lasa xxx daholo indray

21. ari.malala ( 20/01/2009 05:36)
vieforce hihihi! kloun
22. Mirananirina ( 20/01/2009 16:02)
Aiza kosa tia hiteny izany aho.Be taimbava tiako tenenina anie ka be vava e,fa tsy be sofina.tsy misy taintsofina ianao ka.
vieforce hihihi! kloun

Inona no tianao hambara ry ari?
23. ainaheri ( 20/01/2009 17:20)
mirananirina>> izy aby zany lol,d be taintsofina zany lasa be marenina :-D:-D:-D:-d
24. kotobekibo ( 20/01/2009 19:29)
Lohateny : Re : lasa xxx daholo indray


Soa ihany fa xxx fa tsy x fotsiny , lasa film interdit au - 18 ans indray manko .
:-P
25. Mirananirina ( 21/01/2009 16:52)
ainahery,tsa izany koa,tsa be taitsofina agnao oooo.
Ba asehoy moa ilay sofina hotazanina
Kotobekibo:Ka izany indrindra hoy aho e,lasa x eto ny iafarany e,soa fa nataony xxx a :lol: :lol: :lol:
26. ainaheri ( 21/01/2009 19:21)
mirananirina>> asehoy alou ny anao ee
27. Mirananirina ( 22/01/2009 16:23)
Eny ary e
28. Papoose ( 22/01/2009 20:01)
Mirananirina:

vieforce hihihi! kloun

Inona no tianao hambara ry ari?


mba azavao hono ny tinao tenenina ry XXXari a!


:-P
29. kotobekibo ( 23/01/2009 16:00)
Mirananirina:

ainahery,tsa izany koa,tsa be taitsofina agnao oooo.
Ba asehoy moa ilay sofina hotazanina
Kotobekibo:Ka izany indrindra hoy aho e,lasa x eto ny iafarany e,soa fa nataony xxx a :lol: :lol: :lol:


izay indrindra manko no ho loooza , sa.... fahasoavana ?:-P
:-D :-D :-D
30. Mirananirina ( 23/01/2009 17:52)
fahasoavana?toa tsy izay ka
31. bounany ( 26/01/2009 08:51)
resakixxx ! :lol: :lol:
32. Mirananirina ( 26/01/2009 16:22)
resakinona????????? :oops: :oops: :oops:
33. bounany ( 28/01/2009 10:02)
resakix oa! x no resaka fa tsy y, tsy z ! variable inconnu de l'équation.Fa ny tsy haiko de ny oe firième dégré ty équation ty 2ème ve sa 3ème? reste à découvrir! d ovina vô hiresaka y ! na z!
34. Mirananirina ( 28/01/2009 13:11)
aleo Z dia vita ny tantara e,na {.} e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0071