Niova indray ny tetika teto amin'ny 13 Mai. Tsy natsangana indray aloha ny GVT, fa vitsy loatra ny olona. Mbola samy sahirana mivarotra ny azo eny an'elakela-trano aloha ny sasany. Ny hafa nanontaniana moa nilaza fa kely loatra ny saosy ka tsy iny no amonoana tena.