lasa xxx daholo indray

1. Mirananirina ( 16/01/2009 18:04)
dia ahoana no amaliana raha tsy fantatra ny mpanoratra ilay lohateny e,ilay mpamaly indray raha manao xxx dia tsy maninona.
2. ainaheri ( 16/01/2009 19:12)
Inona mou no ataonao @ forum,hamaly pseudo sa hamaly lohahevitra??????????
3. diamondra27 ( 16/01/2009 19:18)
hihihi
mety arakarak'ilay pseudo zan no hamaliany hevitra akia a
4. ainaheri ( 16/01/2009 19:25)
diam's,slu,mety zay marina angamba hihi,nefa midika inn mou satria afaka mamorona ps izy alohany anokatra dinika d mitovy iany anie zany ee
5. Noue ( 16/01/2009 19:47)
Mirananirina:

dia ahoana no amaliana raha tsy fantatra ny mpanoratra ilay lohateny e,ilay mpamaly indray raha manao xxx dia tsy maninona.
dia mamaly fotsiny akia isika dia ilay xxx mamaky fotsiny koooo


:-D :-D :-D
6. ainaheri ( 17/01/2009 06:01)
ary maninona ato @ ribrika fitiavana ilay dinika ee??
Ny tena marina ry Miranirina refa tsy azoazonao ny mpamoaka dinika sy ny zvtr soratany d aza akana laginy fa dingany fotsiny aaaaaaaa
7. Mirananirina ( 17/01/2009 11:49)
Inona mou no ataonao @ forum,hamaly pseudo sa hamaly lohahevitra??????????

Hamaly ilay olona resahina,amin'izay mba fantatra hoe iza no valiana.
mety arakarak'ilay pseudo zan no hamaliany hevitra akia a

Tsy izay ka,mba fantatra fotsiny hoe iza no resahina sy valiana.
dia mamaly fotsiny akia isika dia ilay xxx mamaky fotsiny koooo

Raha mamaly indray ange no manao xxx dia tsy maninona e,tokony ho xxx daholo ny mamaly.
8. Mirananirina ( 17/01/2009 11:51)
Ny tena marina ry Miranirina refa tsy azoazonao ny mpamoaka dinika sy ny zvtr soratany d aza akana laginy fa dingany fotsiny aaaaaaaa
Angaha moa izaho tezitra fa mba mamoaka ny hevitro fotsiny e,tsara anie ny mifankafantatra na tsy mifankahita ary e.
9. ainaheri ( 17/01/2009 11:57)
.
Mirananirina:
Hamaly ilay olona resahina,amin'izay mba fantatra hoe iza no valiana.

Tsy izay ka,mba fantatra fotsiny hoe iza no resahina sy valiana


Hay ny anao miankina @ pseudo no hamalina hftr,ra tsy azoazonao zany d tsy mamaly enao?? Hafa kely ndray zany
Ny ahy ndray ny hevitra no valiko,na iza manoratra na iza,tsy midika inn amiko zay ps miforona isaky ny segondra any,inn fa tsy mitovy @ manao xxx iany anie zany ee,fa ny anao zany mafatifaty anao mahita ilay pseudo hihihihi
10. Mirananirina ( 17/01/2009 12:33)
Hay ny anao miankina @ pseudo no hamalina hftr,ra tsy azoazonao zany d tsy mamaly enao?? Hafa kely ndray zany

tsy izay mihitsy hoy aho,fa ny hevitra no valiako,fa tsara hoy aho raha mba fantatra ilay olona hiresahana.
11. ainaheri ( 17/01/2009 13:06)
enao ty mafy lou an hihi,vobedy eo f'ataovy,efa oe aza vakina lou zay psny any fa ny zvtr soratany no valio mlay ra interesà,sino dingano fotriny :-P
12. diamondra27 ( 17/01/2009 13:07)
ka mety sekre le izy nge fa mba mila valiny izy e
13. Mirananirina ( 17/01/2009 13:14)
ainahery:malemy loha aho ka,vao mijery ny vavanao aho dia fantako fa tsy hibedy ahy ianao.
Aleo hovana xxL indray e hahahaaaaaa
Diamondra:marina izany,tsy mandiso ireo velively aho,raha izay no tiany.Izany hoe misy tsirony kokoa ny mamaly ilay hevitra raha fantatra ny mpandefa.
14. Koditra ( 18/01/2009 12:05)
tssss, mbola niseho iany ny anarako, adinoko kay ny nanao xxx :-D
15. ainaheri ( 18/01/2009 19:54)
Mirananirina>> naninn anao ndray ny vavako :-D :lol: enao an,....tsy ngozabe aminao ve zany xxL zany :-D :-D :-D :-D
16. xxx ( 18/01/2009 22:37)
Ary raha avadika x y z aux variables indefinis lé kôzy dé aona?
17. Mirananirina ( 19/01/2009 13:30)
tssss, mbola niseho iany ny anarako, adinoko kay ny nanao xxx

efa hoe ataovy XXL hoy aho,dia miafina,hahaha,ny any Koditra X fotsiny ka.
naninn anao ndray ny vavako enao an,....tsy ngozabe aminao ve zany xxL zany

Tsara ny vavanao ka,mety ho be taimbava kely hahaha,blague io an,tsy ngeza amiko ilay XXL ka sa lazainao fa taille36 indray ary aho?
Ary raha avadika x y z aux variables indefinis lé kôzy dé aona?

Dia tena mety ny hevitrao,saingy i Hery tsy hamadika e.
18. ainaheri ( 19/01/2009 15:10)
Mirananirina>> enao miteny an'zany fa refa tena feno marina ilay izy d mivoaka eo @ sofiko ilay tainy :-D :-D :-D :-D
19. Mirananirina ( 19/01/2009 16:04)
inona ry ainahery a? 8O 8O 8O ,soa fa tsy hita ilay sofina.
20. ainaheri ( 19/01/2009 18:24)
hahaha soa iany zany kou,tsy azo aseo ilay sofina ,sao za lazainao be taitsofina eo ndray hihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1107