hay niaiky ihany ratsiraka ???

1. Noue ( 31/01/2009 10:36)
http://www.taratramada.com/

ary ny olona tsy nanaiky zao fihetsika zao

http://www.france24.com/fr/20090130-madagascar-maire-Andry-Rajoelina-veut-transition-democratique
novalian'i vale ny 01/02/2009 20:04
2. akamatiana ( 31/01/2009 10:38)
njy kou akia maharaka a
3. Noue ( 31/01/2009 10:38)
izaho sy andry rajoelina hoy izy no hitondra ny tetezamita
4. Noue ( 31/01/2009 10:41)
"akamatiana":
njy kou akia maharaka a
aleo retsy arahana tsy mijanona fa tsy te ho tara @ zavatra miseho aho eee! :-D :-D :-D :-D :-D
5. serpent ( 31/01/2009 11:39)
aleo aloha misintaka ra8 fa tia tena sy mamono ny mpandraharaha gasy, fa mamelona ny vahiny sy ny orinasany fotsiny.
6. akamatiana ( 31/01/2009 12:18)
eny e, ny ampitso no aoka hitsara e
7. badboy ( 31/01/2009 14:01)
Noue >> Lôjika be ilay hoe miaramiasa @ antoko mpannohatra i Andry Rajoelina!! Aza adino fa M/kara ange ka nosy itoeran'ny foko 18!! Noho izany raha toa ka ilay ao Tanà kely foana no andeha hilaza fa hitondra irery ny fitondrana dia tsy ho lasa lavitra mihintsy fa tsy maintsy mifanaraka @ ireo avy @ lafivalon'ny nosy!!

Ary ilay resaka Rolland Ratsiraka, vao nanomboka ny fihetsehambahoaka teny Ambohijatovo, dia tsy nitsahatra ny nanonona ny anarany Rajoelina!! Ary Rolland Ratsiraka akory tsy Didier Ratsiraka ka ho lazaina fa mitovy ny ho ataony na dia fianakaviana 1 ihany aza izireo!! Ohatry nny hoe izaho tsy hitovy mihintsy @ dadatoako, na ianao hitovy @ dadatoanao!! Noho izany, aleo aloha tsy manao "procès d'intention" fa dia ho hita eo izay ataony, ary mazava be ange fa rehefa tsy mety ny ataony dia tsy maintsy hiafara eny andalambe ihany ohatry ny nitranga hatrizay!! 8) 8)
8. Noue ( 31/01/2009 14:47)
badboy:

Noue >> Lôjika be ilay hoe miaramiasa @ antoko mpannohatra i Andry Rajoelina!! Aza adino fa M/kara ange ka nosy itoeran'ny foko 18!! Noho izany raha toa ka ilay ao Tanà kely foana no andeha hilaza fa hitondra irery ny fitondrana dia tsy ho lasa lavitra mihintsy fa tsy maintsy mifanaraka @ ireo avy @ lafivalon'ny nosy!!
zany aaa??? mbola tsy ampy nga ny zavatra niseho nandritry ny firy taona no ireny no alaina hiara-miasa kle'tieeeeeeee


9. vale ( 01/02/2009 20:04)
Ary Rolland Ratsiraka akory tsy Didier Ratsiraka ka ho lazaina fa mitovy ny ho ataony na dia fianakaviana 1 ihany aza izireo!!

Ountsssssss, koa raha tsy natokana ho azy mianankavy i Mkara koh!!! na tsy mitovy aza, efa leo an'io nom de famille io raha ny tenako manonkana, na Ratsiraka iza izy na Ratsiraka iza!!! :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0894