efa nihatakataka daholo ve nareo pro -Ra8 fa sao domin'le tgv sans frein eo an
direction iavoloha ny train amin'ny sabotsy anefa lery efa tsy maire intsony ka asa na iza no conducteur ny train amin'io ary iza no aiguillère, iza no chef de gare hitsoka sifflet fa Ra-8 aza efa nitsoka ny azy :@ :@ :@