Tsy koi fa ny mpianatra sy ny vahoaka maty foana eh

1. xxx ( 27/01/2009 01:48)
Ny eo maty ny eo teraka ihany, ka tsy maninona io fa efa vita kalkiola daholo
novalian'i tsiafoi1 ny 27/01/2009 06:25
2. OoRakotooO ( 27/01/2009 04:02)
Dia ny ray aman-drenin'ela sy ny zanak'ela alefa atao sorona e! Mba misaina vao miteny fa aza keliloha tahak'izany e!
3. tsiafoi1 ( 27/01/2009 06:25)
Ka le mpanao sorona no tokony hotsaraina fa tsy fidin'ny ho an'ilay maty efa voalavage cerveau anie ny ho faty e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6026