Procès hormone de croissance

1. Zozoro ( 14/01/2009 19:00)
Mba ahoana ry namana isany ny fahitanareo ireto dokotera sy farmaciens hafa-maina tamin'ity fitsarana ity ? Tanora kely daholo ireto maty voan'ny tsy fitandremana ! nisy 117, nefa dia hafa-main Raha olona tsotra fotsiny izao angamba no nanao ireo nataon-dry zareo ireo dia migadra mandra-pahafatiny. Tena tsy laitra ity zava-misy.
novalian'i ainaheri ny 15/01/2009 04:34
2. Noue ( 14/01/2009 19:03)
nanaraka an'io aho fa toa vao manomboka ny fitsarana fa tsy mbola vita eee!mino aho fa tsisy ho afamaina zany oe kooo ! vao manomboka io oayyy !! mbola ho ela vao vita ee! ny tena mpiandraikitra lohany no iny maty iny fa ny ambiny mbola ao daholo
3. ainaheri ( 15/01/2009 04:34)
Oh ry Noue aaa,na izany aza,farafaharatsiny mba oe nigadra 3 mois,tsy zany fa nafahana madiodio........Mandreraka zany ny fitsarana eto frantsa tsi11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2611