akanjo menamena
1. diamondra27
(
29/01/2009 20:04)
zao ndray no feo re sy soratra mandehandeha any am mail ankoatran'ilay vavaka fanekempinoanan'i Ra8
misy zany olona be dia be izany indray hono izao miakanjo menamena any toamasina ka mba te hafantatra na marina izany na tsia ,
ny dikan'izany manko dia hoe miady amin'ny fiverenan-dRatsiraka zany ry zareo ireo.
omeo zay azonareo ambara

novalian'i diamondra27 ny 29/01/2009 20:13
2. diamondra27
(
29/01/2009 20:13)
ity izany le mail voaray e,
Undisclosed-Recipient:;"@orange.fr
Subject: VAOVAO MADA
Date: Wed, 28 Jan 2009 14:11:52 +0100
News de madà que nous avons reçu hier soir d'une proche
Bonne lecture
Salut,
Aza mbola Tonga aty amin'izao situation izao fa tena mbola grave be aty izao.... Raha lazaina amin'ny ankapobeny dia izao hoe ho potika tana raha mitohy izao, efa may na vaky daholo presque NY grand magasins eto tana, fa efa manomboka miparitaka any amin'ny faritany koa nefa araka NY voalazan'ny radio : Majunga, Tulear (+ de 20 morts à l'hopital: infos t@ radio) nandroba magasin karana, Antsirabe, Tamatave: araka NY heno fa tsy haiko aloha na marina na diso fa tsy hitako fototra NY fahamarinany fa efa miakanjo mena(antoko Arema) NY mpilahatra any Tamatave mitaky NY hamerenana an-dRatsiraka, Fianarantsoa efa milahatra koa NY antoko mpanohitra, port Vohémar koa vao nisy nandroba, lasa procédure nationale izy it hoy NY radio eto akaikiko eto fa sady mihaino radio milaza NY vaovao farany aho no manoratra ho anareo izao.
Ny eto Tana moa dia may MAGRO sy NY grand magasin rehetra manodidina azy toa an-dry ZOOM, Courts, JUMBO.....NY auditurium koa may tanteraka misy maka hatramin'ny hazon'ilay scène, construit en palissandre , ireny seza tsara be Tao ireny notaominy, NY teny Tanjobato tena misy camion mihintsy mitaona NY vary vaky Tao, teto Antanimena koa may daholo NY grand magasins manodidina an'i Magro rehetra; NY sasany maka menaka amin'ny tomobilina mihntsy, NY sasany atosika amin'ny arabe eny ho an'ny olona tsy manana auto fa ASA na entiny aiza na aiza, misy 4X4 tsara be izany feno entana mivoaka avy ao, mandalo eto aminay eto daholo moa ilay izy ka dia hitanay tsara NY avy any Akorondrano sy NY avy ato Antanimena; blue print may, CITIC Behoririka potika tsisy noraisina; Behoririka manontolo amin'ireo magasins chinois ireo,potika tsisy noraisina, DLCOM novakiany fa efa mailo NY tompony ka efa nalany Tao daholo NY entana dia trano vide no novakian'ny olona Tao, Naza electronique ao amin'ny arcade Analakely, may dia efa nitatra tamin'ny trano hafa manodidina..... NY farany moa dia MBA Tonga ihany NY pompier namono NY afo dia MBA maty fa raha tsy izany dia tapitra angamba NY arcade.
Tena potika Antananarivo raha izao no mitohy e......Courts 67ha may miaraka amin'ny trano vitsivitsy, saika hamaky NY boutik orange fa MBA voatoan'ny défense-n'ny fokonolona, efa tena niady hono teny fa dia resin'ireo mpangalatra NY vahoaka ka dia zay no nahatonga ilay trano vitsivitsy may. Ankoatr'ireo moa dia MBS sy NY RNM, TVM may daholo.
Ny mpitondra fanjakana na NY Maire na NY Président dia samy milaza fa tsy fototry NY korontana satria samy tsy nisy nanome baiko hanapotika fa dia hoe fanararaotana fampisehoan'ny olona NY efa tsy fifaliana ao am-pon'ny olona fotsiny no avoakany....tsy nihetsika mihintsy NY gendarme sy NY police fa dia nanao izay daniny kibony teo ireo olona omaly hariva nitohy nandritry NY alina, androany vao hita fa nidina NY miaramila sy NY gendarme ka dia henonay mihintsy NY poabasy ao Analakely sy Antanimena ao, tsy tena mitifitra akory NY gendarme en fait fa manao tifidanitra mampitahotra NY olona, na izany aza nefa hatramin'ny anikeheo tamin'ny antoandro aloha dia efa valo (8) no tatitra Nomen'ny HJRA hoe isan'ny olona maty Tonga ao.
Tamin'ny atoandro koa dia toa hoe hamaky an'i SHOPRITE eny Ampefiloha ry zareo fa saingy voatohitry NY olona dia MBA tsy rava,
Tsy dia azo aleha intsony NY arabe fa dia izay aleha rehetra voabahana daholo.....
FA omaly hariva izahay maromaro Tato an-trano nandeha nivoaka tetsy Antanimena nijery an'i Magro sy ireo trano lehibe may manodidina azy, dia nankany Behoririka, dia niakatra teny Antaninandro teny amin'ny SUPREME CENTER (site commercial noravan'ny olona koa fa MBA tsy nodorany) naka camera caché, nisy sary vitsivitsy azonay any amin'ny appareil vdéo an-dry Andrianah any.. Fa dia ohatr'ireny ao amin'ny film ireny, tena mampalahelo NY mijery azy.; Anontanio ihany izy Sao MBA misy ahafahany mandefa azy any aminareo. Avy eo izahay dia niara-nivavaka tato antrano daholo ho an'ny tanindrazana sy nametraka NY zavatra rehetra teo ampelatanan'Atra.
Nisy basy nipoaka tany antokotany teo dia lasa tany indray aloha zaho nijery, olona maromaro nandeha tany Andraharo saika ho amin'ny Galaxie fa Tonga tampoka NY miaramila 3 camions nanaraka avy ato aoriana nandrava ka dia tsy nahavita na inona na inona ireo, nitifitra nanao tifidanitra ireo miaramila nandalo valava sy Ankazomanga iny dia efa lasa, efa mivoaka koa NY lalàna fa tsy misy mahazo mivoaka intsony manomboka izao fa mody daholo, couvre feu manomboka amin'ny 9 ora alina
Fa eny Ambohimanrina sy eny Itaosy koa zao indray efa misy antokon'olona mitady handroba indray fa IL paraît que efa tena manao défense NY olona dia efa tena tsy dia mahavita loatra intsony zareo....!!!
Sur Le plan politique, mitohy NY tolona fa tsy maintsy Tonga @ tanjona hanongam-panjakana hono ka dia hivory indray eo ami'ny 13 Mai demain tarihin'ny ben'ny tanàna. Saika nisy fiahaonan'ny roa tonta androany tamin'ny 12h fa nidesiste indray NY ben'ny tanana fa alohan'ny fihaonana hono dia tokony alefa mody tout de suite ireo mercenaires mpiady avy ao Afrique du sud ireo, NY faharoa dia tsy maintsy tsaraina koa aloha ireo nitifitra nahafaty ilay olona roa teny @ MBS. Koa dia Tsy nisy indray NY fihaonana fa dia .....
....... Sambava indray izany amin'ny radio izany fa dia nisy fandrobana koa tany, norobaina NY Magro, tiko, sy NY fivarotana rehetra ary dia mijery fotsiny NY mpitandro filaminana...... Hatramin'izao fotoana hanoratako izao.....
Tsy nisy indray izany NY fihaonana fa dia samy miziriziry amin'ny heviny NY roa tonta...ary samy tsy misy milefitra ka ASA izay tena hiafaran'izy it fa dia vavaka no atao betsaka e....
Zay angamba no azo ambara fa dia mirary soa indrindra e!
Noely