Miverina indray ny TTS
1. klitika
(
27/01/2009 16:21)
Toa mampatsiahy ahy ny faha-TTS ny zava-misy, ka nandraisan'ny KUFUMA ny andraikitra tamin'izany andro no famongorana ireto jiolahy
répondu par rasera le 28/01/2009 21:02
2. klitika
(
27/01/2009 16:25)
Raikitra ny tsioka sofile fa andeha aloha fa rahampitso indray mitantara raha mbola velonaina
4. Belami
(
27/01/2009 20:49)
klitika:
Toa mampatsiahy ahy ny faha-TTS ny zava-misy, ka nandraisan'ny KUFUMA ny andraikitra tamin'izany andro no famongorana ireto jiolahy
de hoe samy manomboka @ litera T daholo ve ?
5. rasera
(
28/01/2009 21:02)
marina ny anao. Antso ho an'ny vahoaka. mandehana miasa fa aza lany andro @ izany eo fa tsy i andry akory no hitondra fiovana eo @ fiananareo sady izy anie saribakoly fa ny hafa no mitantana ao ambadika e! Sa hatao sorona eo koa ilay kely io rehefa vita izay ilaina azy.
