Nanova tetika

1. xxx ( 31/01/2009 10:10)
Niova indray ny tetika teto amin'ny 13 Mai. Tsy natsangana indray aloha ny GVT, fa vitsy loatra ny olona. Mbola samy sahirana mivarotra ny azo eny an'elakela-trano aloha ny sasany. Ny hafa nanontaniana moa nilaza fa kely loatra ny saosy ka tsy iny no amonoana tena.
novalian'i tsinjo ny 31/01/2009 10:15
2. tsinjo ( 31/01/2009 10:15)
fa be olona ve tao anjoany sa aona e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0065