Izaho no baiko ny rehetra hoy ny TGV
1. penguin
(
02/02/2009 08:55)
Mbola tsy voabaikon'ny TGV aloha ny rehetra nefa nanandrantena ny anao lahy ny Sabotsy lasa teo. Izany no heverina hitondra ka ho aiza marina ity tanàna raha hiantehitra @'izany fizahozahoana ampiandohana izany.
novalian'i majakely ny 02/02/2009 11:57
2. karavasy
(
02/02/2009 09:01)
Efa hanomboka hitapy indray izy ao ka milaza hoe feno polisy ny Ministera rehetra nefa tsy maintsy ho alaina hono. Tsy voabaikony ve ny polisy sy zandary ? Efa mitapy ny TGV nareo.
3. tsiafoi1
(
02/02/2009 09:06)
TANDREMO !!!!
1- Rehefa tsy mahomby ny sarintsarina demokrasia an-dalambe...
2- De miainga any indray ny gidragidra sy amboletra be...
3- Tsy mahomby indray izay de ny miainga indray ny ZARAZARAO HANJAKANA... FARITRA MIZAKAN-TENA
Ny tanjony amin'izany :
1- Rava ny sommet
2- Foana ny Francophonie
3- Tsy avotra ny financement be
4- Rava ny fahefan-dRa8
5- Mody ny exilés
MASINA NY TANINDRAZANA, ARY FOIN'ANDRIAMANITRA HO NOSY ITY FIRENENA ITY

4. penguin
(
02/02/2009 09:22)
Ireo dia nisy efa mba nolazaiko teto hatrany ary hatramin'ny nisian'ny sesi-tany dia nitady hevitra hatrany ireo ny hamelezana mafy saingy io TGV io no hevitra nivaingana hitany. Efa songomby tafiditra an-trano io ka mila malina satria ny poizina mahafaty fa tsy mamelona.
5. andrywui
(
02/02/2009 09:33)
NY TGV RY LERETO NO MANJAKA A! SA VE MBOLA TSY FAY NAREO REO NO MBOLA BE VAVA IANY E! SA MBOLA AVERINA VE OA LE 26JANV , ZAY NO TADIAVINA ??? ARY RA TSY MILA TSONY DE AKOMBONY NY VAVA SAO VOAZAITRA EO
6. Noue
(
02/02/2009 09:42)
manjaka @ inona eee ????
[b12H10: Andry TGV toujours absent du 13 mai
][/b] nefa toa tsy nahazo kil lery androany io eeee :-D :-D :-D :-D :-D
[b12H10: Andry TGV toujours absent du 13 mai
][/b] nefa toa tsy nahazo kil lery androany io eeee :-D :-D :-D :-D :-D
9. yvonKEL
(
02/02/2009 09:58)
aza mifandramatra eo ry reto fa ndana miasa aby .Ny tgv tsy handoa ny karamanareo zany. Ny mpiasany aza mbola tsy nandray sosy fa lany nanomanana le fety t@ 26 Jan teo alou le izy ka miandry azy handray fitantanana vao mandray sss ary lasa 10 fois le karama :P :P :P :P 8) :twisted:
10. nyavo2000
(
02/02/2009 10:04)
Ile Andrywui aloha efa daôzon'ny TGV, ngamba hifoka môly ledala dia handroba , ny mazava izao dia miaiky ledala fa ny TGV no nadrava fa tsy andian'olona akory t@ 26-janv.
Ny OUA izao dia manameloka ny fanadrata-tena nataon'i Andry: i ledala izao no tena ANTICONSTITUTIONNELLE sy Anti-DEMOCRATIQUE.....
Ny Gaigy ihany hoah no mnbola te ho Tena Gaigy Vendrana....tohizo Andrywui o!

11. andrywui
(
02/02/2009 10:12)
bien sur mon nyavo !! Malagasy tsy manaiky hanaovana didy jadona sy ambaniana ary hanaovana avonavo-toetra sy avombava lava zany ny aty ka tsy maintsy mitroatra o!!! nareo no miareta fa na i Andry tgv aza ra vao mamerina ireo toetra ireo ko de amboarin'ny pokna izy Rainilita
12. majakely
(
02/02/2009 10:55)
ny anay rehefa milammmm fotsiny de zay!!zay ihany aleo hilammm!! :D
13. penguin
(
02/02/2009 11:17)
Tsisy TGV manjaka izany ry leity ary tsy mbola resy tanteraka izany f'aza mandihy tsy afa-tavony ééé.
15. odneiy
(
02/02/2009 11:36)
Raha hifamaly eto no hataonareo rey olona dia tsy hi-avancé n'inoninona izany! Fa tsotra ny ahy ny teniko, tompon'ny fahendrena isika malagasy ary anisan'ny mampalaza antsika eran'izao tontolo izao izany koa aoka mba hahay handinika sy hijery lavitra isika fa tsy hanaonao fona @ maso indray mipika fotsiny. Fa ny hafatra Tiko ampitaina fotsiny de izao, jerevo anie ny sarin'ny olona maty sy may reny de ataoko fa hitondra antsika @ tsy fanaovanaovam-pona sy @ tsy fandriampahalemana. Fa refa tsy mety ny ataon'ny mpitondra misy fona ny fomba afaka anehoana izany fa mandiniha lalina ry malagasy vao manao zavatra fa tsy mety raha izao fona no hiainana satria tsy hitondra antsika @ fivoarana mihitsy raha izao no mitohy.
Ny razantsika hendry sy lalimpandinihana koa nahoana ary sika no tady hanary izany fahendrena sy ny fahalalalinan'ny fandinihana zany vao manao zavatra. Samia mandinika fa aza mora entin'ny fo mandroatra fa manaova zavatra ampisainana.

16. majakely
(
02/02/2009 11:57)
odneiy:

marina ny anao io...
Odnejy prézida eee!! :lol: