firenena hafa aorianizao ady izao, jereo ady eranizao totolo

1. tolipy ( 27/01/2009 20:43)
firenena hafa aorianizao ady izao, jereo ny ady eranizao tontolo izao!
misy baiko hentitra ankolaka! mbola tsy takatrareo foana, pions daholo ireo, diviser pour mieux regner! solutions tadiavana fa tsy mifanome taimbava! gasy iray isika! foko iray! teny iray! dia rehefa dondrona daholo dia tahaka ilay akoholahy ampiadina, dia faly ny sasany. :?: :?: :?: :?: :?:
novalian'i tsiafoi1 ny 28/01/2009 07:04
2. Belami ( 27/01/2009 20:53)
Ny harena ankibony tany ao Dago no samy tetehina raha ny fahazahoako azy, ny pétrole no tena important satria miankina aminio daholo ny zava drehetra. Dia hadihadio hoe compagnie avy @ firenena iza no mahazo vahana @ fikarohana sy ny mety ho fotrandrahana avy eo. Dia manavy izay firenena efa zatra niliba tany amintsika kanefa tsy nahazo izay faveur izay ary dia miezaka izy hametra mpitondra afaka hiaro ny tombotsoany.
3. sitraka1 ( 27/01/2009 21:02)
N'inon'inona ny anton'ny zava-misy any mada de tena mampalahelo e, na misy olona na firenena ao ambadiky ny zava-misy de tsy mba nisaina ve ny mpitarika grevy na de 1mn fotsiny aza... Tsy ampy ve ny fahavoazan'ny malagasy hatram zay ela zay...
Solution inona moa no ho hita eo ry tolipy, efa voahetsika avokoa mada 1 vohitra ankehitriny.
Raha ny hevitro de ty, oe avela hanohy ny asany i Ra8 de tsy avela ho fidiana intsony izy am manaraka. Tokony hiara-miasa Ra-8 sy ny maire hamorona asa ho an'ny gasy satria zay no pb de ho hita eo ny tohiny. Hasehon'izy 2 lahy am vahoaka ny fahendrena oe olona manampahaizana am lafiny maro.
4. gasyjean ( 27/01/2009 21:03)
Mazava ho azy tsy iza izany fa i reny malala!!!
5. Belami ( 27/01/2009 21:07)
sitraka1:

N'inon'inona ny anton'ny zava-misy any mada de tena mampalahelo e, na misy olona na firenena ao ambadiky ny zava-misy de tsy mba nisaina ve ny mpitarika grevy na de 1mn fotsiny aza... Tsy ampy ve ny fahavoazan'ny malagasy hatram zay ela zay...
Solution inona moa no ho hita eo ry tolipy, efa voahetsika avokoa mada 1 vohitra ankehitriny.
Raha ny hevitro de ty, oe avela hanohy ny asany i Ra8 de tsy avela ho fidiana intsony izy am manaraka. Tokony hiara-miasa Ra-8 sy ny maire hamorona asa ho an'ny gasy satria zay no pb de ho hita eo ny tohiny. Hasehon'izy 2 lahy am vahoaka ny fahendrena oe olona manampahaizana am lafiny maro.



Mamono tena i TGV raha miditra aminio hoe hiara-hiasa io satria efa tafiditra @ phase irreversible izy izao, efa nihoarany ny point de non retour, sady raha izy irery dia mety afaka nanao izany fa tsy afaka nanetsika irery anio izy satria misy olona efa mpiady tao aorinany.
6. tolipy ( 27/01/2009 21:18)
marina daholo teninareo, zavatra mahavarian entre parenthèse, ireo ben laden ao dago, karana, sinoa, ireo mpangorikarena rehetra toa tsisy sahy mitikitika?
tadidinao pyramide de maslow, malagasy noana, normal sakafo vonjeny, tsika samy malagasy ampiadiana, solution! aiza isika be hevitra be ireto? izaho vonona raha hisy hanaraka! tsy mpomba ny atsy na ny aroa!
7. patrick2002 ( 27/01/2009 21:29)
Tsy misy mampiady izany eo fa ianao gasy no tsy mahay mifandamina ,isaky ny mahazo fahefana dia ny hanangeja ny ambany fahefana no ianao ,naninona raha najainy Ra-8 ny fahefana @ maha Maire an'i Andry fa tsy sakanana le olona na ny hanendry filoham-pokontany aza ,efa izany no nampitroatra an'i ra-8 nogejainy Ratsiraka satria mi-sponsor ny AVI ,fitondrana io indray anie misy farany foana eh!
Ny firenena any ivelany ve moa tsy liana @ fandehanjavatr any Dago ,ary tsy manakana azy izany hifidy an"i Ra-8 sa TGV ohatry ny nifidianany gasy an'i OBAMA ,dia lazaina koa fa ny gasy no ao ambadika ny nahalany an"i OBAMA.
8. tolipy ( 27/01/2009 21:46)
iza no mpamatsy fiadiana ry patrick? solution tadiavina e? mbola tsy nahita iray aminareo aho niteny hoe ndao izao no hatao fa variandresaka daholo. Izaho mipa dia hihetsika. bye!
9. patrick2002 ( 27/01/2009 21:54)
solution ra tolipy hajao ny fahefany olona iray rehefa voafidy izy ah! izay ihany alao ny solombavam-bahoaka hanao ny asany fa tsy hitsbaka @ raharahany Maire , na ny fitondrana hamingana ny Maire ,Tsy homena famatsiam-bola ny Maire
10. xxx ( 27/01/2009 23:51)
Tena taraiky be izany resaka izany , speculation identitaire no nahalany an \'i obama raha tena natao ny fandinihana.Aza manaiky ho voarohiroy @ izany na dia kely akory aza ianareo malagasy rehetra aty ivelany ,ça va lui couter les peaux de la fesse a barak obama , il se prend pour le saint samaritain des plus démunis sur cette terre, croyez vous encore a tous ces baratins de politiciens qui essaient de dirigez ce monde pourri ,depuis les pechés de nos aieux ou la femme a empoisonnée l\'homme a travers les 7émes creations divines ? ou les corruptions ne peuvent plus etre reglées qu\'a travers les eliminations des corrompus et des corrupteurs ? C\'est ecrit dans les livres saints du monde entier .Vouez a Khrisnah ,Shiva , Vishnou ,Ganesh ,les taux d\'excellences pour vos existences ,ça arrangera au mieux le monde dans laquelle on est actuellement. 8) 8)
11. patrick2002 ( 28/01/2009 01:44)
tena pasteur Maihol nga ianao ra-xxx :{ :{ :{ toa manao discours apocaliptique koa ianao kou :roll: :roll:
12. naughtyboy ( 28/01/2009 04:31)
xxx > :-D n'importe quoi,une supposition n'est jamais une raison ,pour une population de vaste nation comme le U.S ,l'embarras du choix pour ses candidats présidentielles car ce n'est pas une affaire de lotterie qu'ils avaient basé le choix de leur président,il y a ce qu'on appelle l'elligibilité pour chaque candidat à travers de son parcours académique,ses expériences nationales, internationales au niveau économie/sociale,loi juridique et droit civil ect.. ainsi que du coté politique
13. naughtyboy ( 28/01/2009 04:54)
p.s : l'embarras du choix pour ses candidats présidentielles est ample car ce n'est pas une affaire de lotterie qu'ils avaient basé le choix de leur président,
14. tsiafoi1 ( 28/01/2009 07:04)
Tena sur le point de non retour tokoa TGV.... Tena Marina izany! Contrat à mort angamba le izy ka tafajabaka lalina!!!
Atao akory voie sans issue... "Handroso maty renibe, hiverina ho faty raibe..."; Kenda no azo ilazana azy, Ho Kenda ny vomanga nasesiky ny tanany

Zao ry Andry no vokatry ny fidiavam-bola diso tafahoatra. Anatra ho an'ny zanak'Iarivo : "Aleo ron'anana arahin-tsetsetra, toy izay hena ritra arahin-dromoromo"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0616