Mahereza Andry kely a!

1. pimaso ( 03/02/2009 14:30)
Any ambanivohitra be lavitr' andriana indray manarina e!
antsonale marina mafy kely loha keliko e!
bye bye
novalian'i tsiafoi1 ny 03/02/2009 16:20
2. penguin ( 03/02/2009 14:35)
Manatsafa indray ny mipika maso vé é ? Tady tsy ho lasa dia mody hesoana vé ry havako raha misy patsa a ? Efa handoha sy hamerina ny karama ngah lava-sanga ? Hentinareo @'ny sangany vé ?
3. Noue ( 03/02/2009 14:44)
Any ambanivohitra be lavitr' andriana indray manarina e!
antsonale marina mafy kely loha keliko e!
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. pimaso ( 03/02/2009 14:53)
tsy manatsafa fa mitovy zokiko roa taona le andry fa vereziko 20 taona @ intelligence
ny kely ananana indray izao no avoaka @ izao
calme pinguin fa mbola hoela ny lalao a!
union africaine @ izay izao no tanjona
francophonie @ manaraka
ny bizina mandeha tsara @ tourisme sy hotellerie
raha misy hifanampiana teneno aho fa za tsy tia tena manome marché ny akama rehetra
okay
5. penguin ( 03/02/2009 15:00)
Tsy hadinonay lé resaka taxi sns ary ny ompa fanjakana nataonao teto ry pika maso a f'aza mody manatsafa ny namana a.
6. Noue ( 03/02/2009 15:23)
tafahoatra loatra oa ny zavatra nataony eee! efa nadefitra be taminy i ravalomanana saingy tsy nalefany lavitra ny sainany eee!
7. pimaso ( 03/02/2009 15:23)
efa hoe tsy nanao resaka pingouin izany za
marina mafy e!
8. molota ( 03/02/2009 15:24)
in intsony moa no azo atao ry TGV fa ra mbola manana sôsy dé @ny 2012 manarinaé :°)
9. Noue ( 03/02/2009 15:29)
aleo aloha izy hi-se concentré ahazahoany olona hanao dj miaraka aminy eee :-D :-D :-D :-D :-D
10. tsiafoi1 ( 03/02/2009 16:20)
Ny fahendrena de mivavaka mafy fa ny devoly tsy kely lalana.... Ary mbola handrovi-tsihy izy ireny fa kely sisa ny androny.... "Kanefa ny hery tsy mahaleo ny fanahy" De ny Fanahy Maherin'Andriamanitra Tsitoha

Zanahary o! Tahio ny Tanindrazanay!
....
Ireo Mpitondranay arovy lalandava koa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0871