misy olona zay any!
22. ari.malala
(
20/01/2009 05:28)
Herimiafina:
Tsy hainareo angaha ilay hoe ny sipa rehetra mbola mirevy be an'ilay namaky azy voalohany iny foana! :-D
Ca dépend! raha viol kosa ve no voalohany dia iza no hankafy viol? :?
23. Lejoba
(
20/01/2009 15:11)
hafa ihany ho'aho eeeee, hafa ihany ilay voalohany (l) hoy Ny Ainga izay.
Souvenir no kolokoloinao ry xxx ah. Indrindra mbola fitiavan-jaza be izany 14 ans izany, ny vitanareo tao anatin'izay koa tsy hay. Rehefa lasa ny fotoana dia lasa idéalisé ilay olona. Hadino ny nahasosotra t@ny fa ny soa sy ny nahafinaritra sisa no trandrahinao. Fitaka be vava izany fa ohatry ny manenjika matoatoa.
Hitako teny ambony métro : "deux personnes se retrouvent après une longue absence, elles sont unies par une même histoire, les mêmes souvenirs... les mêmes souvenirs? C'est là que les malentendus commencent." Raha tsotsorina dia samy mahatadidy izay tiany hotadidiana fa tsy voatery ho izay no tena zava-misy marina.
Reveo manja ilay @ izao fotoana izao fa aza mamoa fota-mandry eh. Sao sanatria votsotra eo ny eo an-tanana, ny taloha efa very rahateo.
ari.malala : izaho efa nahita sipa nanambady ilay rangahy ni-viol azy t@ izy 14 ans fa tena raiki-pitia hono ikala. tsy haiko aloha na nahay nampirevy ileiry na ilay sipa no efa mamba fa na izaho aza gaga
Ok? lol

24. xxx
(
20/01/2009 16:00)
ka ra ho tohizako nge le tantara d zao eh!mety hiova kely ihany hvtrareo za io za io zao mbola -20ans,mbola tsisy zany ny 1èr ra zany,mety hiomehy nareo f c la vérité fa izy ftsny tiko b (f nga mo ts maints ze 1èr iany no revena b eo @ fiainana nefa????)
25. kotobekibo
(
20/01/2009 19:38)
Herimiafina:
Ka ilay voalohany foana anie no référence e! Tsy hainareo angaha ilay hoe ny sipa rehetra mbola mirevy be an'ilay namaky azy voalohany iny foana! :-D
reference ?
ieeee!!! mety hoe nofy ratsy taminy koa ilay voalohany fa tsy hoe nilay foana koa an!
26. Papoose
(
20/01/2009 23:14)
xxx:
ka ra ho tohizako nge le tantara d zao eh!mety hiova kely ihany hvtrareo za io za io zao mbola -20ans,mbola tsisy zany ny 1èr ra zany,mety hiomehy nareo f c la vérité fa izy ftsny tiko b (f nga mo ts maints ze 1èr iany no revena b eo @ fiainana nefa????)
tsy voatery mihitsy fa samy manana ny experience-ny io!!! fa de anjaranao no mahita hoe le prime na le farany na le faha valoambivalopolo no tiko njinja!
27. FITAH
(
21/01/2009 08:14)
zao no azoko anampiana anao ry xxx a! efa nanana cas toa anao io aho fa za ndray lelahy fa ny mety de hajao ilay miaraka aminao zao ary raiso ho namana akaiky ilay grand A nao taloha satry tsy hety haverina itsony io fa efa samy nanana ny hanitra hoazy nareo roa akehitriny ka sentiment no sisa mibahana ao atsainao!rhf namana izy mantsy de tsy maratra ny fo fa mbola ao ilay relation taloha fa stile vaova no itondrana azy!zay aloha no nampety ny ahy fa anjaranao ny manandrana e!
bonne chance!
bonne chance!
28. princesseN
(
21/01/2009 15:44)
FITAH:
rhf namana izy mantsy de tsy maratra ny fo fa mbola ao ilay relation taloha fa stile vaova no itondrana azy!zay aloha no nampety ny ahy fa anjaranao ny manandrana e!
bonne chance!
ok!merci f aleo ngamba zay no atao eh!
29. xxx
(
21/01/2009 15:45)
FITAH:
rhf namana izy mantsy de tsy maratra ny fo fa mbola ao ilay relation taloha fa stile vaova no itondrana azy!zay aloha no nampety ny ahy fa anjaranao ny manandrana e!
bonne chance!
ok!merci f aleo ngamba zay no atao eh!
32. ari.malala
(
22/01/2009 09:37)
Lejoba:
ari.malala : izaho efa nahita sipa nanambady ilay rangahy ni-viol azy t@ izy 14 ans fa tena raiki-pitia hono ikala. tsy haiko aloha na nahay nampirevy ileiry na ilay sipa no efa mamba fa na izaho aza gaga
Ok? lol
eh ben... :? hoanà aloha :oops: halako mandrak'ity ny androany ary ra itako aza le oul mety matiko ra amizao fotoana izao!
35. Herimiafina
(
26/01/2009 01:00)
Ny voalohany ihany no tena siora à 100% fa natao tamin'ny fitiavana bambaray, ny ambiny aty aoriana rehetra revy daholo sisa. Tsy resahana ny resaka viol eto!
:^)
:^)
36. mala
(
28/01/2009 01:35)
Ny voalohany ihany no tena siora à 100% fa natao tamin'ny fitiavana bambaray, ny ambiny aty aoriana rehetra revy daholo sisa.
Tsy mitombona mintsy zany. ny ahy zao tena am-pitiavana b nony lé taloha no anaovako anlé androany...vao teo mintsy zany an! ary tsy revy zany fotsiny
za an vhv,misy olona zay tena tiako b efa niaraka zay,t@ za vo 14ans et on est sorti ensemble pendant 4ans!d efa nisaraka zay,ts aiko na izany fitiavana tsapako ho an'azy zany no tsapan'ny oul ho an'ny grand amour-ny fa tena chui encore amoureuse de lui avec un grand A mintsy,efa samy miaraka @ oul zay fa je resens encore de l'amour pour lui(taiko ny oul miaraka amiko an!)fa izy mbola tena tiako b!
lé fitiavana ané ka zavatra cultivé-na io e! fitiavana matotra no teneniko io an fa tsy lé revy fotsiny an
Tsy voasoritra mintsy hoe lé talou na lé amzao no inona-nao ao afarafara ao fa ny ifankatiavanao am lé amzao no tokony ataonao...mlay be ané ra toa ka ananao santimaka be ötran'lé talou zany lé anao zao é...Tonga dé mivöka döro be zany d :* :-*
37. batotoa
(
29/01/2009 21:39)
zao e!
ty ndray zany ny fandinihina misy e:
"eo @ fiainan'ny olona iray ara-pitiavana io teneniko io de indray iany izy no amoureux na manana grand A fa après anzay de fiarahana fotsiny" dinidinio sy fakafakao fa marina izay; donc tiavo ze miarak aminao @zao.

38. laris
(
30/01/2009 08:03)
conseil ho an'i xxx,sarotra be aki zan oe ho pnaman zan a!tong de aza miertrertr anaz tson fa le miark @njy @zao tiavna tsar sad nareo ko ar zan mbola ts nanao ninin ko in no olana?ra oe iz no nsantatra anjy de na mis ol ten tindry az aty aorina de mbol ts adinondry zan,ra ny oe ankahala anaz kos loo az atao fa ts sitrapon'Andriamanitra,fa ra ohatra oe ny anadino azy no tena tanjondry d tsotra fotsn,ze point faibl itandry t@az nandritra zay 4ans zay fon ertreretna!satri ra ten nfankati nareo de tokon ho fatatrnjy oe in ny toetra ratsn de in ko ny toetra tsarany!de ny lehibe ndrindr de ity ankino@TOMPO ny fiainanjy fa izy ts mb hanolo-bato mafana ho anjy mits fa ra itan oe mahasoa de ataon dol.
39. xxx
(
31/01/2009 14:38)
laris:

merci bcp!
:-* :-*