Be fikafika
1. Itovoary
(
04/02/2009 05:16)
Resaka mateti-pitranga mandalo eto ny hoe ny lehilahy mampirafy, mahay mandangolango, mahay mandrebireby rehefa ao an-trano fa raha vao mivoaka de efa mitsipika etsy sy eroa .....sns.....
Na koa hoe : ny sipa mpiodina, manao saka manafin-kiho ....sns....
Mbola maro ankoatra an'ireo ny toetra fanafin'ny tsirairay fa ny tiako ho anontaniana kely de hoe rah eo amin'ny mpifankatia na mpivady : Iza marina no tena be fikafika amin'izy ity e?

novalian'i kotobekibo ny 11/02/2009 00:53
2. bounany
(
04/02/2009 06:34)
fa araka ny hevitrao de iza no be fikafika?
raha vehivav zao no mamal an'io kestion io de hiteny izy hoe ny lehilah no tena be fikafika.Ary ra lehilahy indray no mamaly de hiteny hoe ny vehivavy no be fikafika: satria samy mi-defendre ny toerany! Vitsy ny hiaiky!

3. ari.malala
(
04/02/2009 07:11)
tsy ny lehilahy rehetra ary tsy ny vehivavy rehetra fa samy misy ampahany manao be fikafika :-P
4. bounany
(
04/02/2009 07:22)
ari.malala:
tsy ny lehilahy rehetra ary tsy ny vehivavy rehetra fa samy misy ampahany manao be fikafika :-P
Miombom-kevitra !
6. Mirananirina
(
04/02/2009 14:22)
Iza marina no tena be fikafika amin'izy ity e?
Izaho aloha vhv dia ny lhl izany no be fikafika e(ny akamaroany) :) :) :)
7. ni81
(
04/02/2009 16:33)
tsy ny lehilahy rehetra ary tsy ny vehivavy rehetra fa samy misy ampahany manao be fikafikazà koa dia miray hevitra eto
9. ikaretsaka
(
04/02/2009 17:05)
ari.malala:
tsy ny lehilahy rehetra ary tsy ny vehivavy rehetra fa samy misy ampahany manao be fikafika :-P
izay!
de inona ny fanafodiny...
de ny aza voany sy ny aza sendra azy ary ny aza atao aman'olona ny tsy tianao hataon'olona aminao!
10. Noue
(
04/02/2009 20:42)
Itovoary:miankina @ fifanajan'ny mpifankatia na ny mpivady ny hisian'io na tsia eee !
eo amin'ny mpifankatia na mpivady : Iza marina no tena be fikafika amin'izy ity e?
11. ikaretsaka
(
04/02/2009 21:03)
Tsy eo ihany fa le samy mpinamana tsotra aza...ohatra le antitra miseho mifoska ho 18 ans ireny
12. Papoose
(
04/02/2009 22:57)
:-D eo kely njay aloha mifanonjo molotsa ohatsin'ny ary @ politika :-D
13. ari.malala
(
05/02/2009 07:33)
ika ;) hihihi fir mm sa fir cm ny tendron'ny paingotr'ika? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
16. ikaretsaka
(
05/02/2009 14:18)
ari.malala:
ika ;) hihihi fir mm sa fir cm ny tendron'ny paingotr'ika? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Tsa paingotra nga io fa tsilo taoko ooooo :wink: