izy houn TGV

1. akamatiana ( 27/01/2009 10:13)
mapme be le oul miantso am tel , vaky oun ny sitandiny ao am citic ,supreme center sns , nefa houn izy TGV , kou maninn ra nasina soratra ngezabe oe TGV teo am varavarana dia tsy norobain'ny tarika TGV . Te -hitory houn izy nefa tsitany ze torina ??? mapme kou maninn ra le mpitarika ilay tolona nampisy fandrobana no torina sa tsy mety satria enao TGV ????? Zay le toe-tsaina tssss , MAHEREZA marina ouzz ny olona ee , ary aza tomany fa TGV lol
2. nyavo2000 ( 27/01/2009 10:20)
Kaikerin'ny amboa kely tiany izany e! tateso !

Asaivo aloan'i Andry RAJOELINA ny vola very, iny koa ange nahazo vola be tany à Deba e! tena tia tena loatra mihintsy leiry! ny vahoaka no mihinana ny tadiny i ledala miala pa fotsiny ! aiza ilay adrimason'ny TGV tsy miambina !

jereo ny fitiava-tenan'i Andry: ny tranon'i leiry ihany no asaina hambenana mafy ny an'ny sasany izany voaroba ! k'atao ahoana zava-tiana io ka zakao
3. xxx ( 27/01/2009 10:38)
fa iza no miteny aminareo fa TGV no maniraka an'ireny mamaky?
fa iza no tokony ho tompon'andraikitra voalohany raha misy ny tsy mety? tsy tokony ny lehibe ve?
fa iza no manana andrimaso lehibe afaka miaro indrindra ny vahoaka, tsy ny tafika ve? fa iza no filoha faratampon'ny tafika, tsy Ravalo va? nahoana no tsy arovana ny fananambahoaka sa tetika ambadika indray hanampenamaso ny olona hoe izaho no tena mahavita?
moa va ny kely tsy mba mahazo miteny mihitsy fa ny lehibe foana no mahazo miteny ka raha misy ny fahafahana manohitra de ny kely foana no diso?? azafady, taloha be zany, aoka hifanaja na kely na lehibe.
4. akamatiana ( 27/01/2009 10:44)
tsisy tsy mahalala raxxx fa refa misy ny greve de reny no miseho a, ka ra oul misaina tokony efa ahatakatra izany , refa teo am 13 mai de 13 mai fa tsy entina mandende ny poukna de aveo enao mialapa fotsiny oe zao e zao ee, mbola be ny olona no misaina sy mataka-javatra , efa nentina teto fa samy mahita ny tsy mety aby olona io fa mba tsy miteny , fantatra mantsy ny zavatra iseho de zao zany . Zao ve no atao oe demokrasia ???
5. sajifi ( 27/01/2009 10:57)
Fa elasainy reo zany ve tena misaina!? Inona no mba efa nataon'lisany hoan'ny Firenena? Ny olona mba sensible @tsy fahamarinana indray no lazain'zalahy reto fa tsy misaina. Elaisany no tena vongany, sady fanetriben'ny Firenena: na misy tsy mety aza eo dia iafian'lisany eo fa sao oe lasa any Antanimora angaha... Tsy ilaintsika ny mandevin-jvtr an-tsalaka e. Mila mijoro.
6. andrywui ( 27/01/2009 11:01)
ra tianareo ho fantatra de ny TIM ihany ireny namaky trano ireny ,nanararaotra ny zavanitranga ry zalahy defa niandriandry teny!! tadidio fa mbola nanana teo amin'ny 30%teo ane ny TIM teto Tana raha le eleksio maire no resahana eto!! za tsy manao oe tsy nandroba mitsy ny TGV fa mpamono afo ny TIM no nitarika ireny fandrobana ireny !! fa tsy possible mihitsy oe ny TGV no handoro trano sy handroba mialoha ,fa efa voateny mialoha daholo ireo olona ireo ! nisy fizarana vola 100.000fmg isan'olona maba hanakorotanana teny Andavamamba , Alarobia , Analakely ,Andranomena !! ary ireo olona ireo ireny nitarika fandrobana sy korontana ireny!! NA IZANY NA TSY IZANY EFA AMAM-BOLANA NO NITALAHOANA SY NIANGAVIANA NY PREZIDA MBA HIFANDINIKA,HIFANATONA, HIFAMPIRESAKA AMIN'NY OLANA MAHAZO NY VAHOAKA ,FA AVONAVOM-BAVA ,SY AVONAVON-KEVITRA FOANA NO HAMALIANA NY MPANGATAKA !
7. tsikivy01 ( 27/01/2009 11:24)
Tsikivy aho fa manampanantenana foana leretsy an. Ho vita ihany ny sesintany raha izao no mitohy. Io ary le lazaiko anao, fa raha mba mety mihaino ny hafa dia tsy tonga amin'izao. An'iza ny tsiny sy ny nenina ? Veloma lava any amin'i Tiko any, mampamangy ry Margot sy Magro,... Aiza i Sareraka hitantara azy ? Mbola hisy fitaharana izao tabataba izao; tsy mety fandrobana sy ny fanararaotana. Ampy izaay ny tendrom-po fa tsy aleo hifanatona efa nifampitsapa Hery izay ka samy matanjaka tokoa ! Ny resy tsy ankoraina ny mpandresy tsy hobiana. Samy zanak'i Gasikara daholo isika ! Mahereza leretsy e
8. andrywui ( 27/01/2009 11:45)
raha mba nanaiky nifampiresaka sy nandray tsara ireo akolafin'olona rehetra ny prezida de tsy izao no nitranga (alahelo nikobona ela loatra ny an'ny malagasy! rano feno loatra ka nandrasana hitobaka fotsiny! hitsaka niaretana antaonany maro ka nitrifana rehefa nisy namaha!
9. bozyboleta ( 27/01/2009 12:00)
Fa iza le tsy nety, tsy mety ary tsy hety hifampiresaka?
10. bigmama ( 27/01/2009 12:11)
http://fobfib.ifrance.com/ no site misy le sary may rehetra teto andrenivohitra
11. nyavo2000 ( 27/01/2009 12:12)
Ny ahy aloha rehefa samy alika ka te hiatdy ny mafy dia aleo
OMENA NY TAFIKA NY FAHEFANA "directoire militaire" amin'izay mihinana ny tadiny daholo, mangirifiry ka tsy te hiherika grevy sy korontana intsony.

Dia tsaraina ireo nanao ny korontana
12. andrywui ( 27/01/2009 12:13)
TSY VAO NY tgv NO TSY NEKENY HIRESAHANA FA EFA NY ANKOLAFIN'OLONA REHETRA HATRAMZAY MIHITSY ! NA IREO MPANAO POLITIKA HAFA TSY MITOVY LOKO TAMINY AZA EFA MAROBE NO NAHITA AVOMBAVA SY TENY MAHERY TAO!! FA NY tgv ZANY ANE VAO VOLANA VITSY NO NANOMBOKA VOATENY MAFY TAO E!
13. akamatiana ( 27/01/2009 12:19)
fa iza le tsy mety ifampiresaka am antsoin'i bozyleta e???

mba alaivo ambony alaivo ambany le toe-draraha fa aza manao ijery mamenatra otran'ireo e

nyavo2000 > io mitsy ry se no mety a, amizay reo mpiady seza reo oainina eo
14. andrywui ( 27/01/2009 12:25)
Efa taty aoriana ry akama efa nikatona ny varavarana vao may izy a!! fa ny talohan'izay impiry nilelaka sy nangataka fihaonana!! ARY TSIPIHAKO ETO FA NY OLONA REHETRA EFA TSY NEKENY HIRESAHANA DAHOLO : ROLAND R. ,JENERALY FIDY , HERIZO(f) ,.. IZA NO TSY EFA NAHAZO AVOM-BAVA TAMINY?? AZAZ ODIANA TSY HAY NY TANTARA LASA RY AKAMA A!
15. andrywui ( 27/01/2009 12:27)
ARY TADIDIO FA OLOMPIRENENA MANANA NY MAHA IZY AZY DAHOLO IREO MPANAO POLITIKA TSY NORAISINY SY TSY NASIANA DIKANY IREO !!!! MANANA NY ZO FENO HITENY SY HITSIKERA IREO
16. sivisma ( 27/01/2009 12:51)
Ok @ lé directoire militaire ry avo2000 a!!
Hapetraka mihitsy ny fitsipika aloha : ho an'ny mpanao pôlitika sy ho an'ny vahoaka.RAISO NY FAHEFANA RY MIARAMILA ô!!!!!!!!!
Ampianaro anay vahoaka mihitsy aloha ny atao hoe :Firenena sy ny atao koa hoe Fahaleovan-tena @ zay mba tsy dia lasa miroaroa saina @ ireto goaika antitra sy tia-tena (tanora na antitra) iret tsony.
fampandrosona zany tsy hisy raha tsy ny saina aloha no Vonona.Nofonofy sy lainga raofina daholo izay miresaka demokrasia sy fampandrosoana haingana @ zao.Takonana ny mason'ny vahoaka ary takon'ny fahantrana ko ka dia izay mahay miteny sy be vola sy bôgôsy dia lasa izao.......tssss.Aok'izay.
Raiso ny fitondrana ry Kolonely,Jeneraly na Kapiteny aza moa maninona e??
17. xxx ( 27/01/2009 13:45)
AVOAKA ALOHA IJENERALY FIDY RA MIARAMILA NO TIANA HITONDRA ETO FA TSY ZE OLONA TSY AMPY EXPR MITSY NO ALEFA HITONDRATONDRA FAHATANY EO !! NA JENERALY FIDY NA RANJEVA NA BRUNO RAJOHNSON NA RAMAKAVELO .. ZAY ZAO NO HITA OE METY HO AFAKA HITONDRA EO ANKOATRA ZE MAHAY POLITIKAMPITANTANTANANA TSARA NY FIRENENA EO FA TSY OE REF GRADER DE OUI
18. xxx ( 27/01/2009 14:08)
Kotity kou ve mety izy sa tsa mety hatao Filoha? mety ho lasa henjy be ange iny ra atao Plezidan e!
19. piste ( 27/01/2009 14:12)
Azafady kosa ranamana fa raha RANJEVA dia ario any. Tsy mila olona bibilava izahay. Ary aleo mba miaramila tsy maimbon'ny politika no ho eo.
20. xxx ( 27/01/2009 14:20)
De iza ary no tsy mahay politika zany ho alefa eo ? tsy ampihomehy be ve?? tena ilaina ane ry akama ny politik amin'ny fitantanana ny firenena fa isika no tsy mahay e!!tsipihako aminao fa TENA ILAINA POLITISIANA ny fitondrana firenena!! ka ra tsy mahay politik de aleo miainga any ra ry Rainilita, sy ry Randimbison no alefa eo de aleo tsy asiana filoha!!!
-----FA HONO KTOU OE RY LELETSY A! ERITRERITRA NY AHY TY! ARY RAHA TSY ASIANA FILOHA KTOU MOU EO FA GOUVERNEMENT FOTSINY TSY METY VE E!!!FA SAMY MITADY ANY E! DE NY MIARAMILA NO MIANDRY ZE MANAO BAROFO !METY HILAY AN??? KANY E,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2431