aiza ireo tena raiamandreny politika

1. xxx ( 01/02/2009 20:46)
mba hialana amin'ny olana dia tokony misy vondron'ny raiamandrenim-piangonana, raiamandreny politika:Herizo Razafimahaleo, Ratsirahonana, Manandafy, ....izay tena azo lazaina hoe mahay politika no hiresaka amin'izao hanapakevitra miaraka amina mpanao lalana tena mahay toa an'i Jacque Sil mba hanolotra hevitra an'ilay mpivarotra ronono sy ilay mifaninana hivarotra ronono antavy miaraka aminy io, fa ireo roa lahy ireo dia poakaty ary ny vahoaka dia tena mampalahelo fa tsy manana orientation .
Tsy fotoanan'ny fampiantsoana hidinika intsony izao fa fiantsoana hanapakevitra malaky.
novalian'i tsiafoi1 ny 02/02/2009 09:14
2. ni81 ( 01/02/2009 20:54)
Herizo Razafimahaleo
Olona efa matory ve no asainao hifoha indray? :(
3. ndenn ( 01/02/2009 20:58)
Efa voky andro ny mpanao politika taloha ra xxx ,ka tsy mety indray raha mbola hianteherana izy ireny a ,efa drodroka !Isika izao no tsy maintsy mandray andraikitra .
4. vivi ( 01/02/2009 20:58)
aona koa zany ! teo reo efa ts namely koa!mbola anao inona ndray !
5. xxx ( 01/02/2009 21:25)
adino monja jaona hihihihi :-D :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =))
6. tsiafoi1 ( 02/02/2009 09:14)
Ka mpanao politika efa avy nanipy hoditr'akondro ve tsy aleo ny taranaka no hananatr'azy ireo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.189