Be fikafika

21. xxx ( 06/02/2009 11:32)
Za lou vhv e fa na izany aza misy ihany vhv be fikafika fa saika ny lehilahy no tena be fikafika amin'ny ankapobeny.
22. ari.malala ( 06/02/2009 11:55)
HS fa ika sy papoose kou ra iady an :-P ny ady tsyvita any antrano hoa aza entina forum fa manjary itanay dool nge e! :-D :-D :-D
23. Itovoary ( 06/02/2009 11:56)
maranitra ian ktyyyyyyyyy :-D

Ika : io ary fa mitaraina i ari fa voan'lah mafy tao angamba. Ry ari koa nge tsy mba mamonjy mazava fa any @ takotakona any foana e! :lol:
24. ari.malala ( 06/02/2009 12:07)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
25. ni81 ( 06/02/2009 12:12)
Hum ahoana izany ry ari? Tandremo e! Antsonjombe ve izany e? :-D :-D
26. ari.malala ( 06/02/2009 12:53)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
27. Itovoary ( 06/02/2009 12:56)
Hum ahoana izany ry ari? Tandremo e! Antsonjombe ve izany e?
AMBOHIMANARINA io§ =)) =)) =)) =))
28. ari.malala ( 09/02/2009 06:35)
:roll: :roll: :roll: :roll: in no atao any ambohimanarina? :roll: :roll:
29. RATOVOARY ( 09/02/2009 08:02)
Ka le Antsonjombe nge midadasika loatra e! Aleo Ambohimanarina fa eny mba misy elakela-trano mba takotakona.
30. ni81 ( 09/02/2009 08:18)
:-D :-D
31. kotobekibo ( 11/02/2009 00:53)
RATOVOARY:

Ka le Antsonjombe nge midadasika loatra e! Aleo Ambohimanarina fa eny mba misy elakela-trano mba takotakona.


eny akaikin'i koto saosy v ohatra ?
:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0072