Ranonampango

1. xxx ( 23/01/2009 19:22)
Nareo ve mba tia ranonampango asiana siramamy?
novalian'i ainaheri ny 27/01/2009 12:19
2. Koditra ( 24/01/2009 11:00)
Sô dé mbô ty ary lé ranompitiavana ifampitedavana ary @dinika fitiavana ary. :-D :-D :-D
3. soanja ( 24/01/2009 17:08)
Tsia Tompoko!
4. karinah ( 24/01/2009 17:17)
Vary ampango asina siramamy no fanaoko fa rano ampango non! :P
5. Koditra ( 24/01/2009 18:00)
Karinah : Zà ko mbô mpanao an'io refa lé ramaka be tsy misy lôka iny, fa lé ranony alou dé tsy mbola nandramana eh!

soanja : efa nanadrana an'io ranonapango+siramamy io nga enao?
6. karinah ( 24/01/2009 21:32)
Koditra: tsara be aaaa!! :D :miam: :miam: loll
7. Koditra ( 24/01/2009 21:43)
Karinah : itako enao no botrabotra ôtran'io kléaza, lé ventiny io ah, fa lé ranony no mbola endrasana ny valiny any @ Soanja. Sôtsa melou Soanja an! :-*
8. ainaheri ( 26/01/2009 18:39)
Za kou efa nihinana apango asina siramamy fa tsy ranony kosa alou, eo @ 16h eo ny finanan'azy,miam heno ery ny tsirony lol
9. Koditra ( 26/01/2009 18:49)
ainahery : ra tsy efa nisy nisongona :-D
10. ainaheri ( 27/01/2009 12:19)
koditra,zay alou ee,efa samy mihainohaino eo kou lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3981