tgv sans frein

1. xxx ( 03/02/2009 17:45)
efa nihatakataka daholo ve nareo pro -Ra8 fa sao domin'le tgv sans frein eo an


direction iavoloha ny train amin'ny sabotsy anefa lery efa tsy maire intsony ka asa na iza no conducteur ny train amin'io ary iza no aiguillère, iza no chef de gare hitsoka sifflet fa Ra-8 aza efa nitsoka ny azy :@ :@ :@
novalian'i xxx ny 03/02/2009 17:51
2. Noue ( 03/02/2009 17:48)
tsssssss !!!! efa vaky pné ny tgv-nareo eeee! efa tsy avotra intsony :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. xxx ( 03/02/2009 17:51)
lasa nivady metro io dia any dia tsy hita
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0514