torto reny mahay azy tsara : coût minimum ity a :
- Voanjo: 2kg - 3kg vao mahazo 1l
- 1kg = 4kapoaka
- 1kapoaka = 250Ar en gros any ampotony
-10kapoaka = 2500Ar
-packaging & machinerie = 1000Ar
-Prix de revient = 3500Ar
-Amidy 1l = 4000Ar
-Marge bénéficiaire = 500Ar/l
-Production/semaine = 500 fûts/semaine de 250l par point de vente MAGRO soit 500 X 6 provinces = 3000fûts
-3000fûts = 750.000litres X 4000 = 3.000.000.000Ar/semaine
-avec marge bénéficiaire nette = 375.000.000Ar/semaine soit 1.500.000.000Ar/mois
Ny an-dRa8 ny business mandeha be sady bien calculé.... De ho mahagaga ve raha ao anatin'ny fotoana fohy de voafehin-dRa8 ny économie rehetra??? Rehefa mahomby le olona de lazaina fa mangalatra. Mila manova toe-tsaina mihitsy isika rehefa mijery zavatra iray.
Io ranga rehefa mety ny atao ny saobakaka aza mampidi-dranon-ketsa! Ny fahendrena de manao raha mahay, fa ny 2 X 4 tsy maintsy égale 8 izay ihany io!!!

15. tsiafoi1
(
06/02/2009 11:05)
Ka tsy aleo ve Ra-fijo gasy toa an'ny tena no mifehy ny économie rehetra toy izay miankin-doha @'ny mpanam-bola vahiny a??? Ny gasy mbola mety misy ihany le fieritreretana kely @'ny samy maha gasy,....
Fahiny ntsika niankin-doha t@'Ireo grossiste karana sy ny tariny reo t@'ny importation PPN, rehefa tiany asitrika de misitrika, de sasatra le gasy kely manoko vato milahatra vary eny @'ny fokontany na ny magasin M.... Zao mba ze tadiavina de misy avokoa, fa ny vola amidy indray aza no tsy maharaka!!!
Asa aloa fa za de aleoko ihany @'izao, toy izay hiverina @'ilay mamoheatra fahiny e!!! Marina mafy moa