RAIKITRA KOU NY FANDROBANA ANY MAHAJANGA AMINIZAO FOTOANA IZ
1. tsinjo
(
27/01/2009 07:04)
VOALAZANY RADIO ANTSIVA TEO FA MISY KOU NY FANDROBANA NY MAGAZAY LEHIBE ANY MAHAJANGA AMINIZAO FOTOANA IZAO IZA NO TOMPONANDRAIKITRA AMIZAO ?
novalian'i tsiafoi1 ny 27/01/2009 09:17
3. bozyboleta
(
27/01/2009 07:07)
Ka iza ndray moa fa tsy le milaza azy ho mitondra fanjakana @ zao?
4. bozyboleta
(
27/01/2009 07:10)
Raha nande taxi-brousse omaly hariva izy de tonga any tokoa t@ maraina teo.
6. rixes
(
27/01/2009 07:15)
zay mibaiko ny miaramila sy ny polisy tsy hihetsika no tompon'antoka fa iza moa :roll:
7. ni81
(
27/01/2009 07:16)
VOALAZANY RADIO ANTSIVA TEO FA MISY KOU NY FANDROBANA NY MAGAZAY LEHIBE ANY MAHAJANGA AMINIZAO FOTOANA IZAO IZA NO TOMPONANDRAIKITRA AMIZAO ?ny kely loha e!
8. titix
(
27/01/2009 07:21)
Mihinana indray zany ve ny bory satroka any Mahajanga @zao ora izao????
9. tsinjo
(
27/01/2009 07:22)
rixes> ka raha nanetsika an' ireo izy hatrizay de oe mamono olona e, betsaka ndray ny maritiora , aleo zao fantanareo tsara e inn no vitan'i TGV ???
zao ny mpitoul efa nafarana fa tsisy makeny am 13 mei , mbola misy iany nefa no lasa any , olon-kendry ny mpitolona e , sa oul voakarama ndray reo lasa eny am 13 mei reo :-D

10. Bazily
(
27/01/2009 07:31)
Efa mijoalajoala ny setroka ato ka tsy hay na ny Jumbo score na ny magro fa tazan-davitra ny ahy fa mifanitsy ao ihany ilay setroka.
Ny forces armées mba misy mijorojoro fa toa mpitazam-potsiny ry zareo.

11. leboda
(
27/01/2009 08:26)
tsinjo:
VOALAZANY RADIO ANTSIVA TEO FA MISY KOU NY FANDROBANA NY MAGAZAY LEHIBE ANY MAHAJANGA AMINIZAO FOTOANA IZAO IZA NO TOMPONANDRAIKITRA AMIZAO ?
Raha tsy mitandrina dia lasa lavitra ity raharaha ity dia eto isika mianakavy no raisina eto dia maka ny laharana gidany
12. hery
(
27/01/2009 08:28)
Tsisy miaramila hihetsika izany eo...
Saika nety ihany anie ny tanjon'i AndryTGV raha nihetsika ny miaramila e.
Ny tena tetika dia tairina ny vahoaka dia mikomy. Dia tsy maintsy hiaro tena Ravalo dia hitifitra... tahaka ny tamin'ny andron-dRatsiraka. Amin'izay fotoana izay dia victime ilay "vahoaka" notarihan'i AndryTGV.
Nivadika anefa ny tantara satria tsy namaly Ravalo ary tsy nitifitra ny miaramila. Dia lasa mpanafika izany ilay "vahoaka" fa tsy victime intsony.
Dia tsy voafehin'i Andry intsony ilay izy satria tsy araka ny nanampoizany azy.

13. leboda
(
27/01/2009 08:52)
tsinjo:
VOALAZANY RADIO ANTSIVA TEO FA MISY KOU NY FANDROBANA NY MAGAZAY LEHIBE ANY MAHAJANGA AMINIZAO FOTOANA IZAO IZA NO TOMPONANDRAIKITRA AMIZAO ?
Raha tsy mitandrina dia lasa lavitra ity raharaha ity dia eto isika mianakavy no raisina eto dia maka ny laharana gidany amin'ny fahantrana e
14. rabingogilabanga
(
27/01/2009 08:52)
Tsisy miaramila hihetsika izany eo...
Saika nety ihany anie ny tanjon'i AndryTGV raha nihetsika ny miaramila e.
Hery a! ahoana marina le hoe responsabilité aminao e!
ary tsy tifitra ihany anie no azo atao e!
ao ny bomba lacrymogène.
ao ny rano ny pompier atifitra ny vahoaka.
tsy misy TGV any MAJUNGA, FA AHOANA NO MISY ROTAKA?
15. rabingogilabanga
(
27/01/2009 08:59)
sa hiandry hisy ny any tulear, tsy hihetsika ny miaramila? hiandry hisy ny any diego, dia tsy hihetsika Ny governemanta? hiandry hisy ny any Fianarantsoa dia tsy hihetsika Ravalo?
ary raha tsy hihetsika izy dia inona no hatao?
sa rehefa hanakatona ny VIVA, dia mahita miaramila sahy hihetsika sy hifanandrina @ vahoaka? sao tsy mety aryizany tompoko!

16. tsiafoi1
(
27/01/2009 09:17)
Aleo aloa mba ho hitan'ny havany eo ny nataony e....!
Ireo ange na may aza misy assurance daolo e! Miantoka indray zao ny compagnie d'assurance fa tena milliards no tsy maintsy hivoaka ny kitapo après. Bizna avo lenta zany risakaiza a... Fa ny Tena Gasy Vendrana no te hijabaka eo... Maika ny hananika vovonana nefa ny tokonana aza tsy afaka...!!!
Mba misaina ihany woa ry Antananarivo a! Aok'izay ty fitiavam-bola ty ka ny hasin'ny tena no amidy!!!!