Miverina indray ny TTS

1. klitika ( 27/01/2009 16:21)
Toa mampatsiahy ahy ny faha-TTS ny zava-misy, ka nandraisan'ny KUFUMA ny andraikitra tamin'izany andro no famongorana ireto jiolahy
novalian'i rasera ny 28/01/2009 21:02
2. klitika ( 27/01/2009 16:25)
Raikitra ny tsioka sofile fa andeha aloha fa rahampitso indray mitantara raha mbola velonaina
3. sitlo ( 27/01/2009 16:27)
Mila vakiana koa izany ny sinoa hakana sifle fa efa mijaly ny vahoaka.
4. Belami ( 27/01/2009 20:49)
klitika:

Toa mampatsiahy ahy ny faha-TTS ny zava-misy, ka nandraisan'ny KUFUMA ny andraikitra tamin'izany andro no famongorana ireto jiolahy



de hoe samy manomboka @ litera T daholo ve ?
5. rasera ( 28/01/2009 21:02)
marina ny anao. Antso ho an'ny vahoaka. mandehana miasa fa aza lany andro @ izany eo fa tsy i andry akory no hitondra fiovana eo @ fiananareo sady izy anie saribakoly fa ny hafa no mitantana ao ambadika e! Sa hatao sorona eo koa ilay kely io rehefa vita izay ilaina azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0938