misy olona zay any!

1. xxx ( 15/01/2009 15:54)
manaona daoly!

za an vhv,misy olona zay tena tiako b efa niaraka zay,t@ za vo 14ans et on est sorti ensemble pendant 4ans!d efa nisaraka zay,ts aiko na izany fitiavana tsapako ho an'azy zany no tsapan'ny oul ho an'ny grand amour-ny fa tena chui encore amoureuse de lui avec un grand A mintsy,efa samy miaraka @ oul zay fa je resens encore de l'amour pour lui(taiko ny oul miaraka amiko an!)fa izy mbola tena tiako b!

azo atao oe mangataka conseil amnareo iany za fa ra mba misy oul mitovy cas amiko d tiako b ra tantarainy eto!ok

merci d'avance :wink:
novalian'i xxx ny 31/01/2009 14:38
2. Noue ( 15/01/2009 15:57)
tiavo retsy ny olona miaraka @ dry aaa ! dia taovy avec un grand A koa sao dia hisy olana eo nihafarany ka mety ho sahirana eo ndriko na ho fotsidroa eo aaa !
3. xxx ( 15/01/2009 16:02)
ok!merci pour le conseil eh!tiako nge iz fa ts oe ts tiako akory eh!fa le grand A sisa!
4. Noue ( 15/01/2009 16:35)
xxx:

za an vhv,misy olona zay tena tiako b efa niaraka zay,t@ za vo 14ans et on est sorti ensemble pendant 4ans!d efa nisaraka zay,ts aiko na izany fitiavana tsapako ho an'azy zany no tsapan'ny oul ho an'ny grand amour-ny fa tena chui encore amoureuse de lui avec un grand A mintsy,efa samy miaraka @ oul zay fa je resens encore de l'amour pour lui(taiko ny oul miaraka amiko an!)fa izy mbola tena tiako b!
io angamba retsy ilay atao oe sentiment fotsiny no mbola misy @ ndry aaa! fa afangarondry ilay tena fitiavana avec un grand A sy ilay sentiment sa ahoana oy ndry ee ???


5. kotobekibo ( 15/01/2009 18:39)
Ilay ol koa izany lé 1° t@ njy raha azoko tsara , sarotra adino ireny ol ireny fa raha tsy tahak'izay ny fitiavany anjy d mety maty b njy .
Ny tiako lazaina raha ilay azy @ izao fotoana no tiany kokoa noho njy , nefa njy misaraka @ ny an-njy d mety ho votsidroa .
Na koa anotanio mazava izy hoe inn no atao , raha mifanojo d arahaba soa , sinon afohizo sy tsofy rano , efa tsy anjara .
Ny sentiment misy foana fa avadiho fotsiny ny pejy d lasa izao . :D
6. ainaheri ( 15/01/2009 18:51)
ialao ilay miaraka aminao zao ,d tadiavo ilay volou grand A,d @ zay enao tsy mitaintaina tsony lol
Zay iany ny anareo reto ,inona no niarahana t@ ilay faharoa raha nieritreritra an'ilay voalohany? Refa tsy nety d adinoy fa tsy zay no ndé hanintsanana volon-doha,tiavo ny vadina f'iny no anjaranao,mety tena tianao ilay volou fa mety koa tsy anjaranao
7. kotobekibo ( 15/01/2009 19:03)
ainahery > ny ahy izao ilay grand A efa lasa tany aloha b tany , d tsy mety misy A intsony fa petit a foana kouh , ny fihainana tsy maintsy mitohy less a!
Ny lasa momba ny lasa . :-P
8. ainaheri ( 15/01/2009 19:29)
kotobekibo>> natelinao izy sa nataonao inn :-D :-D
9. Papoose ( 15/01/2009 21:16)
jereo tsara ihany aloha fa raha miverina miaraka @ le olona taloha io enao mety tsy hitovy @ fiarahanareo taloha intsony satria mino aho fa efa samy niova ianareo! :wink:
10. kotobekibo ( 15/01/2009 22:24)
ainaheri:

kotobekibo>> natelinao izy sa nataonao inn :-D :-D


tena voatelina tsy fidiny e! ngaha tsy looza :-D :-D :-D

Papoose:

jereo tsara ihany aloha fa raha miverina miaraka @ le olona taloha io enao mety tsy hitovy @ fiarahanareo taloha intsony satria mino aho fa efa samy niova ianareo! :wink:


izany aloha d sur e! sady ref misotro @ vera vaky natambatambatra t@ lakôly mety handratra b noho ny teo aloha aza :D
11. Papoose ( 15/01/2009 23:20)
ka zay sady olona efa samy manana olontiana, sahirana eo fotsiny koa raha tsy manaiky le ray!
12. ainaheri ( 16/01/2009 04:54)
kotobekibo>> kely lotra sa nitsoriaka loatra no voatelina tsy fidiny?? :-D :-D :-D
13. diamondra27 ( 16/01/2009 13:41)
fa impiry tonga kay le grand A
14. mirianah ( 16/01/2009 14:25)
diamondra27:

fa impiry tonga kay le grand A



io mihintsy no saika hanontaniako mba mety ho impiry izany grand A izany no ho tonga raha tena mi existe. D ahona ny amaritanareo izany grand A izany ??? :idea:
15. xxx ( 16/01/2009 15:37)
merci eh!
noue>ts aiko alou ra tena le grand A io na tsia eh!satria mbola tsi nisy tiako miotra azy atram'zay manantena za f mbol oadinoko iz eh!

kotobekibo>izy alou fantatr oe mbol ti ana f ts aiko oe le miarak aminy v tiny no za sa tsi,za ko ts te anontany so d ouaina b,refa miresask fotsny zay d fantatro fotsny oe mbol tiny za f ny quantité sy ny qualité n'ny fitiavany sisa no ????

Papouse>mety marina iany koa alou ny andry,zay no antony tsy anontaniko an'azy sy tsy insisteko hiverina aminy,ra tsy hiverina tsony mo d ef adinoina zany no mety aminy mindry fotoana sisa eh!

diamondra27 & mirianah>le grand A alou mety ça dépend an'le relation iharahana @ oul eh!ra misy tsara2 no teo alou d miverina ndray ny grandA
16. kotobekibo ( 16/01/2009 16:40)
tena sarotra ihany an! sao d diso fanatenana fa tena mangànana ref avy eo .
Fa tsy haiko hoe impiry ilay grand A no tonga aloha e!
ny ahy toa indray mandeha ihany no tena hoe vita b t@-na sipa zà , fa ny fitiavako ny ambony toa sahala dôly :)
17. sakaizakely ( 17/01/2009 10:15)
je resens encore de l'amour pour lui(taiko ny oul miaraka amiko an!)fa izy mbola tena tiako b!


zao ve no atao oe lapsus révélateur
tay kou zany an :-D :-D :-D :-D
18. xxx ( 17/01/2009 10:17)
sakaizakely:

zao ve no atao oe lapsus révélateur
tay kou zany an :-D :-D :-D :-D



:?: :?: :?: :?: :?:
19. Herimiafina ( 17/01/2009 14:44)
Ka ilay voalohany foana anie no référence e! Tsy hainareo angaha ilay hoe ny sipa rehetra mbola mirevy be an'ilay namaky azy voalohany iny foana! :-D
20. Papoose ( 18/01/2009 01:15)
namaky sa mamaky ry herimiafina? :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0931